Ny bandy tsy misotro sady tsy mifoko hono lasa tia jôba be??

21. xxx ( 02/11/2007 06:33)
tena kely misaina mihitsy anie ry salmo izany e!
22. tovokely ( 02/11/2007 10:40)
Tena ho antitra alohan'ny fotoana elah ry salmo1, hi hi hi

Aiza letsy no betsaka indrindra ny tahan'ny fahazakana sipa raha tsy any @ boite sy excursion. Nefa tsoriko @n'la fa any no tena fahazahoana sipa ary ny bandy tsy misotro any fa hendriBE hoatran'la io verezin'ny bandy dozidozy @ fahazakana.

Za kou lou raha miteny hoe misotro tsy le hoe mamobe le midegany reny fa ilay mba somary dozika kely fotsiny.
23. xxx ( 02/11/2007 12:29)
tovokely: aiza kosa e! marina ny an'i salmo....
izaho sipa manoratra fa raha tsy sahy mi drague amin'ny maha izy azy izany hoe tsy nandray alcool izy dia efa tsy poinssssss
24. DESCARTES ( 02/11/2007 13:19)
Hita mihintsy oé matotra lé hvtr toi ra salmo1 a.Io zany tsisy oh ny mandé @normal ihany rehefa hanapoins jôba.

25. DESCARTES ( 02/11/2007 13:38)
Fa ny comble ngé r zalah rehefa raikitra ny revi2 miaraka @samy mpinamana iny dia oh tsy té handray alcool ny bandy dia tsarain'ny jô sy ny kôf akama oé sarim-bavy é,na dia hita ho viril be zao aza élah.Ny tena mahagaga koa dia ity,ilay jô anakiroa namoaka anio hvtr io miaraka mibôss @nay ao @fac de médecine.Donc tokony ho fantany tsara koa oé manimba ny fahasalamana ny alcool sy ny sigara,dia izay ny raison ialan'ny bandy ilany @léizy.Ka izay tokony hanentana ny olona tsy hisotro sy tsy hifoka indray ve no taraiky any anatin'io revy io,tsy mampiome be?
26. xxx ( 02/11/2007 14:51)
ilay sipa koa izany anisan'ny tsy mamely na sarokenatra dia manararao-paty amin'ny maha mamo an'ilay kôfa no misary gaigy
27. Kwasi ( 02/11/2007 15:00)
Zay lesy zany zalah le hoe revy a. Tsy mila raisonnement io hoe manimba fahasalamana na inn fa de zao: REVEO manja fotsiny
28. koffman ( 05/11/2007 08:33)
Za aza mba dokafana fa manjary manitsaka!


:-D:-D:-D:-D:-D
29. bitrokel ( 05/11/2007 12:59)
:-D:-D:-D
30. xxx ( 06/11/2007 10:21)
fa za kosa aloha aleoko bandy tsy mifoka sy tsy misotro an (sipa a ty miteny ty). Maimbo vava lava ko atao inn :lol:
31. ravatorano ( 06/11/2007 10:49)
:wink:fa angah lety reefa tsy misotro sy tsy mifoka d sarimbavy an ! oka kosa kle
raha misotro zany dia sarin dahy:-P:-D:-D:-D
fa zao ny hitako aloha dia ny kofa tsy mpisotro sy tsy mpifoka no tena ravin'ny joba e sduy tena tiany na physik io na romantik amin'ny akapobeany an
izao mantsy raha vao bandy mpirevy na tsindraindray aza defa hoe reny indray na hoe izay indray enao an... sy ny kozy hafa mety miainga eo
ny joba tia bandy mpisotro sy mpifoka fa indrindra mpisotro dia joba mpisotro koa izany na efa vonona ny hiaritra an'ilay fofo toaka lava:-D:-D:-D
asan-dry tess sy ry mirabel ary ry xxx ireo aloha izany e
32. ari.malala ( 09/11/2007 12:31)
ts lasa kosa alou le lelà misy fofontoaka lava e! na fofontsigara ftsn aza:? sady ts tena le ol am maha izy azy no miresaka ravo misy fofontoaka izy fa ny herin'ny toaka zay no nibaik oanazy ko! d hiresaka am toaka zany?:?:-D:-D
33. fetrakens ( 18/12/2007 06:10)
Ny kôfa misotro sy mifoka leiss baina ny tena tian'ny sipa a! raha tena sipa izy!
34. haja ( 15/03/2008 04:34)
Tsy marina kosa izany. Raisonnement tsy mandeha amin'ny tokony ho izy. Mety le olona namorona io phrase io anie mety izay no niainany dia izay nonoteneniny e. Fa le sipa aloha raha tia mivery be de bandy mifoka sy misotro no ilainy e. Fa raha sipa tsy tia misotro sy mifoka dia bandy tsy tia ireo koa no ilainy. Fitiadiavana le mitovy revy io ry baina a. Raha samihafa mantsy ny revy dia mety gidragidra lava.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1441