Miteniteny foana ny mpifankatia h@zay

41. xxx ( 04/12/2007 08:20)
ze tiany hotenenina d azony lazaina rehefa azon ilay ankilany na dia hoe tiako @ sofiko aza8O
42. midjoh ( 27/12/2007 07:59)
Bon! ekeko fa mis marina daholo ny javatra noteneninareo teo fa kosa ny tsy azo lavina dia ny hoe : " NY FO DIA TSY MIDITRA AMIN'NY RESAKA FITIAVANA MIHITSY ". Antsoina hoe "effet psychique " io tsapa izay heno avy any amin'ny fo io. Scientifiquement : ny asan'ny fo dia mandrindra ny fikorian'ny rà, ka raha misy fietse-po ianao dia midika izay fa miahaingana ny tosi-drà-nao zay satria ny sainao miasa be mihitsy. Ka mba valio ity fanotaniana ity ary ra ohatra ka mbola tsy hanaiky ihany nareo : Ireny olona simba fo ireny ka nosoloana "batterie" ny fony ve dia tsy afaka Hitia olona mihitsy? Sa teneniny hoe "TIAKO @ BATTERIKO MANONTOLO IANAO ?" :^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1006