Ny zavatra vita sinoa .......
1. lemenakely
(
09/11/2007 14:42)
Fanontaniana manitikitika ny saina : tokony hatahotra ve isika raha mividy entana vita sinoa ? ny zava-mahagaga mantsy dia toa presque MADE IN CHINA daholo izao ny entana rehetra raha mividy téléphone portable SONYERICSSON ianao dia sokafanao MADE IN CHINA ilay portable ..mividy amplificateur SONY ianao MADE IN CHINA ilay soratra , mividy écran ordi SAMSUNG ianao nefa hita ao ambadika MADE IN CHINA...Mividy GPS MIO ianao mbola MADE IN CHINA koa ny soratra ao ambadika ..Porofo izany fa mahay zavatra ireto kely maso ireto fa tsy azo tsinotsiavina mihintsy ..tena DRAGON de l ASIE mihintsy angamba no azoko ilazàna azy ireto fa dia na ny Amerikanina na ny europeanina dia manafatra entana sy manao business any @ ry zareo daholo ...
novalian'i soanja ny 15/11/2007 14:38
3. lemenakely
(
09/11/2007 15:09)
ary maninona no atao xxx ry sipa ah! tsy aleo ihany ve ny gasy e ny gasy ihany no matsiro e :-D
4. xxx
(
09/11/2007 15:18)
tsy hoe refa vita sinoa ange dia ratsy dool e!
fa ny mandreraka dia ny vita sinoa bonne kalité alefa any amin'ny firenena manankarena fa ny vita sinoa votany mora simba kalité ambany indrindra alefa any amin'ny firenena mahantra toa an'i madagasikara:x

6. lemenakely
(
09/11/2007 15:24)
MARINA IZANY E...fa indray mandeha hoa somary nampihomehy nisy chaîne ngoza be tery SOARANO akaikin'ny pochard iny magasin sinoa ilay izy ..mbà nasaina nohenoina ilay izy marina tsy ny graphophone aza mbola tsara... ny vidiny kosa aloha 75.000fmg eny e fa raha any ambanivohitra kosa aloha mety ho be ny mpialona fa dia hanaovana bal jiro mena e refa lany ny petrole @ groupe dia ravàna hihihi ....
7. niryna
(
09/11/2007 21:34)
xxx:
tsy hoe refa vita sinoa ange dia ratsy dool e!
fa ny mandreraka dia ny vita sinoa bonne kalité alefa any amin'ny firenena manankarena fa ny vita sinoa votany mora simba kalité ambany indrindra alefa any amin'ny firenena mahantra toa an'i madagasikara:x
Na izay noeritreretana hoe tsara aza dia mbola ratsy be ihany ka,vao raisina dia mipitika ery.
Mahay mangalatahaka amin'ny zavatra rehetra izy,poketra,fehikibo,famantaranandro,kiraro sy ny maro.Ny olona mpanan-karena koa dia mividy ireny faux ireny dia tsy misy mahalala fa heverin'ny hafa fa ho lafo ihany :lol:
8. ikaretsaka
(
09/11/2007 22:44)
arakarak'ilay norme sy fepetra enjehina io..
misy zavatra namboarina tany chine fa voa arany daholo sy mi pass ny normes sy ny fepetra rehetra takian'ilay tena tompon'ilay marika, dia mandeha ary amidy any @ magazay lafo aza.
fa misy ny foska sy ny tsy manaraka normes (bootleg sy knock out) de eo ianao no raisina

9. xxx
(
09/11/2007 23:26)
io voalzan'ny ikaretsaka io no tiko lazaina etsy ambony, misy ny vita sinoa fa tena tsara.
fa ny vita sinoa ilay mipitika eny am magazay ordinera no hamidy ny etana.
fa ny vita sinoa ilay mipitika eny am magazay ordinera no hamidy ny etana.
10. patrick2002
(
10/11/2007 01:11)
ka ie zany izy hoe sony , made in china kou ,i sony ihany anie izany no manao azy eh! technologie ny sony daholo ny ao hatramin'ny robot manamboatra azy fa ny main d 'oeuvre fotsiny no sinoa ,heverinareo fa tsy milay moa ireny akanjo hataon'ny zone franc any dago ireny ,hamidy @ mangazay ngeza any europe sy amerika .
11. soanja
(
10/11/2007 03:27)
Ny zavamisy dia karazany roa ny zavatra vokarina avy any Sina;
-Ny iray izay novokarina ary araky ny voalazan'i Ika io ka iny anefa dia efa voafetra sy araka hoe aiza avy no andehanan'iny vokatra iny. Matetika mantsy ny mpampamokatra dia avy amin'ny firenana tandrefana ary ny entana vokarina dia mifandraika sy efa vita planina mifanaraka amin'ny hivarotana azy na ny mpanjifa hampiasa azy sns ...
-Ny iray indray dia mitovy tsy misy valaka ny endriny fa ny akora nanamboarana azy no tsy mitovy ka ireny no misy ilay mora simba satria ireny no PIRATE na fosika. Matetika anefa dia ireo no mankany amin'ny firenana mahantra satria ireo no voavidintsika mpanjifa any.
Ny antony dia resaka ekonomika daholo. Ananan'i Sinoa ny fahaizana mamita asa, ny kalitao sy ny antsipirihany satria efa ela izy dia efa manan-talenta amin'ny asa tanana na hafa, mangalatahaka koa hainy, nhy fitoavana sy ny akora ary farany tena smart ry zareo na maranitra ara-tsainy tokoa satria fantany ny zavatra tadiavin'ny olona amin'ity fiainana ity.
Ka ny valiny dia hoe taiza ianao no nividy le entana raha nividy azy no ahafantarana ny hatsaran'ilay entana.

12. sarobidy
(
10/11/2007 12:23)
za manokana aloha tsy ti zavatra vita snou zany e, vola arina fotsiny, tsy ny sinoa no tsy tiko fa ilay zavatra vita sinoa, sao misy mamadika eo ndray :-* le resaka :lol:
tsiky dia ampy :D
tsiky dia ampy :D
13. koffman
(
10/11/2007 13:25)
ny saintsika koa no efa voa @ le zvtra vita sinoa e, taloha isika rah manafatra an'ireny entana vita sinoa ireny de le vita sinoa "PIRATE" , fa izao efa mba misy ihany ny entana vita sinoa @ le qualité tsara tonga aty, samy misy an'izy roa izao no tonga eto dago, fa de ny vidiny sisa no hahafantaranao azy rah mbola tsy eny ampelatananao le izy.
15. sakaizakely
(
12/11/2007 09:12)
vita sinoa tsy hoe ry zareo loatra no manampahaizana, fa ny orinasa no any, ary ny azo ambakaina ry zareo satria kely dia kely ny karamany miohatra @ vidin'ireo mpiasa any @ tany mandroso, dia mihazakazaka any daholo ireny grandes marques ireny any Sina no mampamboatra na appareils technologiques na kilalao na ankanjo sns...
Dia araky ny voalazan'i Soanja sy Ika hoe manaraka normes de qualité daholo ny ambaratonga fanamboarana rehetra ary azo antoka ny vokatra vita. Saingy misy "vidiny" ny fanarahana ireo plans de qualité ireo.
Rehefa manao piratazy ry zalahy dia tsy manaraka ireo fa vitavitainy @ fakantahaka eo, izay hahamora ny vidiny fotsiny dia tsy mitovy ny qualité-ny.
Matetika ny entana piraty dia tsy tonga eny @ toerampivarotana any @ mangazay "distributeurs agréés", fa hitanao eny @ sisitosy na amidy anaty palitao any.
ny produits de marques koa dia misy Service Après Vente (agréé) maimaipoana, ary misy vidiny koa izany.
Mila mitandrina izany @ entana vita sinoa

16. RyAnona
(
12/11/2007 13:31)
Tsy henonareo angaha fa nisy 13 ny ankizy tany Amerika sy Australia @ izao fotoana izao eo am-pialan'aina noho ny kilalao avy CHINE ka dia anjaranao no miheritreritra hoe hatraiza ny gfahaizan-dry zareo fa reko koa fa anaty ny entany ireny indray izao no asiany drogue ka ahoana hoy ianareo @ io hevitra io?
Tsy fantatro koa raha mba fantatrareo fa ny sinoa no tena mpanavakavam-bolon-koditra indrindra ary faha 2 @ io izy fa ireny efa hitanao miaraka @ hafa lokon-koditra ireny efa tafavoaska any izy ary matetika koa tsy tena fitiavana ireny fa fanalany azy ary ny sinoa koas no vetaveta indrindra avy any avokoa ny 70 % ny porno.

18. ikaretsaka
(
13/11/2007 12:56)
mora sy mahavita betsaka ny main d'oeuvre any shinina nohon'ny habetsany
20. lembelo
(
14/11/2007 14:04)
Nandalo taty Frantsa mamanay, dia rehefa nanontaniana hoe inona no mba voan-dalana tianao entina mody, dia hoy izy hoe milina "Singer" fa ireny ihany no matanjaka, fa raha any Madagasikara dia milina sinoa no betsaka eny Behoririka, ka mora simba.
Dia nentinay nijery magazy "Singer" ao Paris, dia nisafidy; Dia ilay milina "Singer" ........made in China.
Dia nentinay nijery magazy "Singer" ao Paris, dia nisafidy; Dia ilay milina "Singer" ........made in China.