union libre
21. achrafhanna
(
12/11/2007 17:14)
Amiko manokana le union libre, de tena mibahatoerana be @zao fotoana any amintsika,fa ny an'ny Egyptienne kosa tsy misy oe te hisaraka de misaraka na hanao divorces mora be,refa vita mariazy.Refa tsy manaiky ny fiangonana ny hisarahanao @vadinao de herim-po very maina sy henatra eo @fiaraha-monina,mila motifs tena azo tsapain-tanana sy hita mihariary!De okay le manariazy.
22. meva2
(
13/11/2007 07:47)
Hoan'i rêve sy xxx,
Amiko ry reto an, ny mariage dia fotoana iray tiako hozaraina amin'ireo olona rehetra tena akaikinay mivady. Olona hita fa nankasitraka ny fiarahanay hatramin'izay, olona niara nizara ny fotoana mamy sy mangidy, olona akaikin'ny fo. Ireo no olona tiako izarana io fotoana sarobidy io.Raha ny hoe occasion ahafantarana ny havana sasany, ao ny fivoriam-pianakaviana, ao ny vakansy hihaonana, betsaka e!! Mba calculer-nareo ange raha hoe amin'io fotoana io no hahafantaranareo olona vaovao (déjà tsy fantatra no tsy mahafantatra), hafiriana ao anatin'ilay fety fotsiny no afaka ho consacrer nareo ho azy?
-Faly mahafantatra
-Merci beaucoup, (manaraha anay e!!!...)
-de avy eo??????Inona no afaka zarainareo ankoatr'izay? sakafo, boisson, gâteau...
23. tsikih
(
10/01/2008 01:20)
Ny fifankatiavana no tena zava-dehibe aloha amin'ny couple, avy eo dia ny fahaizanao mikolokolo an'io fitiavana io ...Ny mariazy dia sécurité ho an'ny vehivavy sy ny ankizy indrindra indrindra.Koa izay tianao ihany io.Ny ahy koa aloha dia tsy de voako ny fety be eran'ny trano e,ohatry ny fisehosehoana fotsiny ny fieritreretako an'io! mbola betsaka koa ange ny hilàna vola raha vao hanorina tokantrano e, na misoratra na tsia,ka tsy aleo ve manana tahiry kely aloha ???
