Mikatroka

1. zamanoro ( 10/11/2007 21:33)
Inona ary izany: Mifampikatroka ny lohany ny voudiny?
novalian'i melody ny 14/11/2007 22:02
2. melody ( 10/11/2007 21:36)
hmmm afa-po sahady:oops:
3. zamanoro ( 10/11/2007 21:36)
Aoka aloha eh
4. melody ( 10/11/2007 21:50)
:-D:-D:-D
5. Stretch ( 11/11/2007 09:11)
tsy le lavitriny lohany tsony zany klé :P
6. melody ( 11/11/2007 10:47)
ela lôtra ilay suspense ry zamanoro a!:-P
7. pissoa ( 11/11/2007 11:42)
valala ? :roll:
8. kiadi ( 11/11/2007 14:26)
tsy tadidiko
9. zamanoro ( 11/11/2007 18:30)
Tadiavo aloha hoe inona no atao hoe "MIFAMPIKATROKA" Dia rehefa manao ahoana sy manao ahoana no mampiasa io teny io?
Dia hitanareo oazy io
Mazotoa eh
10. sitlo ( 11/11/2007 22:59)
tomobil nifandona ve?
11. ikaretsaka ( 12/11/2007 03:45)
69?
12. zamanoro ( 12/11/2007 03:56)
Stilo
Saika marina, azo omena isa ianao, saingy ilay izy mifandona no nahavoa azy
Ika
tena mpilalao daomy marina ianareo ka dia manisa hatrany amin'ny 120 no tanjona. Saingy ny 69 tsy mifampikatroka fa mifampilelaka
13. melody ( 12/11/2007 07:29)
Saingy ny 69 tsy mifampikatroka fa mifampilelaka
=))=))
14. kiadi ( 12/11/2007 17:03)
fa manin ny 69 ?
15. melody ( 12/11/2007 20:25)
hanontanio i zamanoro=))=))
16. kiadi ( 12/11/2007 20:44)
ka manin raha injy no manoro
17. zamanoro ( 13/11/2007 03:55)
Aleo omeko ary ny valiny eh
Mpilalao baolina fa tsy hoe mpilalao vaonina akory ry Ika a
18. melody ( 13/11/2007 08:22)
zamanoro: tena tsy azoko:oops:
19. zamanoro ( 13/11/2007 14:44)
melody:

zamanoro: tena tsy azoko:oops:


Rehefa manao baolina ianao, dia misy ny lohalaharana sy ny vodilaharana, dia heritrereto aloha
20. pissoa ( 13/11/2007 19:11)
:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2526