Ny fahotana.

21. prime ( 08/11/2007 14:57)
Ylly> Deraina mandrakizay anie Andriamanitra noho ny fitiavany ka maniraka anao hanao izao fampianarana sy fananarana ataonao izao...^:^

Mahereza...
22. ikaretsaka ( 08/11/2007 15:05)
ao fa averiko ny fefany e:-D
fa za Rabilabila tena mba gaga ihany @ Xtiana sasany ato an: tantaraina aby izao rehetra izao sy wawawa, asianaparagraphes 5 @ 20 lignes ny resaka... avec 7/8 copy paste amin'ilay zavatra mba tiatiana ao anaty bokin'ny katolika "nindraminy fa tsy naveriny"
nefa rehefa tena dinihina ...toa lasa resaka fotsiny no bobaka, fahotana e fahotana, zao e zao, mitory e mitory, tia ny Tompo e tia ny Tompo, fa indraindray lasa ny tenany no tompoiny marina e, tsy te hahalala afa tsy ry zareo sy izay tiany ihany
culpa, culpa, maxima culpa
23. rabilabila ( 08/11/2007 18:28)
:-D=))=))
24. fijo ( 08/11/2007 21:12)
inona no tianareo ary,anota sa handika lalana?
25. ikaretsaka ( 08/11/2007 22:31)
arakaraky ny sazy:-D
26. koffman ( 09/11/2007 12:30)
ka mandika lalàna zany ve tsy manota ihany e? Sa...???:?::idea:
27. fijo ( 09/11/2007 23:53)
tsy voatery.
manala zaza izao manota fa tsy voatery handika lalana
28. Ylly ( 10/11/2007 09:40)
tohizako kely indray

Ny ota sy ny Fanahy. Ny ota dia mamono ny fanahy (mampisaraka ny fanahy @ loharanony dia Andriamanitra) Isa 59:2 .


Ny ota sy ny fiantraikany @ hafa: Manimba ny hafa ny fahotana atao aminy @ ankapobeny, mety ho direct izany: halatra, vono, fiampangaina lainga, teny ratsy; na mety ho indirect: ohatra lainga, lolompo, fitsiriritana.
29. Ylly ( 10/11/2007 09:41)

Ny ota sy ny tena.
Ny ota dia mety hanimba ny hafa matetika. Fa ny tena simba voalohany dia ny tena. Manimba satria manasaraka @ Andriamanitra. Manimba ny fahasalamana (oh: ahiahy, fijangajangana Ikor 6:18, tsy fanajana ny fitsaharana (sabata)…sns). Manimba ny toetsaina. Manimba ny fieritreretan’ny fanahy. Miteraka korotana aratsaina noho ny ahiahy sy ny fanamelohantena (guilt).
Tsy izay manimba ny tena rehetra akory dia ota: oh: tsy ota ny fihinanana zavatra matavy, tsy ota ny filomanosana eny @ piscine, na fanaovana skate eny @ kianja…tsy ota ny asan’ny mpitandro ny filaminana …sns. Fa saingy mety ho ota avokoa ny zavatra rehetra raha iniana atao izany hanimbana ny tena na ny hafa.I kor 6:19;I kor 3:17
30. cutie ( 10/11/2007 17:32)
mpanota daholo sika mianakavy raha zany koa:-D:-D:-D:-D
31. rapala ( 10/11/2007 17:55)
izaho manana ny lalanako manokana ka rehefa mandika an'iny zah dia izay ny hotako:wink:.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0454