Mba mandreraka ihany...
1. xxx
(
03/11/2007 21:29)
-Misy vitsivitsy ato amin'ny forum ato(tsy lazaina ny solon'anarany...lava resaka be,azo lazaina fa basivava tokoa,...tsy inona nefa fa ny baiboly izay iaraha-mahalala fotsiny ihany ny ataony copie-collé...Nahoana izao no tsy omeny fotsiny ny reférence dia ampy?
Toy ny manao hoe : "indro ny voasoratra ao amin'ny baiboly izay odianareo fanina ry reto a"!
Toy ny hoe voatery izy ireo manoratra extrait n'ny baiboly satria tsy manana baiboly ny ankabeazan'ny mpidinika.
Amiko izany dia manery ,toy ny manasazy ahy amin'ny tsy maintsy amakiako blabla lavabe, nefa ny hevitra tiana havoitra dia mora fantarina na dia tsy asiana extrait aza.
Sa te ho deraina!

novalian'i fijo ny 07/11/2007 22:00
2. cutie
(
03/11/2007 21:43)
misy tsy manana baiboly mitsy ny mpidinika sasany ohtra'ahy zao , ka refa te hanoratra lava be ze ao anaty baiboly izy in no pble fa ilainay koa reny :lol:
Ny hampitombo ny finoana no ezahina ka raha zay no hitany fa mety aza de mitsikera loatra :lol:
-Misy vitsivitsy ato amin'ny forum ato(tsy lazaina ny solon'anarany...lava resaka be,azo lazaina fa basivava tokoa,...tsy inona nefa fa ny baiboly izay iaraha-mahalala fotsiny ihany ny ataony copie-collé...Nahoana izao no tsy omeny fotsiny ny reférence dia ampy?
Ny hampitombo ny finoana no ezahina ka raha zay no hitany fa mety aza de mitsikera loatra :lol:
Toy ny hoe voatery izy ireo manoratra extrait n'ny baiboly satria tsy manana baiboly ny ankabeazan'ny mpidinika.
3. rabilabila
(
03/11/2007 21:44)
Fomba fiady jiaby izany xxx a!! Aza atao mandreraka fa zapper-fotsiny rehefa manahirana :lol:
5. rabilabila
(
03/11/2007 22:05)
Bedin' Ikaretsaka eo i cutie raha vao mitsimpotsimpona eo an!!:-D:-D
9. niryna
(
04/11/2007 04:28)
cutie:
misy tsy manana baiboly mitsy ny mpidinika sasany ohtra'ahy zao , ka refa te hanoratra lava be ze ao anaty baiboly izy in no pble fa ilainay koa reny :lol:
-Misy vitsivitsy ato amin'ny forum ato(tsy lazaina ny solon'anarany...lava resaka be,azo lazaina fa basivava tokoa,...tsy inona nefa fa ny baiboly izay iaraha-mahalala fotsiny ihany ny ataony copie-collé...Nahoana izao no tsy omeny fotsiny ny reférence dia ampy?
Ny hampitombo ny finoana no ezahina ka raha zay no hitany fa mety aza de mitsikera loatra :lol:
Toy ny hoe voatery izy ireo manoratra extrait n'ny baiboly satria tsy manana baiboly ny ankabeazan'ny mpidinika.
=D=D ka raha mbola ety an-tany ary izy ry cutie tsy tia miheno ny tenin'Atra ka maika raha any an-danitra?
Mety tsy ho tiany xxx angamba any raha izany kou!
Mihira sy mivavaka ary mihaino ny tenin'Atra fotsiny no atao any fa tsy manao raharaha intsony na mi-kritika olona. Dingano fotsiny izay tsy tiany dia basy.=))=)) :-* Raha tiana koa ry xxx ny zavatra dia lany eo ny andro,raha tsy tiana moa dia ie,ie. :cry:
lost interrest.
10. Rasiligaoma
(
04/11/2007 04:31)
ka efa misy link azo klikena tokoa anie e!
dia inona no mbola hanaovana copy paste fa tsy izya lazaina lazaina hoe tsy azo atao izao. satria arak'ireto voatsimpona ireto
jereo eto
jereo eto
jereo eto
ilay mety sy tsy mety ry cutie mba asiana fifanajana ihany a. izay liana mi click

12. Rasiligaoma
(
04/11/2007 05:03)
ikaretsaka:
fomba fiady aby izany! misy liens direct klikena ange izao anefa e
tsindrio eto ohatra
:-D:-D:-D andraso fa ho entiko e
13. bosista
(
04/11/2007 09:51)
fa baiboly inn no tsy anana? raha mila baiboly izao enao eto amin'ny internet dia ity ny site:www.baiboly.org ary raha baiboly katolika kosa no ilainao dia misy ato amin'ny serasera de anao ny safidy!miala tsiny raha baiboly mormona no ilainao fa mbola tsy mahita ny site-ny aho ,fa zah de manana baiboly mormona amin'ny teny malagasy sy amin'ny teny frantsay fa tavela any mada!
14. xxx
(
04/11/2007 11:21)
ikaretsaka:
fomba fiady aby izany! misy liens direct klikena ange izao anefa e
tsindrio eto ohatra
Tsy ampy précision eto ko leh!
"Ento kely ilay kapaoty anglisy navelako any ...."
15. cutie
(
04/11/2007 14:22)
ilay mety sy tsy mety ry cutie mba asiana fifanajana ihany a. izay liana mi click
ahoana tsara a:roll::roll::roll::roll:
18. Papoose
(
04/11/2007 15:02)
xxx aza vakiana fotsiny zay soratany dia @zay enao tsy reraka!:wink:
19. pissoa
(
04/11/2007 17:59)
:-D:-D:-D
Tena pratika be ilay Jereo eto aloha. Na ny miload page aza mba malaky refa lava loatra le zistoira :-D Fa na zany na tsy zany
Izaho manokana aloha tsy dia manana olana amin'ny fametrahana andalana eto e. Rehefa mbola manaja size sy manaja olona. Ie - azo ampiasaina hanaratsiana olona ny Tenin'Andriamanitra rehefa izay no mahafatifaty ! Cf forum serasera :oops::-D
Raha hifanarahana indray hoe tsy maintsy Jereo eto daholo ny references rehetra, tsisy ankanao copy/paste na ankadika boky aman-gazety :-P:-D Tafiditra ao fisainana be an-dry Einstein sy ny tariny, tafiditra ao ny Quran, na ny tenin'i W, na ny tribune de mada na ny bbc sns tsy voatanisako ; dia ekena hoe atao Jereo eto koa ny andalana ao amin'ny Baiboly.
Ilay hoe iaraha-mahalala koa mantsy amiko tsy dia mitombina loatra, na dia iaraha-mahalala aza ny didim-pitiavana :b:-D Ary ireo fanovozam-pahalalana na fanovozan-kevitra hafa ireo koa anie mety efa fantatry ny mpamaky (sasany), fa tsy misy hoe esory fa efa haiko e :oops:
Sady rehefa adika eto nge le izy ry zareo dia mba azo alana ze tsy tiana e. Tsy ny mpandika baiboly ihany no manao an'io, fa na ireo nampiasa tahirin-kevitra hafa aza. :-D
Ireo rehetra nosoratako ireo akory tsy midika hoe ekeko foana ny hevitry ny olona rehefa be tanisa na be fandika andininy avy ao am'baiboly izy :oops:

20. ikaretsaka
(
04/11/2007 19:09)
ka lasa lava loatra ohatran'ny lelon-drazanany mitsotsorika ilay izy ko
rehefa tsimponina dia izany tokoa
entre pas mahay mitsimpona ve za wa?
raha lazaiko izao ianareo
Ie - azo ampiasaina hanaratsiana olona ny Tenin'Andriamanitra rehefa izay no mahafatifaty ! Cf forum serasera
rehefa tsimponina dia izany tokoa
entre pas mahay mitsimpona ve za wa?
raha lazaiko izao ianareo