ahitan-doza ve ny mivadika finoana???
21. majesty
(
30/10/2007 04:57)
hoy ika:
Za koa katolika nifindra ...fa tsy naninona:D
Bosista:miankina amin'ilay inoanao io,raha protestanta no mifindra katôlika na pantekotista dia tsy miova finoana izany amiko fa miova anaram-piangonana (satria samy Jesoa ihany no ivavahan'ireo).Fa raha toa ka Kristiana ianao no niova ho Silamo na Hindou na Boudhiste dia izay no atao hoe miova finoana satria miova pejy hafa tanteraka mihitsy.
Dia eo koa no mamaly an'ilay fanontaniana;raha Silamo no hiova Kristiana dia tsy ho moramora fa mety hihatra aman'aina mihitsy satria tsy heken'ny fivavahan-ndry zareo izany mivadika finoana izany,fa raha Kristiana ho any @ fiangonana Kristiana hafa,tsy misy olana io fa "fantaro ny zavatra rehetra dia hazony mafy izay tsara":D
za aloha tsy naninona e..
za sekta nifindra katolika fa naninona aho ko naninona?
Za koa katolika nifindra ...fa tsy naninona:D
Bosista:miankina amin'ilay inoanao io,raha protestanta no mifindra katôlika na pantekotista dia tsy miova finoana izany amiko fa miova anaram-piangonana (satria samy Jesoa ihany no ivavahan'ireo).Fa raha toa ka Kristiana ianao no niova ho Silamo na Hindou na Boudhiste dia izay no atao hoe miova finoana satria miova pejy hafa tanteraka mihitsy.
Dia eo koa no mamaly an'ilay fanontaniana;raha Silamo no hiova Kristiana dia tsy ho moramora fa mety hihatra aman'aina mihitsy satria tsy heken'ny fivavahan-ndry zareo izany mivadika finoana izany,fa raha Kristiana ho any @ fiangonana Kristiana hafa,tsy misy olana io fa "fantaro ny zavatra rehetra dia hazony mafy izay tsara":D
22. Jeankely
(
30/10/2007 09:56)
Ary tsy ahitan-doza ve ny bosista tsy manana hazon-damosina fa manara-dahana izay hitany fa diso?=))=))=)) Sady tsy mahalasa adala ve ny mametraka fanontaniana mivadik'ondana?=))=))=))
23. Kwasi
(
30/10/2007 10:11)
Kwasi: nga fanahy ihany no vonjen'i JK?
ikaretsaka> Rehefa voavonjy ny fanahy, manaraka daholo ny zava-drehetra.;-)
bosista> Vakio ange ao @ Malakia toko faha-2 e, mety hamaly ny fanontaniana napetrakao ao.
25. bosista
(
30/10/2007 16:17)
misaotra antsika rehetra namaly,indrindra koa @ famaritana nomen'ny sasany,zavatra henoko taloha manko le we tsy azo atao izany mivadika na mifindra finoana izany, izay mahatonga ahy nanontany fa tsy midika we zaho anatin'ny fisalasalana akory!
de samy ho tahin'Andriamnitra daholy!
de samy ho tahin'Andriamnitra daholy!
26. ikaretsaka
(
30/10/2007 16:51)
kwasi> dia naninona tsy natao fotsiny hoe ny zavatra rehetra.. fa noferana fotsiny teo @ ilay hoe fanahy
27. Kwasi
(
30/10/2007 17:48)
ika> ekena re ry mse ika o!:wink: Fa dia ho sahirana mihitsy zahay itony raha isaky ny teny voasoratra na tsy voasoratra dia ho voatsikera foana:D
28. Fody
(
30/10/2007 17:50)
Ny olona manontolo feno (vatana, saina, fo, fanahy) no vonjen'i Kristy fa tsy ny Fanahy ihany.
Nanasitrana ny rofy izy, nanome sakafo ny naona, sns... Ilay vehivavy janga tratra, saika toraham-bato, dia navotany teo an-tanan'ireo saika hanala ny ainy fa tsy hoe navelany fotsiny ny helony...
Aza sarahina ny Fanahy sy ny Nofo satria olombelona isika fa tsy anjely akory. Ny Nofo dia tsy ratsy velively satria zava-boarin'Andriamanitra. Raha ratsy koa ny nofo tsy ho tonga nofo i Kristy.
Isaory sy hanomezo voninahitra an'Andriamanitra ny tenanao manontolo (vatana, saina, fo, fanahy)
30. ikaretsaka
(
30/10/2007 17:57)
Kwasi:
ika> ekena re ry mse ika o!:wink: Fa dia ho sahirana mihitsy zahay itony raha isaky ny teny voasoratra na tsy voasoratra dia ho voatsikera foana:D
ka rehefa mametraka hoa tsy affirmation gratuit. fa mba supportena ny idee:-D
dia henoina ny hafa rehefa tsy misy halahatra intsony:wink:
za tsy mitsikera anao fa mamporisika anao hamoaka ny hevitrao hampitahaina # hevitra avoakako sy ny olona e!:-D izay ilay heo miady hevitra
31. Veloo
(
30/10/2007 18:26)
bosista [ Valio ] 30-10-2007 17:17:44
Lohateny : Re : ahitan-doza ve ny mivadika finoana???
misaotra antsika rehetra namaly,indrindra koa @ famaritana nomen'ny sasany,zavatra henoko taloha manko le we tsy azo atao izany mivadika na mifindra finoana izany, izay mahatonga ahy nanontany fa tsy midika we zaho anatin'ny fisalasalana akory!
de samy ho tahin'Andriamnitra daholy!
Io dia safidinao manoka
rehefa natorin'ny Fanahy Masina anao ny tena izy dia aza lavina
32. ikaretsaka
(
30/10/2007 18:38)
Za koa katolika nifindra ...fa tsy naninona
fa io koa mila fantatra hoe inona ny antony hifindrana fa tsy hoe mifindrafindra fotsiny an..
ts'isy vinany be noho ilayilay hoe tsy hainao akory ny lafiny tsara sy ratsy amin'ilay hilaozanao na hifindranao fa :^) be fotsiny dia izay:-D
le hoe fa maninonano manao izao dia fa maninona no tsy manao an'izao dia inona ny antony tsy hanaovan'ity an'izao , inona ny inoan'itsy sy iroa, sns
Ny nataoko tena comparative religion gaigy be mihitsy vao hoe tena ato izany !
ny ankamaroany manko hoe tezitezitra sy leoleo tatsy fotsiny dia lasa ary satria tany nisy nahay namdambolambo be!
tsy le feeling "izay tiana" ilay izy fa ilay "ze ampy"
33. rabilabila
(
30/10/2007 20:45)
tsetsatsetsa tsy haritra fotsiny ny ahy ity fa aza atao mahatezitra:
Rehefa mandinika sy mamaky ny fifanakalozan-kevitra eto aho dia matetika mahatsikaritra fa:
Toa direction iray daholo ihany no jerenareo :andriamanitra
Fa ny maso mijery ilay direction no samihafa :ao ny myope , ao ny tratran'ny strabisme , ao ny daltonien , ......(images daholo ireo an!!)
Ka na mankany am-piangonana aza ianareo mba hampirindra ilay fomba fijery dia ireo mpitarika koa somary marary maso aby ( ny pasitera manana ny fomba fijeriny , ny môpera manana ny azy , ny evanjelisitra manana ny azy )
==> il y a autant de dieux que de participants dans le serasera .

34. ikaretsaka
(
30/10/2007 21:13)
rabilabila> fa raha samy marary maso ihany.. aleo ilay marary maso mitovy hevitra 1 , hoe mompera symompera sy mompera ohatra ireny efa samy mba hainy ny nampiasa ny tehiny dia efa atorony anao koa ny fomba fampiasana azy
toy izay ilay marary mnaso vo haingana nefa manao lohan'ny tafara. nefa ny fampiasana ilay tehina aza d'efa tantara.

35. fijo
(
30/10/2007 21:36)
ka na hivadika na hiova na hiverina,mihodikodina eo fotsiny,ka tsy aleo mipitsika mihintsy ve????
36. rabilabila
(
30/10/2007 21:43)
Tsy nampoiziko indray iny valin-tenin'i Ika iny !!
Inona aloha ilay "tehin":oops:-dry mpopera sy mopera ary i mopera e!!Azonao velabelarina ve?:-D:-D

37. ikaretsaka
(
30/10/2007 21:56)
Aleo aloha hapetrako eto ilay tehina fa manjary indray no ifantohana:-D
ataontsika ary hoe voan'ny strabisme na jamba mihitsy aza tsy maninona e!
Raha resaka mompera, ohatran'ny hoe efa hainy hoe atsy ny lalana sy lalana tokony aleha, (na tsy tehina aza io fa zavatra hafa), ohatra hoe 20 pas mankatsy avaratra dia miodina gauche dia mandroso indray 50 pas dia miodina.. droite dia rehefa mikasika @ izao rindrina izao dia dia arahina ilay rindrina!dia rehefa mahavita 3 pas dia tokony ahita izao varavarana izao dia ao ny trano..
Ry mompera azo antoka kokoa fa hainy hainy izay satria raha nisy 1 efa nahavita dia iny no nampianatra ilay 1 dia mitohy hatrany hatrany...
Izay ilay resaka teny midina, hoe mitovy daholo ihany no lazain'i mompera sy ny lalana (loi) arahiny
fa raha ilay mpitarika hafa, na omena aza ilay tehina hindraminy na ilay reperes nomen'i mompera fa bebe saina eo hoe mananana tehina aho.. dia inoako marimarina fa dia hiodikodim-poana eo... sa?

38. rabilabila
(
30/10/2007 22:05)
'Zao izany ilay hoe :"prêcher pour sa paroisse " ?:wink:
Mihevitra izany i Ika fa éxegète kokoa ny môpera noho ny mpitarika hafa ? Inona no mahatonga hametraka io "superiorité" io ? F'angaha tsy mitovy ny repères (raha kristianina no resahina )?

39. fijo
(
30/10/2007 22:13)
ny ratsy amin'io ry ika dia izao,tsy hisy fivoarana mihintsy fa lalandririnina fotsiny.
40. Rasiligaoma
(
31/10/2007 03:11)
amiko ny nahatonga ilay nahatonga io superiorité io dia vokatry ny continuité sy ny hierarchie notazonina tao.
Fijo. tsy voatery ho lalandririnina, fa azo atao hoe lalan-tany ilay izy no nahitan'ilay voalohany azy dia na lasa pavés na lasa goudron, iny ihany no lalana ka! raha tany ka nisy detour dia efa voasoratra any amin'ny mpanamboatra lalana hoe aty no lalana!