Mba mandreraka ihany...

21. radjery ( 04/11/2007 21:55)
cutie:

io ndray :-D:-D:-D:-D

:-Dko mampimé lé masokelin'i cutie otran'ny kanety --> :roll:


22. xxx ( 05/11/2007 04:09)
xxx:

-Misy vitsivitsy ato amin'ny forum ato(tsy lazaina ny solon'anarany...lava resaka be,azo lazaina fa basivava tokoa,...tsy inona nefa fa ny baiboly izay iaraha-mahalala fotsiny ihany ny ataony copie-collé...Nahoana izao no tsy omeny fotsiny ny reférence dia ampy?

Toy ny manao hoe : "indro ny voasoratra ao amin'ny baiboly izay odianareo fanina ry reto a"!

Toy ny hoe voatery izy ireo manoratra extrait n'ny baiboly satria tsy manana baiboly ny ankabeazan'ny mpidinika.

Amiko izany dia manery ,toy ny manasazy ahy amin'ny tsy maintsy amakiako blabla lavabe, nefa ny hevitra tiana havoitra dia mora fantarina na dia tsy asiana extrait aza.

Sa te ho deraina!






:-$
23. niryna ( 05/11/2007 06:03)
Papoose:

xxx aza vakiana fotsiny zay soratany dia @zay enao tsy reraka!:wink:



:D marina izany,izany ko hamakina loha eo,ny fiainana aza efa tsy hita ka ampiana aretin'andoha indray.
24. ikaretsaka ( 05/11/2007 17:48)
ko tsy nen'i niryna no tsisy mpamaky indrindra?
25. pissoa ( 05/11/2007 18:00)
:-D:-D:-D
26. xxx ( 05/11/2007 23:03)
ikaretsaka:

ko tsy nen'i niryna no tsisy mpamaky indrindra?

Mba preciser-vo kely aloha ilay zavatra ho "vakiana" fa sao misy heviny hafa nohon'ny voalaza kah!

Lasa any amin'ny diam-pamaky ny eritreritra indraindray.


27. ikaretsaka ( 05/11/2007 23:29)
xxx> matoa aho tsy ni preciser dia ao daholo izany ny rehetra na ny heviny na ny voalaza ko, (ampio eto izay tianao) :-D
vakiana ohatran'ny mamaky teny ko.. sa vakiana @ famaky.. mety aby koa izay! arakarak'izay tianao vakiana
28. cutie ( 05/11/2007 23:38)
misy bitter be ato zany fa aleo hitsoaka :-D
29. fijo ( 06/11/2007 23:04)
avereno noho ilay kapoty letsy e,hay elahy manmpiasa kapoty an,bedin'i papa elahy anio
30. ikaretsaka ( 06/11/2007 23:36)
tsy za io fa timoty
31. fijo ( 06/11/2007 23:42)
ka elahy no resahiny de manao ilay antso izy ko
32. ikaretsaka ( 07/11/2007 16:32)
izy no te hamela an'iny any troasy ko
33. fijo ( 07/11/2007 22:00)
hi hi i ,hay nisy kilalao kapoty indray tany hoany an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0505