Raràna ny manao fitiavana @ vhv tonga fotoana
1. RyAnona
(
12/11/2007 13:22)
Nisy olona maromaro te hitarika io resaka io tao aloha tao raha nanontany ny namana 1 raha azo ataon'ny vhv ny manao sport dia nahodin-dry zalahy sasantsasany ny resaka ka aoka mba hisy hanazava ny antony tsy hanaovana rapport @ vhv tonga fotoana "en regle"
novalian'i miraymel ny 28/11/2007 15:10
2. tovokely
(
12/11/2007 14:27)
Iza no nandrara?
Fa zao, ry anona kosa ve dia hisafotafota @ ra eo e????

3. xxx
(
12/11/2007 15:04)
tsy voarara ny manao firaisana miaraka amin'ny vehivavy tonga fotoana fa miankina amin'ilay couple ihany io araka io voalazan'i tovokely io....raha handoto drap sy hifotsetsatsetsaka eo ve dia tsy mba haritra ny herinadro??????
4. xxx
(
12/11/2007 15:28)
Fahavetavetana eo anatrehan'Andriamanitra zany fa ny zanak'olombelona mo efa tsy laitran'ny bala fananarana de manao² fôna
6. lehilahytsyresy
(
13/11/2007 01:48)
RyAnona:
Nisy olona maromaro te hitarika io resaka io tao aloha tao raha nanontany ny namana 1 raha azo ataon'ny vhv ny manao sport dia nahodin-dry zalahy sasantsasany ny resaka ka aoka mba hisy hanazava ny antony tsy hanaovana rapport @ vhv tonga fotoana "en regle"
Raha resaka medikaly no hijerentsika azy, dia au contraire, io fotoana io indrindra aza no azo antoka indrindra fa tsy misy risque hoe ho lasa bevohoka ilay vehivavy.
Noho izany, ny fanaovana firaisana mandritra ny fadim-bolana dia tsy tokony hisy hatahoran' ny zatovolahy sy zatovovavy izay manao fanabeazan'aizana.
Ny tokony hotandremana fotsiny dia ny fahadiovana.
7. bakozetra
(
13/11/2007 09:21)
salama daholo,
nanaitra ahy ihany ity resaka ity satria raha mba namaky ny msg sasany aho de betsaka ny mitsapatsapa fotsiny fa tsy mahafantatra ny marina @ hoe rarana ny manao firaisana @ vhv tonga F
ka dia izao manaraka izao ny antony andrarana ny rapport @ fadimoblana:
rehefa tonga fotoana ny vhv dia mandeha ra, izany midika,fa misy fery ao anaty ao,na ao @ tranonjaza izany,ka raha manao fitiavana @ io fotoana io de,tsy maninona mihintsy,fa ny olana dia ity,mifampitohy manko ny tranonjaza sy ny lavapory(vagin)izay hidiran'ny lataka(penis)ka rehefa tafiditra ao anaty vagin ilay spz(sperme)de mizotra mankany @ tranonjaza ny lalany,@io ora io anefa misy fery ao @ tranonjaza(uterus),vokany :mety misy spz na tsirinaina tafiditra ao anatin'io fery io,eo no miseho ny olana,satria lasa corp etranger ao @ ilay vatan'ilay vhv ilay spz,marihina fa lalana hafa no tokony handehanan'ny spz fa tsy any anatin'lay fery,
rehefa tafiditra ao anatin'ny vatan' vhv ary ny spz de ,mamorona cela mamono ilay spz ny vatan'ilay vehivavy,,vokatrzany ary ,aty aoriana,isaky ny misy spz tafiditra ao anatin'ilay vehivavy,na dia @ normaly aza,de tsy possible ny hisy fecondation mihintsy,satria, any @ ovule (any @ vatana iray manontolo)efa misy cela mamono spz, lasa tsy miteraka ilay couple avy eo,izany no antony andrarana io zavatra io

8. xxx
(
13/11/2007 09:57)
ôtran'ny sarotra be ry bakozetra zany fanazavanao azy zany fa mba ataovy mazava tsara oe azafady i:oops:
10. bioubiou
(
13/11/2007 10:33)
refa tsy mety d tsy mety tsotra zao fa tsy forcéna e!tsy hoe hitahita teny fotsiny no nahatonga io vanonandro io hoe "fadimbolana" zany hoe FADY!:lol:
11. majakely
(
13/11/2007 11:01)
za marary ny kiboko refa mandeh regle za donc tsy tiko ny manao refa zay sy zay ...sady masika za amireny fotona reny ,8):°)
13. Veloo
(
13/11/2007 13:14)
xxx [ Valio ] 12-11-2007 16:28:45
Lohateny : Re : Raràna ny manao fitiavana @ vhv tonga fotoana
Fahavetavetana eo anatrehan'Andriamanitra zany fa ny zanak'olombelona mo efa tsy laitran'ny bala fananarana de manao² fôna
matao Andriamanitra mandrara misy dikany, izy tsy hanoro zavatra ratsy ho antsika
ary marina io ...
rehefa tonga fotoana ny vhv dia mandeha ra, izany midika,fa misy fery ao anaty ao,na ao @ tranonjaza
bakozetra marina mihitsy izany...
Tsinjovy ny any ariana ry reto fa aza manaonao foana...
14. keyoann
(
13/11/2007 23:55)
xxx:
tsy voarara ny manao firaisana miaraka amin'ny vehivavy tonga fotoana fa miankina amin'ilay couple ihany io araka io voalazan'i tovokely io....raha handoto drap sy hifotsetsatsetsaka eo ve dia tsy mba haritra ny herinadro??????
Voarara tokoa ny manao firaisana @ vehivavy tonga fotoan satria raha ara-pahasalamana mantsy dia mahatonga fiforonana anticorps antisperme ao anatin ilay vehivavy izy io ka mety ahatonga lay vehivavy ho momba satria ny organisme-ny aorian'io firaisana io dia mamono izay sperme tonga ao ka izay no mahatonga le iz hoe voarara ka asakasakareo ry zavavy isany fa prouvé scientifiquement io rankizy a!
15. xxx
(
14/11/2007 03:56)
ary ahoana indray raha manao d tonga tampoka izy, na le manao @ le faramparan' ny règle iny ?
16. sakaizakely
(
14/11/2007 17:02)
rehefa tafiditra ao anatin'ny vatan' vhv ary ny spz de ,mamorona cela mamono ilay spz ny vatan'ilay vehivavy,,vokatrzany ary ,aty aoriana,isaky ny misy spz tafiditra ao anatin'ilay vehivavy,na dia @ normaly aza,de tsy possible ny hisy fecondation mihintsy,satria, any @ ovule (any @ vatana iray manontolo)efa misy cela mamono spz, lasa tsy miteraka ilay couple avy eo,izany no antony andrarana io zavatra io
:roll::roll::roll::roll::roll:
keyoann sy bakozetra
mba omeo hoe ny source na ny étude siantifika nanome ny valin'ny fikarohana momba an'izany fa tena mahaliana
zany hoe mety maha-momba ve ? :roll::roll::roll::roll:
mahita zavatra ...
n'importe nawakkkkkkkkkkk
ny fantatro dia tsy misy manakana ho an'izay tia misafotafota rankena, rehefa azo antoka fa tsy sero+ ny partenera. Mila misatroka foana (preservatif)
17. fijo
(
14/11/2007 20:23)
io le hoe source rediredy ry sakaizakely an;ratra aiza ity resahana eto??????
18. watafon
(
15/11/2007 10:49)
marina fa ftoana azo antoka indrindra tsy aha bevohoka io nefa marina ny voalaza fa mety hitarika tsy fiterahana intsony ho an'lay vhv izy io nohon'ny fiforonan'ny AC anti-spz k asakarakareo iany k!
19. booboo
(
15/11/2007 11:04)
hu ... sambany naheno an'izany indray zà ! tokony ampianarina any am-pianarana kounkou zany fa tsy lay fanisana andro sns fotsiny !!
20. sarobidy
(
15/11/2007 11:19)
12. Mpandefa : Veloo [ Valio ] 13-11-2007 14:14:52
Lohateny : Re : Raràna ny manao fitiavana @ vhv tonga fotoana
Voalaza teo :
xxx [ Valio ] 12-11-2007 16:28:45
Lohateny : Re : Raràna ny manao fitiavana @ vhv tonga fotoana
Fahavetavetana eo anatrehan'Andriamanitra zany fa ny zanak'olombelona mo efa tsy laitran'ny bala fananarana de manao² fôna
matao Andriamanitra mandrara misy dikany, izy tsy hanoro zavatra ratsy ho antsika
ary marina io ...
Voalaza teo :
rehefa tonga fotoana ny vhv dia mandeha ra, izany midika,fa misy fery ao anaty ao,na ao @ tranonjaza
bakozetra marina mihitsy izany...
Tsinjovy ny any ariana ry reto fa aza manaonao foana...
Saintsaino iany eee