inn no akanjo tsara tokony anaovan ny vehivavy bevohoka?

21. kallie ( 12/11/2007 09:36)
sakaiza> ieuuu, fa misy lé misy sarisary mapme kely ko, oe c'est un garçon e, sns, fa mafnartra :lol:
22. Veloo ( 13/11/2007 13:46)
sakaizakely ka efa ie knou....
manova ndry akanjo mainty @ ete dia ho itan-dry zany
23. sakaizakely ( 16/11/2007 20:30)
Veloo>

pfffffffffffffffff

ka za zao efa in3 niteraka, ary nanao robe sy pantalon de grossesse mainty sy marron be reny

de naninn sa naninn kanefa salama be daholo ry zareo ?

ahatsiarovako an le resaka hoe tsy mahazo mihinana zavatra toy zao sy toy zao, ohatra betiravy fa manjary misy tasy le zaza

Za kanefa mpihinana betiravy be
pfffffffffffffff
24. booboo ( 16/11/2007 21:14)
Sakaizakely > hihihi taiza indray ity manao pffff isaka ny mihetsika ity ? pffffff hihihihi
25. sakaizakely ( 16/11/2007 21:18)
booboo>
:-D:-D:-D:-D:-D
nisy olona zay hitako nanao an'io de "copiter-ko" re a
iza ary zay ôoooooooooo ?
26. mignone ( 17/11/2007 14:08)
ié dia nanao re pfff kou izy :-P
27. sariaka5 ( 18/11/2007 16:43)
Manahoana daholo nareo ,izao vao afaka niditra indray e!

Ny bika ny vehivavy ry reto no ratsy fa tsy ny tarehy rehefa bevohoka a! ny tarehy tena tsara tokoa
Sady ny akanjo anie na bevohoka ianao na tsia rehefa tsy manendrika dia ratsy e!ka ho anareo ze mahita fa tsara bika ny vehivavy bevohoko dia zay zany ,fa samy manana ny tsarany koa anie e!

Ekeko fa tsara sy mahafinaritra ny bevohoka mahasambatra mihintsy aza fa tsy midika izany hoe manaova fitafy tsy manendrika izay no mahatonga ny fitenenana hoe "mitomany randrana manendrika ny hafa" nefa moa samia manao ze mahafalifaly ny fony e!

Ny fanaovana akanjo mihaja na manaja ny zaza ao ankibo tsy midika fa fanafenana azy akory e!

Mazotoa daholo
28. arialy ( 12/12/2007 12:35)
za alony finaritra mijery olona bevoka e, ny oe hiteraka izao iny, tena mapitsiriritra ana mitsy :)
sady tsara tarehy
29. xxx ( 24/05/2008 22:58)
Zà ndray mitsiriritra ilay bevoka satria tsy mety mahazo zaza foana... nefa koa etsy andaniny mbola misy tahotra ihany amin'ny fiterahana...hoy foana i mamanay izay hoe ny zaza no atao ao antsaina na dia marary aza, tanisainy daholo ireo namako vehivavy malemilemy ireny aza hono mahateraka,...rehefa itako ilay olona avy teraka dia mitsiriritra be mihitsy aho.....HOE sambatra izy nahavita...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1421