Miteniteny foana ny mpifankatia h@zay
21. xxx
(
08/11/2007 15:30)
cutie: fa maninona ireo vosoratro ireo no nosiganina natao ao anty carré????
milaza ireo vosoratra fa samy manana ny asany avy na ny saina na ny fo...ny manandanja kokoa dia aleo ny saina aloha no miasa izay vao ny fo ....
milaza ireo vosoratra fa samy manana ny asany avy na ny saina na ny fo...ny manandanja kokoa dia aleo ny saina aloha no miasa izay vao ny fo ....
22. simplex
(
08/11/2007 15:33)
zany hoe na vokatry ny fo na vokatry ny saina dia aleo mitandrina rehefa manao fitiavana 8)
23. xxx
(
08/11/2007 15:37)
izany hoe ny fitiavana dia zava-doza tsy azo atao kilalaoka ny aza mialalo afo ihany fa rehetra tratran'ny onjany dia voan'ny areti-tsaina sy areti-po:-P
24. simplex
(
08/11/2007 15:42)
mievotrevotra toy ny onja ny tratra @ afom-pitiavana ka mety harary ny fo sy ny saina ra atao kilalao ny fitandremana 8)
26. xxx
(
08/11/2007 16:19)
misy koa anefa tranga samy mitempo na ny fo na ny ati-doha rehefa tena tia tojo ilay fitiavana nirina, io no tena manja satria tena lafatra:-P
27. pissoa
(
08/11/2007 17:19)
midjoh:
aleo tonga dia teneniko. ra ny tena marina dia tsy mety ny miteny hoe " tiako @ FOKO manotolo ianao ry malala" satria tsy ny fo no miteraka EMOTION zany mitsy fa ny saina no mamolavola ny zavatra mitranga ka ra tena tia marina ianao dia lazao fotsiny hoe : "TIAKO @ SAIKO IANAO " mazava angamba izay mifankatiava @zay e !:*
Marina amin'ny lafiny iray. Ny saina koa moa amin'ny gasy tsy hay intsony izay tena dikany. Angamba mety mitambatra ao daholo ny mind, brain, reason, intelect sy izay teny mifandraika aminy rehetra :-D:-D:-D
Amin'ny lafiny iray indray, ilay resaka "fo" tsy haiko raha efa tao amin'ny malagasy hatrizay - na nolovaina tamin'ny vahiny. Ny fo mantsy, amin'ny vahiny sasantsasany dia midika (symbole fa tsy synonyme) hoe "afovoany" (symbolique koa io fa tsy geometrique). "Zava-dehibe" no mety mifanakaiky aminy koa. Izany hoe "tadiavinao izay afovoany" aminao, ara-tsaina, ara-batana, ara-panahy, dia "tiana" araka ilay olona.
Vive la "fo"-ologie :-D:-D:-D
29. Kwasi
(
08/11/2007 17:53)
midjoh:
aleo tonga dia teneniko. ra ny tena marina dia tsy mety ny miteny hoe " tiako @ FOKO manotolo ianao ry malala" satria tsy ny fo no miteraka EMOTION zany mitsy fa ny saina no mamolavola ny zavatra mitranga ka ra tena tia marina ianao dia lazao fotsiny hoe : "TIAKO @ SAIKO IANAO " mazava angamba izay mifankatiava @zay e !
Tsy mitovy hevitra aminao aho ry midjoh, satria ny fitiavana dia miainga avy any am-po raha ny tena izy amiko fa tsy avy ao an-tsaina. Raha vao miteny hoe mitia @ saina ianao dia miditra ilay raisonnement. Nefa ny olondroa nifampitopy maso ka samy babo dia samy tsy misy afaka manome raison'ny fitiavany :wink::wink:
30. simplex
(
08/11/2007 19:50)
tsy aleo atao teboka maromaro ny eo ampovoany rehefa tsy fantatra izay mahalaza azy
tiako ....... ianao :roll:
32. ikaretsaka
(
08/11/2007 20:15)
tiako @ zavatra rehetra eo anelanelan'ny akiben-tongotro sy tanako ianao... he he he :wink:
33. xxx
(
08/11/2007 21:14)
ika: izany an! ary raha hoe tiako eo aminny molotrao fontsiny de aona????
34. cutie
(
09/11/2007 04:53)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 08-11-2007 16:30:22
Lohateny : Re : Miteniteny foana ny mpifankatia h@zay
cutie: fa maninona ireo vosoratro ireo no nosiganina natao ao anty carré????
milaza ireo vosoratra fa samy manana ny asany avy na ny saina na ny fo...ny manandanja kokoa dia aleo ny saina aloha no miasa izay vao ny fo ....
tsy misy n'in nin fa nahasarika ahy fotsiny :lol::lol::lol::lol:
35. soanja
(
09/11/2007 05:11)
midjoh:
aleo tonga dia teneniko. ra ny tena marina dia tsy mety ny miteny hoe " tiako @ FOKO manotolo ianao ry malala" satria tsy ny fo no miteraka EMOTION zany mitsy fa ny saina no mamolavola ny zavatra mitranga ka ra tena tia marina ianao dia lazao fotsiny hoe : "TIAKO @ SAIKO IANAO " mazava angamba izay mifankatiava @zay e !:*
Ny teny gasy amiko no tsy ampy hanazavana ny zavatra tsapan'ny tena iray na fihetsem-po io na eritreritra na endrika lazain'ny vatana mitory ny ao anaty.
Ny zavadehibe anefa dia tsy ny zavatra aloakan'ny vava akory fa ny fihetsika asehon'ny vatantsika milaza na mitory izany fitiavana izany.
Ka na virtuel aza no hanehoana fitiavana dia tsy maintsy asiana fanazavana miaraka aminy sy hetsika na action vao azo na afaka hamarina ilay mandray ny hafatra fa tena izay tokoa na izy ilay tianao ambara.
Tandremo sao voafitaka!
36. cutie
(
09/11/2007 05:14)
Ny zavadehibe anefa dia tsy ny zavatra aloakan'ny vava akory fa ny fihetsika asehon'ny vatantsika milaza na mitory izany fitiavana izany
very true :lol::lol::lol:
38. Kwasi
(
09/11/2007 09:41)
Izao atao e:
Tiako tahaky ny voatavo hianao
Lena hianao haniko
Maina hianao ataoko zinga
Vaky hianao ataoko toham-baliha
Hotendreko eroa amoron-dalana
Izay olo-mandalo mandreny avokoa
Tiako tahaky ny voatavo hianao
Lena hianao haniko
Maina hianao ataoko zinga
Vaky hianao ataoko toham-baliha
Hotendreko eroa amoron-dalana
Izay olo-mandalo mandreny avokoa
39. soanja
(
10/11/2007 04:55)
Kwasi:
Izao atao e:
Tiako tahaky ny voatavo hianao
Lena hianao haniko
Maina hianao ataoko zinga
Vaky hianao ataoko toham-baliha
Hotendreko eroa amoron-dalana
Izay olo-mandalo mandreny avokoa
Azafady fa diso be ndray zah tamin'iny ry Kwasi. Hay teny mahay mamoaka hevitra ny tenigasy fa ny rakibolan'ny mitoetra ao an-tsaiko no tsy ampy.
Ny actions miaraka aminy aloha dia tonga de revo zay mandre azy. Enga anie ka ho tanterany io. hihihi
40. cutie
(
10/11/2007 05:03)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 09-11-2007 07:09:50
Lohateny : Re : Miteniteny foana ny mpifankatia h@zay
cutei: ah ok! neveriko fa voatelinao ny mots
tsy fanaoko zany :-D:-D:-D:-D:-D
take it easy :lol:
