dinika taloha
1. booboo
(
02/11/2007 11:03)
Hono ho'aho ? zay dinika efa tsy mipoitra intsony ve dia tsisy fika intsony ny hahitana azy ?
novalian'i mbaliana ny 09/11/2007 13:16
6. booboo
(
02/11/2007 23:19)
Ikaretsaka > :°) saika hanombo oul zà fa tsy mety zany lé izy dia miandry an-kodimirana sisa ê :°)
10. cutie
(
04/11/2007 21:21)
ary nisy dinika mbola tsy taloha akory de nanjavona :roll::-w:-w:-w:-w:-w
11. mbaliana
(
04/11/2007 21:37)
hihihi za koa nahita .. vao nanoratako teo dia tsy hita tampoka nony niverenako :-D:-D:-D
12. ikaretsaka
(
04/11/2007 23:41)
izay izany ilay hoe vetivety de hita dia vetivedy de tsy hita:roll:
13. ds
(
05/11/2007 12:09)
cutie:
ary nisy dinika mbola tsy taloha akory de nanjavona :roll::-w:-w:-w:-w:-w
Tsy nanjavona ilay dinika izany fa nesorina.
14. bitrokel
(
05/11/2007 12:56)
dinika tsy mari-pototra kosa angamba ko! tsy aleo esorina any:roll:
16. mbaliana
(
05/11/2007 19:10)
bitrokel> hitako tao koa ianao fa marina le izy ka fa zany hoe angamba mba tsy ankalazaina be fotriny...tsaratsara kokoa angamba zay :lol:
17. booboo
(
05/11/2007 19:16)
hu hu hu ...nefa zà efa saika nankalaza beee t@ vao nipoitra lé izy fa laozana variana tany @ dinika hafa dia nony hiverina hanoratra @ zay dia gli lay raha !
19. bitrokel
(
05/11/2007 19:28)
mbaliana: ka izaho efa mba namaly tsara niarahaba iny dia voafafa ilay izy dia gaga aho ko! hay ve zany tena marina ilay izy...tena tsy tiana ankalazàna marina angamba aloha kosa e! aleo izy ihany no mamoaka azy raha tiany.