ahitan-doza ve ny mivadika finoana???
41. LazaDaddy
(
31/10/2007 03:44)
eto @ ito dinika ito aza moa misy miharihary fa rain'ny lainga ka aiza ny olona no tsy hiala @ fiangonany sy hifindra fiangonana any an-kafa?
42. Rasiligaoma
(
31/10/2007 04:01)
velabelaro hoe? mba omeo porofo hoe ry LD?
na izany na tsy izany! Tapa-kevitra ny Hifindra ho Katolika aho ry zareo, resy lahatra tanteraka aho fa any no tsy miady sy tsy mitokatokana sy feno hafenoana amiko
Efa mianatra katesizy aho izao no mandinika ireo tantara rehetra fa dia resy lahatra!
hitako ihany ianareo fa hiova sisin-dalana aho e!
Dia misaotra anareo rehetra nanazava ny finoanareo tsirairay avy..
fa any ho any kosa aho hahatsiaro anareo dia handefa tonom-bavaka!

43. LazaDaddy
(
31/10/2007 04:13)
Rasiligaoma> soa ianao fa tsy niandry ela dia nanambara an'io fa mandreraka be ilay mamaky ny hevitrao mihafinafina sanatria toy ny hoe "hofikafikaiko" ireto "namana" ireto.
44. Rasiligaoma
(
31/10/2007 04:21)
fijerinao iny hoe fikafika sy ny sisa iny , fa dia navoakako izany (na ela aza) e.. sao hanaraka ahy lahy ianao?
tsy mampaninona ny miverina ilalana rehefa diso lalana! Tsy misy tsy diso izay mandia tany anie fa izay mikiribiby no adala indrindra e
tsy mampaninona ny miverina ilalana rehefa diso lalana! Tsy misy tsy diso izay mandia tany anie fa izay mikiribiby no adala indrindra e
45. LazaDaddy
(
31/10/2007 04:22)
Rasiligaoma:Ny ahy i Jesosy ihany no arahiko ka :)
.. sao hanaraka ahy lahy ianao?
46. ikaretsaka
(
31/10/2007 05:17)
Nha i jesosy araharaham-pona fa misy fomba fanarahana azy.. tsy @ "izay tiana sy mahafaly" momba ny fanarahana azy ihany no ekena
47. Mandefitra
(
31/10/2007 05:39)
ikaretsaka:
Nha i jesosy araharaham-pona fa misy fomba fanarahana azy.
sao de zao le fikana mpanora-dalana?nareo tsy miditra mo ny te hiditra sakananareo?
De ahoana i ika @ ireto :
"Minoa an'i Jesosy Tompo de ho vonjena ianao sy ny ankohonanao"
"... nomeny ny Zanany Lahy Tokana mba tsy ho very zay rehetra mino Azy fa hanana fiainana mandrakizay"
50. fijo
(
31/10/2007 22:10)
de mahereza rasiligaomafa za aloha de tsy mety mino izany e.ny zokiko lahimatoa no ao aminareo ao,fa ny zanany izao toa protes avy izy roa vavy.
mety hoe misy lamina kokoa ao,satria misy io resaka ambaratonga io,saingy midika ve izany fa ao no mis ny fahamarinana?
mety hoe misy lamina kokoa ao,satria misy io resaka ambaratonga io,saingy midika ve izany fa ao no mis ny fahamarinana?
51. niryna
(
02/11/2007 18:27)
ikaretsaka:
Nha i jesosy araharaham-pona fa misy fomba fanarahana azy.. tsy @ "izay tiana sy mahafaly" momba ny fanarahana azy ihany no ekena
ahoana izany ry ika?:oops:
52. niryna
(
02/11/2007 18:32)
Mandefitra:
ikaretsaka:
Nha i jesosy araharaham-pona fa misy fomba fanarahana azy.
sao de zao le fikana mpanora-dalana?nareo tsy miditra mo ny te hiditra sakananareo?
De ahoana i ika @ ireto :
"Minoa an'i Jesosy Tompo de ho vonjena ianao sy ny ankohonanao"
"... nomeny ny Zanany Lahy Tokana mba tsy ho very zay rehetra mino Azy fa hanana fiainana mandrakizay"
Hitakou,fomba ahoana ? ka raha tsy hoe andao hanao alafaditra izy ity! . Na hanao sorona etsy sy eroa amin'ny ran'ny omby.
Manatona azy fotsiny amin'ny fo mangoraka ,tsy misy formule arahina fa tonga dia miresaka aminy.
Mivavaha ary mangataha izay tianao(specifique) fa tsy safobe matsina fotsiny. Mifona aho tompo tamin'ny zavatra rehetra vitako(inona avy izany zavatra nataonao izany?)Mangataha zavatra aminy ary teneno aminy izany zavatra izany mba ahafahany manome izay angatahinao aminy ka mifanaraka ny sitrapony.Raha tsy aminy irery anefa dia aza manatena ahazo valiny fa ahodikodin'ny hery hafa eo fotsiny toy ny tandrimo.
:D:D
53. bosista
(
02/11/2007 19:24)
zaho indray de mahafantatra olona tsara ,ary tena mahasahy mianiana amin'izany aho fa misy havana izay nifindra nankany amin'ny kato fa satria mizara menaka sy vovon-dronono any, ary raha hisoratra ho mahantra any amin'ny kato(satria misy fisoratana anarana,(liste-n'ny mahantra) any),ka raha vao tsy kato de tsy mahazo,dia lasa nanao katolika ilay olona fantatro nohon'ireo zavatra voalaza teo ireo!atao ahoana fa fiainana daholo izany!omeo anay anio ny hanina sahaza ho anay!
54. ikaretsaka
(
02/11/2007 22:16)
"Minoa an'i Jesosy Tompo de ho vonjena ianao sy ny ankohonanao"
dia misy koa hoe tsy izay miteny hoe tompoko tompoko no tena mpianatro fa ireo izay manatateraka ny sitrapon'ny raiko
"... nomeny ny Zanany Lahy Tokana mba tsy ho very zay rehetra mino Azy fa hanana fiainana mandrakizay"
nga nomena fahatany fotsiny? raisina sy atao nofo tonga mofo mihitsy (joany 6:55)
Hitakou,fomba ahoana ? ka raha tsy hoe andao hanao alafaditra izy ity! . Na hanao sorona etsy sy eroa amin'ny ran'ny omby.
Ie.. sorona masina etsy sy eroa tokoa fa @ ran-janak'ondrin'ndriamanitra.
Mivavaha ary mangataha izay tianao(specifique) fa tsy safobe matsina fotsiny. Mifona aho tompo tamin'ny zavatra rehetra vitako(inona avy izany zavatra nataonao izany?)Mangataha zavatra aminy ary teneno aminy izany zavatra izany mba ahafahany manome izay angatahinao aminy ka mifanaraka ny sitrapony.Raha tsy aminy irery anefa dia aza manatena ahazo valiny fa ahodikodin'ny hery hafa eo fotsiny toy ny tandrimo.
izao ilay manao an'Andriamanitra ho mpanao mazi sy Andriamanitra rehefa misy patsa.. karaha ilay hoe dada o dada o..fona za fa novoka alina.. fa hono hoa , afaka entinay ve ny tomobil anaovanay zoma manifique rehefa avy eo?:^):^):^):^):^)
INy aho ry niryna ilay hoe tsy izay tiako fa izay fantany fa mahasoa ahy a
Ny Andriamanitro tsy Andriamanitra ty sy nday sy Andriamanitra fanaovana forcing, sady sady ko raha sanatria sakakely na zazakely koa specifique dia raha tany ka tsy nahazo an'iny dia na hidongy na hanao hoe halako ianao jesosy fa tsy nomenoa ilay notadiaviko za8O
55. fijo
(
03/11/2007 00:17)
bosista,betsaka ny manao an'io.ohatra fotsiny,any mada dia be ny mampanao batemy ny zanany ,mba ahafahana mampianatra azy any amin'ny sekoly katolika
56. deric
(
05/11/2007 06:40)
Amiko dia izay tena tompoina no inoana fa tsy ny fiangonana anompoana an'ilay tompoana. Raha Andriamanitra Mpahary no tompoinao ,efa mivadika hanompo sampy indray, na andriamanin-kafa; dia izany no hahitan-doza. Fa raha nanompo andriamanin-kafa na sampy, ka mivadika hanompo Ilay mpahary; tsy amin'izany no hahitana ilay tena fiainana?
resilahatra aho izao fa heveriko tahaka ny sekoly fanabezana ahy ny fiangonana, ka rehefa tsy hahatratrarako ny tanjona io sekoly(fiangonana)io io, tsy aleoko fa mamponjy ny hafa izay hahavoavonjy ahy aho? hevitro izany an! Ary tena eo amimpiharako izany hevitro izany mihintsy aho izao.
Tsy mivadika aho fa mpitady ny lalana tsara izay hizorako ho any amin'ilay tanjona kendreko amin'ny fanompoako an'Ilay Mpahary. Hendry Andriamanitra ka tsy hamela ahy ho adala amin'izany.

57. ikaretsaka
(
05/11/2007 17:49)
dia ahoana ry deric raha ho'zy ilay tompoina hoe ratsambatany ny fiangonana?