Misaotra Tôty !!
1. mabloo
(
09/11/2007 13:43)
tsy ho adino mandrakizay ianao !!
mankasitraka tanteraka !!
mandria am-piadanana !
http://www.dailymotion.com/video/x2nj9g_toty_music
ho an'izay tsy mbola mahalala azy !

novalian'i sylvana ny 13/11/2007 20:55
2. mikavao
(
09/11/2007 16:44)
Miombon-kevitra tanteraka amin'ise aho ry Mabloo satria tena azo isaina amin'ny tanana ny olona toa an-dry Tôty tamin'ny toetrany:
-Tena ikoizana amin'ny fahaizana :D :D kanefa TSOTRA sady MANETRY TENA FATRATRA rehefa mifandray aman'olona :wink::wink: ary mizara sy mampianatra amim-pitiavana, raha vao misy sehatra ifanakalozana!!! Tsy mba tahaka ny gasy sasany, ikoizana saingy "INABORDABLE", tsy mety na te-hizara fa avona no hita eo aminy raha mba te hiantso azy...
OK! OK!

3. Optik
(
09/11/2007 19:58)
Mikavao < Marina izany
Anisany tena nampiavaka an'i Tôty ny fanetre-tenany sy ny fahatsorany. Ataoko fa raha olona hafa no nanana ny fahaizana nananany dia tsy ho toy izany ny fihetsiny @ fifandraisana sy ny fisehoana.
Na ny anarana nisalorany aza dia tena tsotra: Tôty ;
tsotra kanefa mahafinaritra ny milaza sy mihaino azy.
Ny mozika niangaliany dia toy izany koa: lafatra , tsy mba misy filirony.
Mankasitraka Tôty
Manaja
Misaotra
Mandria am-piadanana.

4. sylvana
(
13/11/2007 20:55)
Miombom-pahoriana sy mankahery ny fianakaviana manontolo Rasamy mirahalahy avy.Mahereza ra-Cré.