inn no akanjo tsara tokony anaovan ny vehivavy bevohoka?
1. keyoann
(
06/11/2007 23:08)
robe d grossesse v sa tsy maninn na manao pataloha aza?
novalian'i xxx ny 24/05/2008 22:58
4. rova30
(
07/11/2007 00:18)
Ka izy manontany ko
...mba jereo ange, tsara fa nahazo;
mba jereo ange , lasa maaaaaaaaaanjabe:-D
...mba jereo ange, tsara fa nahazo;
mba jereo ange , lasa maaaaaaaaaanjabe:-D
5. kallie
(
07/11/2007 06:42)
robe de grossesse, d efa misy koa ny pataloha de grossesse, ze ts manery anle zazah ko http://www.vertbaudet.fr/bermuda-grossesse-en-jean/rwp/p-3016003004072015.aspx
6. sariaka5
(
07/11/2007 11:17)
nareo ve tsy mahita hoe mampihomehy ny mijery ny vhv bevoka @ izao @ fomba fiakanjony,asa na mba mijery fitaratra izy ireny alohan'ny hivoahana ny trano fa tena ianao indray no menatra, déjà ianao refa bevoka miova ary tena ratsy ny bika ,ny sasany mbola manao fitafy hafa² ihany hisarihina ny mason'ny ol ,ny ahy aloha aleoko ihany le fitafy gasy tena robe de grossese malalaka hatreo ambany lohalika iny ,tsy voatery halalaka be fa rehefa tsy mamaritra be ny kibo sy ny ao aoriana e!
OH:hoe robe croisé mipetraka tsara dia azo hidina manaraka ny fitombon'ny kibo na au moins salopette de grossese fa tsy le mampiseho foitra efa mivoaka iny hafa ianao t@ made ,asa aloha fa samy manana ny tiany moa

7. ari.malala
(
07/11/2007 11:44)
rova30>:-D:-D:-D
Sariaka5, io ky samy manana ny tiany a! :)
keyoann za alou tam bevoka, nanao pataloha e, fa atao malalaka b d ts manery zaza
Sariaka5, io ky samy manana ny tiany a! :)
keyoann za alou tam bevoka, nanao pataloha e, fa atao malalaka b d ts manery zaza
8. booboo
(
07/11/2007 12:34)
déjà ianao refa bevoka miova ary tena ratsy ny bika
8O8O8O8O zà ndray nefa mahita hoe tena tsara bika sy tsara tarehy ny vhv mitondra vohoka !
hoe robe croisé mipetraka tsara dia azo hidina manaraka ny fitombon'ny kibo na au moins salopette de grossese fa tsy le mampiseho foitra efa mivoaka iny
ay ay ay, nefa mahafinaritra anà ny vhv "mampidera" ny bikany mitondra vohoka ireny fa tsy ilay "afenimpenina" ao anaty akanjo malalaka beeeeeeeeeee reny...
9. ari.malala
(
07/11/2007 14:51)
booboo, tam za bevoka voalohany aky nisy mpiara miasa tamiko zay niteny ana hoe otran'ny bol fa boribory hono ny vevavy bevoka a:-D:-D:-D:-D:-D d za aloha nahatsapa fa ts tiko zany ny bikako e! genee b za tam bevoka:-D:-D
11. sakaizakely
(
08/11/2007 09:58)
sao de sariaka no tokony miova fijery fa vhv mitondra SOMBINIAINA ao ankibo ve dia ratsy ? tsy tokony ho mahafinaritra aza ve ny mijery le vhv épanouie (misy filazana azy ve @ teny gasy fa tsy haiko azafady) fa mitotra aina ?
za klou zany midoka tena kely fa hoatra nahatsiaro tena manjamanja tam bevohoka de asa raha za no diso fijery na le fitaratra no mandainga velona :P:P:P:P
nefa za zany mipataloha foana hatr@ farany fa tsy hitako ze naharatsy azy sy hahamenatra ny hafa ze fijerin'olona any zémanfou
zany hoe fidina ze mba manendrika, sy arakaraky ny lamody koa. T@ été teo le blozy 60s reny nety tsara mits :-P:-P:-P
booboo sy kallie> raha mitady ankanjo indray andro any milazà :-*:-*:-*:-*
nenà zay manko vitaaaaaaaaaaaa

13. kallie
(
08/11/2007 14:02)
sakaiza>:oops: mbola mi grévy fôna ny atody e, andrasana ndray amty...
fa ilazako fôna ndry refa mila za e :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
fa ilazako fôna ndry refa mila za e :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
14. sipagasy
(
08/11/2007 21:41)
zah koa rey olona mba nahatsiaro manja² hihi izany fony aho bevohoka annn, ohatran'ny mandina izany ery ny tarehy madio tsara, hihihi
ny ahy koa ry sakaizakely efa vita ny adidy annn, efa vita efa ela e!!! hihihi, mazotoa ianareo e!!!, dia maroroa taiza daholo e!:-*(l):-*
ny ahy koa ry sakaizakely efa vita ny adidy annn, efa vita efa ela e!!! hihihi, mazotoa ianareo e!!!, dia maroroa taiza daholo e!:-*(l):-*
15. soanja
(
09/11/2007 03:39)
Izay akanjo malefaka sy tsy maneritery na pataloha zany na robe na hafa dia mety avokoa. Na miseho fotra na tsia koa dia mety avokoa fa ny zavadehibe dia mahafaly anao fa bevohoka ianao fa tsy mampijaly zaza hoe satria ianao tsy te hanana ilay zaza de ny kibo no fehezina toy ny inona. Betsaka mantsy ny reny hitako nanao izany.
Ankoatr'izay koa dia tsara koa raha ny akanjo anaovanao dia milaza fa "Misy Zaza Ato" na "Reny Aho" sns mba ho fantatry ny hafa hoe mila mitandrina izy satria tsy tokana ianao ary aina hafa no entina mandehandeha fa tsy goninovy.

16. kallie
(
09/11/2007 08:54)
ieuu, misy tunique mafatfaty eu misy soratra oe "mon bébé" sns eny antsena :cry:
17. mariah
(
11/11/2007 11:05)
Ny ahy pataloha na juste au corps spécial maternité, dia ny ambony : amin'izao fotoana lamody ny haut malalaka tena mi-arrangé ahy mihitsy. Ohatran'ny somary evasé izany na tena misy plis mihitsy aza ny didiny, ohatran'ny hoe mini-robe kely... dia na eny @ rayon na jeune aza aho no mandeha dia sûre fa mahita.
18. Veloo
(
11/11/2007 19:23)
booboo mariny ny andry rehefa bevoka ny vavy dia miseho mihitsy ny ahatsara tarehiny ...
fa izao rehefa manao akanjo nareo dia FADIO ny akanjo MAINTY... miditra directa any @ zaza ny rayon ny masoandro ary tena ratsy ho anazy..:wink:
fa izao rehefa manao akanjo nareo dia FADIO ny akanjo MAINTY... miditra directa any @ zaza ny rayon ny masoandro ary tena ratsy ho anazy..:wink:
20. sakaizakely
(
12/11/2007 08:37)
Veloo>
8O8O8O8O8O
rehefa direkta ihany ny rayon uv no ratsy, indrindra ho an'le mitono tena eny ambony fasika @ andro migaingaina ireny
fa na ohatra mampitranga foatra aza ny akanjo anaovanao, ny zaza tsy exposé satria sady anaty rano, anaty tranonjaza matevina tsara, mbola misy hozatra (abdominaux) 2-3 sosona anao + ny hoditrao miaro azy ko aiza no hidiran'ny tanamasoandro any anatiny any ?
Na hoe may aza ianao, tsy tafiditra any anatinao ny rayons uv même s'il s'appelle Mac Gyver :lol: noho izany tsy misy riska ho an'ny zaza ny fanaovana ankanjo mainty.