dinika taloha
21. mbaliana
(
05/11/2007 19:34)
boobo> hihihih tara njy zany ... bitrokel hatraty koa io e...fa na izany aza mipetraka foana le fiarabana :D...
22. xxx
(
05/11/2007 20:13)
mbaliana> :lol:zah lé nanao xxx iny ka! :-P nahagaga ahy fotsiny hoe ps vaovao bé daholo ilay nanokatra ny dinika sy ny namaly tao, dia efa nahafantatra ny sefo sahady
24. ds
(
07/11/2007 00:50)
Misy mitady hanao ny fanaon'ny gazety "people". Rehefa voasazy namoaka lahatsoratra ireny gazety ireny, dia mandoa onitra ary tsy maintsy mitantara ao amin'ny gazetiny hoe voasazy. Rehefa manao an'io anefa izy, dia averina ao indray koa ny sombin'ilay lahatsoratra nahavoasazy azy :-)
Toy izany koa ve no tadiavin'indry Cutie :-)
Toy izany koa ve no tadiavin'indry Cutie :-)
26. ari.malala
(
07/11/2007 07:53)
mba kiriozité fa aza ibedesana raha azo atao, fa dinika taiza d momba ny in?
27. ari.malala
(
07/11/2007 11:40)
oudry, fiarahabana v d fafàna? sa nisy nanao teny tsy mendrika tao? tsy hitako mitnsy mantsy ilay izy fa miala tsiny aho raha be adinkadina.
28. ds
(
07/11/2007 12:05)
cutie:
ds
fa nga za moa no namoaka an'le dinika teo:lol:
Mba nahafinaritra ahy fotsiny ny namaly anao kah ;-)
ari.malala:
mba kiriozité fa aza ibedesana raha azo atao (...)
Fa iza no nibedy teo :roll:
Raha toa ka nesorina ny dinika iray, dia mety misy antony manokana. Dia hiverenana iadiana hevitra indray ve. Izaho tsy anadihady ny antony na mitombina na tsia fa hajaiko fotsiny ny fanapahan-kevitra. Raha tsy izany anontany foana koa aho hoe fa maninona no mampiasa XXX...:-) Aoka izay fa sao dia voafafa eo koa ity hevitra keliko ity :-)
30. xxx
(
07/11/2007 19:01)
Ohatry ny zaza manao hoe "mama i anona niteny ratsy, ******** hoy izy ! Dia ampina hoe zaho moa tsy mba mpiteny an'izany o ?
32. ds
(
07/11/2007 20:01)
ari.malala:
ds aza misendaotra, fa mba manontany za!:-(
Ahoana re ny fomba tokony hanoratako mba tsy ho raisin'i ari.malala hoe misendaotra na mibedy aho e. Asiana :-* kely ve, ao ary e :-* :-*
35. mbaliana
(
08/11/2007 10:39)
tsa mahalala anay hoe iya no vaovao na tsy vaovao eto fa betsaka loatra ny olona...fa rehefa mipetraka ny dinika dia anay mamaly foana ...:-D:-D:-D
ds> be ny mpanao gazety eto zany...enao koa zany isany?? :-D:-D:-D asa aloha fa ny resaka mitarika resaka hafa dia zahay mamaly na koa manontany... zay le maha mba liana e :wink:
ds> be ny mpanao gazety eto zany...enao koa zany isany?? :-D:-D:-D asa aloha fa ny resaka mitarika resaka hafa dia zahay mamaly na koa manontany... zay le maha mba liana e :wink:
36. ds
(
08/11/2007 12:07)
Tsy nazava angamba ny tiako nolazaina... Ataovy toy ny tsy misy izay nosoratako tery ambony, dia milamina.
:-* ho an'ny Praiminisitra liana lalandava.
:-* ho an'ny Praiminisitra liana lalandava.
37. cutie
(
08/11/2007 15:12)
soa ihany alou nisy namoaka le dinika raha tsy zany zahay tsy naharala mitsy :-D