Tokelaka ara-pinoana Teo no eo dia haiko!

21. cutie ( 16/11/2007 05:27)
fijo
ao tsy misy mifangalatra zany e :-D:-D:-D:-D
22. ikaretsaka ( 16/11/2007 17:24)
:-Dpasitera sy ramatoa indray ireo an
23. fijo ( 16/11/2007 22:47)
tsy mifangalatra ao ka,ny antsika hiombonana aby izay soa ko;andriamanitra no nanome ka zaraina e
ary manga foana ny lanitra
24. ari.malala ( 22/11/2007 06:45)
:-D:-D:-D:-D
25. tywa68 ( 22/11/2007 20:03)
fijo : :lol:

ari : ataovy ihany fa lasan'i fijo any anie njy e :-D
26. fijo ( 23/11/2007 00:23)
asa rarana hoa ny zaza hanantona ahy
27. ari.malala ( 23/11/2007 07:07)
tywa, tsisy atahorana ka! fantatro izay inoako;)ary matoky ny fitiavany aho:P
28. fijo ( 23/11/2007 23:12)
za anie tsy mifidy mambara e :lol::lol::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0815