maninn no tsy reciprok mintsy l fitiavana

1. keyoann ( 02/11/2007 23:12)
mba manontany tena ve nareo hoe maninn no tsy reciprok mintsy l fitiavana ndrindrindra refa le sipa no tia b?
novalian'i keyoann ny 08/11/2007 22:34
2. pika ( 03/11/2007 05:18)
ka ilay fitiavana izany tsy dia tena azo aseho be e
fa tsy maintsy hoe izay foana no miseho
asa maninona tokoa re :roll::roll:
3. bellla ( 03/11/2007 05:38)
Idirako iany na d resa-dhl aza fa de mahagaga mihitsy e!
Tsy mety kou nge le iz ry pika rah hoe tsy aseho be zany e! fa d ny manova no mety ref tsy ti izy e!
Hatao aôna mou refa sarotra tiavna narreo. hihi
4. sarobidy ( 03/11/2007 06:34)
bella: ka ny lelah ko nge betsaka miditra na d resa-bevavy aza e hihihi

Zavatra mateti-pitranga mihitsy zany fa d tsy hayoe inn ny antony
5. xxx ( 03/11/2007 08:08)
tsaratsara kokoa ny manaja tena raha vehivavy !fa rehefa manaja ny tenanao ianao de manaja automatik ny hafa e!
6. majakely ( 03/11/2007 09:48)
xxx inona no hidiran'i fanajana tena am resaka am fitiavana ? sentiment ny fitiavana refa tia am fo sy saina ny olona iray tena tia be mintsy ,de diso ve izy raha mampiseho anizay ?tsy fanahinina io fa refa tsy handray ny fitiavanao le olona de aleo milamina ngamba ka ,marary ihany aloha nefa afaka haninona moa ,tsy ho hay terena le anakiray hoe tiavo za fa tia anao be mintsy !loll!matahotra ny ho voafatotra loatra izy ngambany de naleony nandositra !!domazy tsy fantany fa very izy raha miala amin'ny olona iray tena tia azy!:( vitsy de vitsy ange ny olona hoe tena tia anao izany e ¨nefa ireny no tena andosirana.Mahagaga
7. karinah ( 03/11/2007 12:36)
misy ny coup de foudre, rhf sendra ny "profil" tinao enao de mitombina io kah!zany oe: rehefa samy bgs oh ;-)
8. pissoa ( 03/11/2007 13:23)
keyoann:

mba manontany tena ve nareo hoe maninn no tsy reciprok mintsy l fitiavana ndrindrindra refa le sipa no tia b?


satria be loatra ny vehivavy eto an-tany :-D:-D:-D
9. majakely ( 03/11/2007 15:31)
be satimaka ny vevavy ,de tsy mahay manafina refa tia fa mampiseho beuhhhh!¨héhéhé ,de refa avieo kobe beuhhh!!de andosiran'ny zalah hoa tsika refa avieo !!aiaiayyeee!!!:o
10. yah ( 05/11/2007 04:43)
salama daholo e!
miankina @ le nifampikôtina t@voalahany ihany io;-);-)
11. la ( 05/11/2007 04:47)
yah>:roll::roll::roll::roll::idea::idea::idea:
12. koffman ( 05/11/2007 09:02)
tsy tsara lôtra koa zany réciprok zany, lasa mifanara-tsaina be lôtra izy roa de mety hanaonao fôna.
13. Papoose ( 05/11/2007 09:47)
nefa raha tsy misy reciprocite dia lasa ny ray foana ohatra no maka initiative, ohatra hoe mandefitra dia lasa mitanila b avy d mampalahelo
14. DESCARTES ( 05/11/2007 15:03)
:DAnkavitsiana no ahitana hoe fitiavana tena reciprok zany.Manakaiky ny reciprok no misy,ra alaina sary an-tsaina hoe flèche anakiroa manondro miankavia sy miankavanan léiz d izao no hita:ny anakiray flèche en pointillée(1),ilay olona tsy dia manampitiavana loatra io fa haitraitra fotsiny ihany no mibaiko azy hoe manana sipa Rakoto na Rasoa dia mba hanao izay hanana koa za.Ny influence de la société fotsiny zany no mibaiko @io.Ny faharoa flèche en tiret plein(2),ilay olona be fitiavana io,mihaino ny ao am-pony sy efa nandanjalanja tsara.Or personnalité 2 samy hafa no miaraka rehefa mifankatia ny olona 2 te hiara-dalana.Donc sarotra be ny hanatanteraka ny hoe samy flèche en tiret plein dhl ny andaniny sy ny ankilany.Kanefa azo tanterahana tsara anefa zany(possible)fa mila finiavana @tsirairay:D
15. salmo1 ( 05/11/2007 15:16)
Mba hazavao alou lay teny gasy ''reciprok'' fa tsy azonay:roll:
;-)
16. naughtyboy ( 05/11/2007 20:41)
teny gasy "reciprok"=mifamaly @ teny vazaha:°)
17. sarobidy ( 06/11/2007 10:17)
. Mpandefa : majakely [ Valio ] 03-11-2007 10:48:22
Lohateny : Re : maninn no tsy reciprok mintsy l fitiavana
xxx inona no hidiran'i fanajana tena am resaka am fitiavana ? sentiment ny fitiavana refa tia am fo sy saina ny olona iray tena tia be mintsy ,de diso ve izy raha mampiseho anizay ?tsy fanahinina io fa refa tsy handray ny fitiavanao le olona de aleo milamina ngamba ka ,marary ihany aloha nefa afaka haninona moa ,tsy ho hay terena le anakiray hoe tiavo za fa tia anao be mintsy !loll!matahotra ny ho voafatotra loatra izy ngambany de naleony nandositra !!domazy tsy fantany fa very izy raha miala amin'ny olona iray tena tia azy! vitsy de vitsy ange ny olona hoe tena tia anao izany e ¨nefa ireny no tena andosirana.Mahagaga


majakely: wééé soleil, kiss njiko :-*
18. yah ( 07/11/2007 04:32)
la>fa misy inona?
ny tiako ambara @io nge de woe, rehefa t@ voalohany no tena samy nifanolotra fitiavana de lasa mifamaly foana e!izany hoe trany izany de efa nifamaly fitia de tsy hipetraka intsony io resaka mahazo tombony sy maty antoka io fa miara voa de miara mahavoa hihihihihihih!^^^^^^:*:*:*:*=((=((:snif::snif:=))=))=))
19. la ( 07/11/2007 04:39)
yah>eka rô!
20. kallie ( 07/11/2007 07:34)
be satimaka ny vevavy ,de tsy mahay manafina refa tia fa mampiseho beuhhhh!¨héhéhé ,de refa avieo kobe beuhhh!!de andosiran'ny zalah hoa tsika refa avieo !!aiaiayyeee!!!

sûr ve nareo we ny lhl tsy be santimaka? za ts mino
Ny lhl ndrindra no marary fo vôlo refa voailiky ny sipa d mody aseho am alalan'ny atezerana sy taimbava isankarazany d oe amzay itan'ny ol we mafy be...:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2691