Fidio ze tianareo vehivavy
1. ronaldo09
(
09/11/2007 12:48)
O ry andriambavilanitra a!Fidio zay tianareo :Bandy mpiloka ve sa bady midaroka vady sa bandy saro-piaro sa bandy mamolava sa bandy tsy andalovana sa bandy tsy mpampidi-bola an-trano ?
Zao anakiray ihany no safidina fa tsy azo atao ny hoe samy tiako na samy tsy tiako !
Zao anakiray ihany no safidina fa tsy azo atao ny hoe samy tiako na samy tsy tiako !
novalian'i yah ny 13/11/2007 04:17
2. la
(
09/11/2007 13:06)
Ra izah de aleoko miaritra an'ilay saro-piaro satria iny na ita ary we fitiava-tenany no betsaka de azo eritreretina ihany hoe tia anah izy:lol::lol::wink::wink: fa le sasany tsy lasa fa ny vola no ozatry ny fiainana de tsy apidi-bola ve fa sanatria lany hilokana na ho lany amin'ny vehivavy hafa any ivelany na ho lany amin'ny toka de avy eo refa mamo de hidaroka amizay tena tsy rariny an!!:?::?::idea::idea:
3. ari.malala
(
09/11/2007 13:07)
film efa nande io ry ronaldo fa le valinteny tsy ekenao no omeko, samy tsytiako!:-D:-D:-D:-D:-D
4. ronaldo09
(
09/11/2007 13:32)
An!an!an!Ny ahy ange resaka ankety fotsiny satria mila manao rapport momba an'io aho amin'ny semaine ambony (resaka sosiolojia)!
Ny theme kely dia ity :Ny vehivavy malagasy sy toka-trano ka izay no nanaovako io lohateny io toy izao
Ny theme kely dia ity :Ny vehivavy malagasy sy toka-trano ka izay no nanaovako io lohateny io toy izao
6. bioubiou
(
09/11/2007 14:04)
xxx:
tsy misy hoe "bandy normal" angaha ao anatin'ilay choix ?
taiza mitsy moa no nahitana bandy normal zany?:-P
ra samy hifidy iany alou d lé saropiaro koa no azo leferina e!ra tsy hoe nga hoe lé bandy midaroka d mianatra miady otran'lé tam film J-lo iny d combat foana e!:lol:
7. xxx
(
09/11/2007 15:22)
fa angaha voatery tsy maitsy hifidy, hita izao fa tsy hisy hifidy na ny iray amireo aza.
9. pissoa
(
09/11/2007 15:33)
ronaldo09:
O ry andriambavilanitra a!Fidio zay tianareo :Bandy mpiloka ve sa bady midaroka vady sa bandy saro-piaro sa bandy mamolava sa bandy tsy andalovana sa bandy tsy mpampidi-bola an-trano ?
Zao anakiray ihany no safidina fa tsy azo atao ny hoe samy tiako na samy tsy tiako !
bandy saro-piaro ! :-D:-D:-D:-D:-D
10. endrika01
(
09/11/2007 16:38)
Ny ahy aloha samy tiko daôly é,satria ny tokan-trano fianarana anzay tsy ampy tany an-tsekoly.Matoa ny vadinao miloka,mety misy ny tsy fahampiana ao an-tokan-trano ezaho vahana ny olana de tsy miloka tsony izy,tsy mamolava,tsy mamono,le oe tsy andalovana ihany koa hoatr\'izay;mety ny olon-tiny tsy mba tia karokaroka,liam-pivoarana de sorena be léry de lasa izy mitety ireo voninkazo.Anjaran\'ny vehivavy ny mitondra ny baolina,aza de mitaraina foana fa mila effort,mety enao nifidy le saro-piaro satria tsy tia an\'ilay mamono nefa tsarovy koa fa ny hasaro-tapiaro diso tafahoatra miafara amin\'ny famonoana.Ka ny safidiko de izy reetra misy ampisehoko amin\'ny manodidina ahy fa izaho no mitondra ny baolina,lalaoviko ny sehatra ary tsy maintsy azoko ny fandresena!!!!
11. xxx
(
09/11/2007 22:36)
izany an! io ve tsy ho fitiavan-tena be! dia tsy hisy marimaritra iraisana mitsy izany fa tonga dia hoe hande hanao an'izao sy izao, tsy mba hitady vaha-olana fa tonga dia hoe andeha hiloka na hitady vonikazo hafa...mbola tsy ampy traikefa i endrika:-P
12. keyoann
(
09/11/2007 22:56)
Za koa aloa mitovy hevitra @ la koa satria aleoko ihany miafy @ le saro-piaro satria afaka hifanaovana io sady ny olona rehetra anie samy somary saro-piaro fa samy manana ny fetrany fotsiny.
13. reve
(
10/11/2007 10:58)
Na de bandy aza za de hamaly ihany hoan'i bioubiou:
misy ihany ky ny bandy normal a! fatsy hoatran'ireo daholo akory !:P de bravo hoan'ni endrika01 fa zany no toetsain'olona tena tia(l)!
tsy misy ahafoy
toy izay nomeko anao
na afaka hanambara f'izao tsy tia anao
hafoiko hatramin'ny aiko
raha ilaina ho anao......:}

14. xxx
(
10/11/2007 11:18)
tsy dakaoro manena ny fitiavana mihitsy ny conneries rehetra ka na nisy aza ny tena fitiavana rehefa tsy hanjary hipitsio ooooo!
15. bioubiou
(
10/11/2007 11:39)
reve:
Na de bandy aza za de hamaly ihany hoan'i bioubiou:
misy ihany ky ny bandy normal a! fatsy hoatran'ireo daholo akory !:P de bravo hoan'ni endrika01 fa zany no toetsain'olona tena tia(l)!
tsy misy ahafoy
toy izay nomeko anao
na afaka hanambara f'izao tsy tia anao
hafoiko hatramin'ny aiko
raha ilaina ho anao......:}
:^) inona ara hoe ny definition an izany hoe "bandy normal"?:-P
16. rapala
(
10/11/2007 17:43)
an2, izaho efa nandalo teo @ ilay bandy saropiaro fa tena tsy mampi-te-hamerina intsony, samy mampiasa loha daholo.... saropiaro lôtra i lery ka enao fôna no mahazo blem dia lasa ambany ihany koa ny moraly-nao dia manjary very hatraminy self-esteem mihintsy.
Aleoko ny ahy, raha tsy maintsy mifidy ihany dia ilay tsy mampidi-bola, satria izaho afaka miasa mandrapà, dia ferana ny depensen'ilery rehefa tsy mampidi-bola izy ka tsy afaka miliba satria izaho no mitantana ny vola 8) vao miasa mampiakatra moraly be:P

17. simplex
(
10/11/2007 21:33)
fanotaniana kely,
inona kay ny dikan'ilay hoe lelah tsy andalovana e? :P
ra za ny vevavy bandy midaroka no safidiko. Avela izy hidaroka, dia mba maty maritiry :)
=> hoany an-danitra :P
;-)
18. cutie
(
10/11/2007 21:53)
hihihihi rapala , ny ahy akia tsy mila an'zany bandy saro-piaro zany , fa aleoko njay ary le mpiloka, manao ze danin'ny kibony any ivelany any tsy raharahako :-D:-D:-D
19. melody
(
10/11/2007 22:35)
cutie: aleoko ny ahy ilay tsy mampidi-bola fa ilay mpiloka ange mandany vola e, rehefa tsy manambola izy tsy afaka mankaiza no tsy tiany sipa ihany koa fa tsisy sôsy, hihihihi
20. keyoann
(
10/11/2007 22:42)
reve:
Na de bandy aza za de hamaly ihany hoan'i bioubiou:
misy ihany ky ny bandy normal a! fatsy hoatran'ireo daholo akory !:P de bravo hoan'ni endrika01 fa zany no toetsain'olona tena tia(l)!
tsy misy ahafoy
toy izay nomeko anao
na afaka hanambara f'izao tsy tia anao
hafoiko hatramin'ny aiko
raha ilaina ho anao......:}
ontsay e! manao declaration d amour ve reve zany e?(l)(l)(l)