Ny zavatra vita sinoa .......
21. bozyboleta
(
15/11/2007 04:53)
Ny ankamaroan'ny entana amidy eran'izao tontolo zao tokoa de vita avy any Sina daholo.
Arak'ireo voalazan'ny namana retra reo, misy manara-penitra fa misy de tena hala tahaka be. Na ny piraty aza mbola misy manao piraty ihany koa. Misy ataon-dry zareo hoe real fake sy fake fake.
Any misy mpivarotra electronics, misy zay ilaina retraretra de refa hividy ny olona de anontaniana hoe inn ny marque tinao atao eto. De apetany fotsiny.
Reny no vidian'ireo mpanao bizn gasy sy afrikana sy karana aty @ tanĂ na. Ny phone ohatra amidy @ kilao.
Jereo fotsiny ny design ny entana eny @ mpivarotra fa mitovitovy daholo nefa ny marque samihafa.

22. soanja
(
15/11/2007 14:38)
Bozyboleta> Marina tokoa io.
Araky ny sinoa ny fitiavana na fimatimatesan'olona amin'ny brand names na marque fotsiny fa izay product any tsy olana na tsara na ratsy.
Izay no mahatonga ny designers tezitra sy manenjika ireny mpanao asa piraty ireny satria tsy hoe ny volany very fotsiny fa ny anarany na ny tombokasen'ny asany mipetaka amin'ny zavatra tsy dia misy ilana azy loatra ihany koa dia simba.
Marina fa mora ny famokarana any Sina ary tena azoko lazaina fa mi-save vola tokoa izany saingy in the long run ianao mpamorona na mpampamokatra ihany no voa satria vetavetainy ny zavabitanao ary mitondra amin'ny fahasimbana tanteraka ny planina rehetra tianao atao amin'iny produit iny.
Koa ny hafatro dia raha mbola azonao atao tsy mampanamboatra zavatra any Sina na Asia dia EZAHO. Betsaka ny toerana hafa afaka mamokatra indrindra ka asa-tanana, raha vidianao any Sina daholo ny akora raha tsy misy any, nefa tsy dia atahorana: Peru, guatemala, El Salvador sns...
Mety lafo ny mahavita an'io saingy kosa hitondra filaminantsaina sy valeur ho anao sy ireo izay hisalotra ny asanao.
Ny tsara indrindra moa dia ny fahavitana izany any amin'ny tanindrazanao satria sady vola ilay izy no rehareha!