Ny bandy tsy misotro sady tsy mifoko hono lasa tia jôba be??

1. DESCARTES ( 31/10/2007 14:56)
Mitombina ve io kôzy io ry zalah?Misy jôba ankiroa zay mantsy miara-mibôsy dia refa vita exam iny d mba niaraka nandraindray bex kely(manalazy)t@nay band2 akamany ry zareo.Raikitra teo ny kôzy dia navoakan'izy roa vavy izay hevitra zay.Mba ahoana ny mety fahamarinan'izay zalah?Dia namoaka hevitra teo koa ry zareo hoé tsy masaka hono ny kôfa tsy misotro sy tsy mifoka é.Mety bôbaka ve zalah ny jôba manana feeling ôtran'izany?
novalian'i haja ny 15/03/2008 04:34
2. salmo1 ( 31/10/2007 15:20)
Mitombina ve io kôzy io ry zalah?

Non!
Rehefa mangetaheta elah mahazo misotro iany. Fa ra fisotroana no entiny elah hikôtiana sipa d tsy kôfy elah zay no tena marina.

Ary raha sipa tsy mirevy bandy misotrosotro ndray aza, de ahoana no hevitry elah hikôtiana anireny sipa ireny?

Ny famamoana, na drôgy dia mibaiko wazy @ fasahiana, ary elah ôtrany mahatsapa tena favory indrindra fa ny olona mahita an-lah dia tsy normaly ny fijerevany an-lah.

Haleo iany tsy misotro rehefa tena hikòtikôty.
;-)
3. soanja ( 31/10/2007 15:26)
DESCARTES:

Mitombina ve io kôzy io ry zalah?Misy jôba ankiroa zay mantsy miara-mibôsy dia refa vita exam iny d mba niaraka nandraindray bex kely(manalazy)t@nay band2 akamany ry zareo.Raikitra teo ny kôzy dia navoakan'izy roa vavy izay hevitra zay.Mba ahoana ny mety fahamarinan'izay zalah?Dia namoaka hevitra teo koa ry zareo hoé tsy masaka hono ny kôfa tsy misotro sy tsy mifoka é.Mety bôbaka ve zalah ny jôba manana feeling ôtran'izany?


Tsy voatery ho marina izany fa matoa ilay olona tsy misotro sy tsy tia mifoka dia satria manana control tsara izy amin'ny fiainany. Noho izany dia balance ny fomba fijery ka na resaka sipa aza io dia mi-apply tokoa.
Tsy manja manko no ho lany eto an-tany fa ny aina atotona eo no ilana fandinihana foana. :-*:-*


4. xxx ( 31/10/2007 15:53)
tsy hoe voatery hoe ny tsy mifoka sy tsy misotro ihany no tia joba be ...
fa ny bandy tsy mifoka tsy misotro viril kokoa ka tain'i sipa satria matanjaka tsara.:-P
5. lemenakely ( 31/10/2007 15:54)
DESCARTES:

Mitombina ve io kôzy io ry zalah?Misy jôba ankiroa zay mantsy miara-mibôsy dia refa vita exam iny d mba niaraka nandraindray bex kely(manalazy)t@nay band2 akamany ry zareo.Raikitra teo ny kôzy dia navoakan'izy roa vavy izay hevitra zay.Mba ahoana ny mety fahamarinan'izay zalah?Dia namoaka hevitra teo koa ry zareo hoé tsy masaka hono ny kôfa tsy misotro sy tsy mifoka é.Mety bôbaka ve zalah ny jôba manana feeling ôtran'izany?



Tena tsy marina io !!! au contraire ny bandy mpisotro sy mpifoka no tena akoholahim-bohitra :-D
6. xxx ( 31/10/2007 17:25)
Mitombona be io satria tsy simba ny alkola sy ny sigara ny saina ka tena ao mihitsy ilay fahaizana mietry sy mihaino ny joba
7. simplex ( 31/10/2007 18:15)

misotro refa misy ilana azy no tsara fa ra tsy mandray mintsy otran'ny tsy cooooool ihany kou.:P

Descartes,
tsy dia ny mpisotro sy mpifoka loatra no tena mitondra azy fa ny attitude, sy ilay fahaizana mampiresaka ;-)
8. lehilahytsyresy ( 01/11/2007 07:34)
Tsy misy porofo ara-tsiantifika na ara-medikaly io. Tsy mbola nisy koa olona nanao fikarohana manokana momba an' izany.

Rehefa bandy dia tia vehivavy daholo, afa-tsy ny homos.
9. xxx ( 01/11/2007 08:12)
izany an! anefa zà mahita fa ny bandy misotro toa tsy de adalam-bavy noho ny bandy tsy misotro..indrindra fa sportif lay bandy tena adalam-bavy izany hoe mambam-bavy
10. tovokely ( 01/11/2007 10:24)
Decartes:
Dia namoaka hevitra teo koa ry zareo hoé tsy masaka hono ny kôfa tsy misotro sy tsy mifoka é.Mety bôbaka ve zalah ny jôba manana feeling ôtran'izany?

Raha hoatran'i Vero sy Poune zany le sipa dia mitombina io.

Je pense lesy donc je suis:-D:-D Ny bandy misotro sy mifoka tena mieritreritra lalina ka mahatafavoaka frazy tena mitsatoka tsara any ampon-drasipa, de zay no tena ireveny azy.:wink:
11. salmo1 ( 01/11/2007 10:56)
tovokely:
Ny bandy misotro sy mifoka tena mieritreritra lalina ka mahatafavoaka frazy tena mitsatoka tsara any ampon-drasipa

Non:!:^:^

Mba hataovy iany koa ny miresadresaka amin'ny sipa rehefa tsy mamo iny elah, fa tena misy fiany sy romansa tsara:lol:
Ra vao mamo koa elah, de ôtrany tsisy dikany lay teo rehefa nisava ny taoka.

Araho ny teniko. Za tsy manakana oe: aza misotro, fa lay fitadiavana sipa amin'ny toaka revirevy fotsiny iny fa tsy tena izy.
;-)
12. xxx ( 01/11/2007 13:28)
=D=D=D=Dbravo salmo....marina mitsy izany
araka ny hevitry i tovokely izany dia tsy maitsy hoe misotro sy mifoka vao ho sahy amin'ny rehetra handresena lahatra ny vehivany????8O vao maika mapitsoaka anay izany8O

tsy misy hafa tsy ny mande normale ihany....fa raha mamono eritreritra vao sahy hanao zvtr tsy izy izay.
13. tovokely ( 01/11/2007 13:43)
Nuance k'lo, za tsy niteny hoe misotro aloha vao mikoty, fa ny naturen'ny bandy mpisotro sy mpifoka sigara mintsy no efa hoatr'izay le hoe mahita frazy lalina zay.

xxx> fa betsaka ko nge nareo sipa no zakan'ny bandy dozidozy f aza be resaka eo e. Raha tsy hiteny afa tsy refa le any @ boite aho.
14. xxx ( 01/11/2007 15:20)
tovokely: dain beurk! tsy izaho aloha izany e! vao maheno ny fofo-toaka fotsiny ka indrindra izy mikoty dia efa tsy poinsa....
15. ikaretsaka ( 01/11/2007 18:48)
salmo1:

Ny bandy misotro sy mifoka tena mieritreritra lalina ka mahatafavoaka frazy tena mitsatoka tsara any ampon-drasipa

Non:!:^:^

Mba hataovy iany koa ny miresadresaka amin'ny sipa rehefa tsy mamo iny elah, fa tena misy fiany sy romansa tsara:lol:
Ra vao mamo koa elah, de ôtrany tsisy dikany lay teo rehefa nisava ny taoka.

Araho ny teniko. Za tsy manakana oe: aza misotro, fa lay fitadiavana sipa amin'ny toaka revirevy fotsiny iny fa tsy tena izy.
;-)


Arakarak'ilay tadiavin'ialahy io letsy e.. raha romansa no tadiavon'ialahy dia ie
fa raha ilay tsy te ho lany pasy sy te hanao akoholahim-bohitra .. dia tsy ie!


16. mirabela ( 01/11/2007 20:31)
za zao à la recherche an zany am zao fa tssss:P
sady mety tsara koa ny taranany avy eo8)
17. wooda ( 01/11/2007 20:52)
"Ny bandy tsy misotro sady tsy mifoko hono lasa tia jôba" :roll:

Mampme, naika hananihany hoe "tsy misotro inona, de tsy mifoka inona de lasa tia joba ny bandy?". Misy samy manana "feeling" marina ny rehetra zany marina.

Zarako aza ianao sambatsambatra iny
Fa be sangisangy sy be vazivazy
Fa rehefa tsy mamo ianao mataho-behivavy


DESCARTES:

Dia namoaka hevitra teo koa ry zareo hoé tsy masaka hono ny kôfa tsy misotro sy tsy mifoka é.Mety bôbaka ve zalah ny jôba manana feeling ôtran'izany?


Efa nahita ihany fa mety tsy hifanaraka @nao :-D:-D:-D
18. wooda ( 01/11/2007 20:56)
:°):°):°) =DESCARTES :-D:-D
19. xxx ( 01/11/2007 21:02)
Ny bandy misotro sy mifoka somary impuissant mihoatra ny bandy tsy misotro tsy mifoka no manao sport.
20. salmo1 ( 01/11/2007 23:17)
xxx:
bravo salmo....marina mitsy izany

Za aza mba dokafana fa manjary manitsaka!
;-)
Ika:
Arakarak'ilay tadiavin'ialahy io letsy e.. raha romansa no tadiavon'ialahy dia ie
fa raha ilay tsy te ho lany pasy sy te hanao akoholahim-bohitra .. dia tsy ie!
Mety hitombina iany less lay izy satry; ny tanora amzao fotoana de manala azy maintsy amin'ity drogy sy famamoana ity. Elah anie mahazo mande boaty de misotro Cocakola e:lol:
tsy voatery hisotro zavatra mahadomelina foana...!
Rehefa mamo elah dia tsy de mahatsiaro tena, mahatsiaro tena iany elah fa kely, efa miasa ny toaka sy ny drogy amnio ah:@
Raha sendra ny alina elah mande boaty, ti hazaka sipa, mety hazaka iany elah fa lay sipa kosa angamba efa mamo ihany koa, na dondrona, na koa oe: tena nirevy an-lah le sipa.

- Mba hataovy oe: ao ampianarana indray aza elah no tara t@ sipa. Hisotro toaka ve elah vao hiresaka aminy:?:

Na mande boaty elah, tsy mahazo manao mamo fa elah no hitondra ny vamm hiverina. Elah tara t@ sipa anakiray tao anaty boaty, mbola hieritreritra ve elahy hanao mamo vao hiresaka aminy:?:

Zay maintsy angamba ilay tena mahatonga ny sipa hikôtikôty bandy, satry isika bandy: tsy maintsy mikaroka fikan-antitra foana, vao sahisahy.
;-)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1206