Fidio ze tianareo vehivavy
21. cutie
(
10/11/2007 23:14)
Mpandefa : melody [ Valio ] 10-11-2007 23:35:47
Lohateny : Re : Fidio ze tianareo vehivavy
cutie: aleoko ny ahy ilay tsy mampidi-bola fa ilay mpiloka ange mandany vola e, rehefa tsy manambola izy tsy afaka mankaiza no tsy tiany sipa ihany koa fa tsisy sôsy, hihihihi
manambola izy matoka mpiloka ka :-D:-D:-D:-D
22. naughtyboy
(
11/11/2007 10:20)
bioubiou:-Dra misy ny sipa normal de misy foana ny bandy normal na saropiaro kely aza ndray2
23. endrika01
(
11/11/2007 11:22)
Manakory ô!!!!!!
Za zany tia hanindry kely ny fanotaniana napetrak'i
ronaldo09:lol:Andao ary ampifamadihana indray ny
fanotaniana,tsy ho anay Andriambavilanitra le izy,fa hoanareo LEHILAHY"ny fanotaniana napetrakao tsy misy miova fa ny viavy ndray zany zao no resahina.Misy sipa mamolava,piloka,mamono lehilahy,tsy andalovana
,saro-piaro,de mba ahoana ny tena sentiment nareo bandy @zay?:lol::lol::lol:

25. yah
(
12/11/2007 04:41)
aleoko ny ahy sipa mpamono vady nefa mamo lava @izay malemilemy izy de iza tsony no voavonony eo?
-bioubiou>raha te hijery bandy normal enao de ndao isika hiaona fa ny bandy tena norm be:-D:-D:-D:-D:-D

26. la
(
12/11/2007 04:48)
yah> hors sujet enao fa ny sipa no misafidy fa tsy ny bandy, sady jere ty fitiava-tena sode tsy rariny 8O8O8O:?::idea::idea::)
27. sakaizakely
(
12/11/2007 09:25)
tsisy ilaivana azy daholo izy izany ? tsy maintsy fôpla otran'izao daholo angaha nareo lhl ?
samy tsisy tiko
nenà aleoko lhl miteny firantsay :-D:-D:-D:-D:-D
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m471c9e8e24a06#m4734776e8b91c

28. reve
(
12/11/2007 10:49)
Za zany tia hanindry kely ny fanotaniana napetrak'i
ronaldo09Andao ary ampifamadihana indray ny
fanotaniana,tsy ho anay Andriambavilanitra le izy,fa hoanareo LEHILAHY"ny fanotaniana napetrakao tsy misy miova fa ny viavy ndray zany zao no resahina.Misy sipa mamolava,piloka,mamono lehilahy,tsy andalovana
,saro-piaro,de mba ahoana ny tena sentiment nareo bandy @zay?
merci endrika01 fa de hamaly tokoa ny bandy nena aleoko sipa mamono satria kapokapok'olon tina hono ra marary hiafina. hi!hi!:P(l):}:*

29. melody
(
12/11/2007 13:10)
nena aleoko sipa mamono satria kapokapok'olon tina hono ra marary hiafina. hi!hi!
hiafina hatraminy tontondry sy daka ihany koa ve? romantika be izany reve izany kity:-D:-D:-D
30. endrika01
(
12/11/2007 13:18)
Sô de mbô tsy lasa kosa zany é,zay veivavy zany de ataonareo ho fanaka mamely foana!!!Itondrako balance eo anié e!!!
31. endrika01

33. yah
(
13/11/2007 04:17)
la> ka le fanotanina efa nifamadika ange io novaliko io e!
tia tena @aôna ko za zao ny tenanay aza efa mbô nisafidy t@ ireo toetra ratsy be ireo ko:-*:-*:-*