Mikatroka
23. ikaretsaka
(
13/11/2007 22:04)
zamanoro:
zamanoro: tena tsy azoko:oops:
Rehefa manao baolina ianao, dia misy ny lohalaharana sy ny vodilaharana, dia heritrereto aloha
Ah ok!
24. melody
(
14/11/2007 11:36)
mbola maizina e, hasio jiro kely indray mande o:oops:
ikaretsaka: hazavao hoe raha hainao no tiany zamanoro lazaina:wink:
ikaretsaka: hazavao hoe raha hainao no tiany zamanoro lazaina:wink:
25. zamanoro
(
14/11/2007 19:21)
Kelly, Io indray ataontsika hoe mitambatra ny rambony sy ny lohany
Melody: mba noforoniko fotsiny iny ka. ..
Rehefa manao baolina mantsy dia ny lohalaharana no mpanafika, ary ny vodilaharana no mpiaro. Dia rehefa manafika ianao dia mifampikatroka amin'ny vodilaharana ankilany foana, sartia ireo tsy hanaiky anao hitondra ny baolina ho faty foana.
Efa mazava ve izay

26. melody
(
14/11/2007 22:02)
kay resaka lhl sy ny bôl, izay no tsy nazahouko azy:-D:-D:-D misaotra nanazava e!:-*