fa inn no tombonstoa azo avy @ fahafatesana?
21. cutie
(
10/11/2007 05:22)
[quote]raha ny finoako no lazaiko dia izao:
raha maty sy voavela heloka enao dia Fiainana Paradisa mandrakizay no tombotsoa, raha maty tsy voavela heloka kosa dia fahaverezana no hitondrana anao.
mandeha mitsy zany famakian'i salmo baiboly zany :-D
de ahoan ndray reny zaza maty reny zany , de tsy voavela heloka de we any @ fahaverezana.
Zay le tsy mety :-w:-w:-w:-w

22. cutie
(
10/11/2007 05:24)
Bosista> tsy maintsy mandalo fahafatesana ny famonjena satria izay ilay planin'Andriamanitra... raha tsy maty Kristy tsy tanteraka ny famonjena satria ny fahafatesan'i Kristy no manambara ny fahafatesan'ny ota sy fahatanterahan'ny sorona nanomezana ilay zanak'ondry tsy misy kilema... ary ny fitsanganany tamin'ny maty no manambara ny fandresena faratampony ilay fahavalo...
"fa naharihary ankehitriny tamin'ny nisehoan'i Kristy Jesosy, Mpamonjy antsika, Izay nahafoana ny herin'ny fahafatesana, ka ny filazantsara no nampisehoany mazava ny fiainana sy ny tsi-fahalòvana mandrakizay;" II Timoty 1:10
Ny tombotsoa azo amin'ny fahafatesan'i Kristy dia ilay famindrampo sy famelan-keloka feno nomena ny olona ka ananany antoka ny amin'ny famonjena raha toa ka inoany izany... ny tombotsoa azo amin'ny nitsanganany tamin'ny maty indray dia ilay antoka ny amin'ny fiainana ho avy ka iarahana miaina Aminy rahatrizay...
mazava :lol:
23. cutie
(
10/11/2007 05:25)
Azo jerena tsara anefa ny eo ampovoan'io hoe amin'ny fotoanan'ny ahoana ny olombelona iray no tokony hofaty ary ahoana ny fihevitr'Atra momba izany.
hazavao kokoa ry soanja fa za liana :)
24. koffman
(
10/11/2007 06:09)
cutie:
de ahoan ndray reny zaza maty reny zany , de tsy voavela heloka de we any @ fahaverezana.
Fa inona moa kay ny heloka tokony ho avela @ zaza??
F'angà ny zaza manota ry cutie?
Ary nga moa tsy efa voalaza fa " Nefa Jesosy kosa nanao hoe: Avelao ny zaza, ary aza rarana tsy hanatona Ahy; fa an'ny toa azy ny fanjakan'ny lanitra. " :DMatio 19:14 / MArka 10:14 / Lioka : 18:16
efa sûr zany fa hoany izy ireo satria azy ireo ny fanjakan'ny lanitra e! Fa ny lehibe efa nanota no mbola mametra-panontaniana!! ho any sa tsia?
25. soanja
(
10/11/2007 12:06)
cutie:
Azo jerena tsara anefa ny eo ampovoan'io hoe amin'ny fotoanan'ny ahoana ny olombelona iray no tokony hofaty ary ahoana ny fihevitr'Atra momba izany.
hazavao kokoa ry soanja fa za liana :)
Aleo refa malalaka zah manazava an'io fa lavabe io raha tanisana eto fa araka ny voalazan-dRanadahy Ikaretsaka hoe aza misahirana amin'ny zavatra mbola ho avy fa ny amin'izao fotoana izao aloha aleo hatrehantsika tsara sy ampitiavana. :-*:-*:-*:-*
26. cutie
(
10/11/2007 16:44)
Fa inona moa kay ny heloka tokony ho avela @ zaza??
F'angà ny zaza manota ry cutie?
Ary nga moa tsy efa voalaza fa "
za koa aza mba gaga @ io lazain'i salmo io koa:-D
27. cutie
(
10/11/2007 16:44)
Aleo refa malalaka zah manazava an'io fa lavabe io raha tanisana eto fa araka ny voalazan-dRanadahy Ikaretsaka hoe aza misahirana amin'ny zavatra mbola ho avy fa ny amin'izao fotoana izao aloha aleo hatrehantsika tsara sy ampitiavana.
miandy an-jy refa malalaka zany:-*
28. ikaretsaka
(
10/11/2007 17:10)
cutie , it's like when u're on groundand about to go to thee top of a tower or a skyscraper,
Mbola aty ambany dia efa hoe ..milaaaaaaaay be izao any aaaaaaaa, ahoana sy inona aby ny ataoko any izao?
variana mitazana ambony eo dia tsy mijery lalana dia latsaka ao @ delivery hole, tapaka! Tsy tonga tany akory fa ceiling an'ny hopitaly sy ny tongotra feno platre no jerena..
izay vao hoe .. tena tssssssssyyyyyyyy milay be ato @ hopitaly!

30. niryna
(
11/11/2007 05:48)
LazaDaddy:
isika dia noharian'Andriamanitra mitovy aminy (image), Fanahy.
bosista:anontanio izay mpiteny an'izany fa izaho aloha tsy mpiteny an'izany satria mampandainga ny Ray aho raha tsy nantsoina nankany ilay oona fa sanatria lasa lalan-kafa
ka maninona ary rehefa maty ny olona iray dia lazaina hoe: nantsoin'ny Ray hody any aminy?
bosista:Izaho misafidy ny ho velona ao @ i Kristy, izany hoe fahafatesan'ny ota :).
angamba raha nampisafidina isika ny ho velona sy ho faty ataoko angambany fa tsy hisy ny hisafidy izany hoe te ho faty izany mihintsny!bosista:Mino aho fa maty tamin'io fotoana io mihitsy ny fanahiny satria nisafidy ny ho faty izy. Ny vatany indray (materiel) ilay lazainao hoe taona maro taty aoriana vao maty. Io resaka materialy io no famitahan'i Satana antsika, hoy i satana mantsy hoe: "tsy ho faty akory ianao fa ahiratra" (resaka materialy io na ilay tsy fahafatesana na ilay fahiratana) :)
tsy hoe zaho mitsipaka ny soratra masina fa : toa tsy maty ry zareo tamin'io andro izay nihinanan-dry zareo an'io voankazo fa toa taona maro taty aoriana vao maty?
Misaotra anao,tsara petraka ny valiny sy bosista.