Andriana reraka sy lohan'Andevo. Inona no tsy hitoviany?
41. bilakarenjy
(
22/11/2007 09:01)
marina ny voalazanao ry jeankely .Tokony hasondrotra tokoa ny firenena ary tsy tokony hisy fanenjehana sy fanavakavahana ,fa samy malagasy .
Ary tokony tonga ary de ho lasa sy hisondrotra ary hivoatra avy hatrany ao anatin'ny 1 minitra ,tsy misy hatak'andro na kely akory aza .Sa ahoana hoy Jeankely .
Ary tokony tonga ary de ho lasa sy hisondrotra ary hivoatra avy hatrany ao anatin'ny 1 minitra ,tsy misy hatak'andro na kely akory aza .Sa ahoana hoy Jeankely .
42. Jeankely
(
22/11/2007 12:43)
Ny fitenenana Malagasy dia efa milaza fa omby indray mandry tsy indray mifoha. Na ny avy @'ny Andriamanitra aza dia nisy ny havoana mahazo tara-masoandro vao miposaka hatramin'ny fodiany hariva ary misy ny zara raha mahazo. Misy ny haingana ary misy ny mirefarefa na izany aza dia arisika ny hiazakazahana mafimafy. Tsy mety miara-tonga saina izany aloha. Aza adino fa ezaka taona maro vao nahita soa ireo firenana hafa fa tsy 1 minitra izany.
43. bilakarenjy
(
22/11/2007 14:28)
Ka izay le fiainana ry Jeankely a!.Tsy azo terena ,fa avelao handeha @ tokony ho izy .OK!.Omby ao am-bala indray mandry tsy indray mifoha mihitsy ,araka ny voalazanao .
De rehefa misy zavatra tsikaritrao de iaino aloha zay vao hadihadio sy tsikerao .
Fa tsy hoe : tsy mifanaraka @ hevitrao de tsy mety na diso daholo .Revy samy manana ny azy io .Ny mety aminao tsy mety amiko , ary ny mety amiko tsy mety aminao .Ao tsara ,bonne e!

44. Jeankely
(
23/11/2007 11:43)
Izay tsy mivoatra dia manaraka ireo voalaza amin'ny loha-teny ireo fa rehefa mahay miazakazaka ampahamendrehana dia lasa foana.
45. bilakarenjy
(
23/11/2007 21:31)
fa ahoana moa le hoe :mivoatra ry jeankely raha araka ny hevitrao manokana ,satria samy manana ny tokony hivoarany ny tsirairay ,fa tsy araka ny tokony ho hevitry fivoarana ao an-tsainao akory .
46. Jeankely
(
14/12/2007 07:50)
Mazava fa tsy araka ny saiko fa araka ny fandrosoana rehetra hita eran-tany io. Izaho tsy mbola mandroso fa tia fandrosoana ary mitady ny hevitra sao mba lasa.=))=))=))
47. bilakarenjy
(
21/12/2007 19:26)
misy marina ihany ny hevitrao ,fa kosa rehefa mahalala hoe :mila an'izao za na mitady an'izao sy izao de efa mahafinaritra izay . Bonne jeankely fa de mahereza e!
48. Jeankely
(
02/01/2008 13:23)
Misaotra e!!! Dia ahoana ilay bilakarenjy ary e? Mamo sa tsy mao ary e? Milay sa tsy milay e?=))=))=))
49. bilakarenjy
(
07/01/2008 20:51)
Hihihihii, le inona no tian'i jeankely ho fantatra @ bilakarenjy ?
Tsy manao mamo ka , fa ajanona @ ilay fetra mahatsara vahiny iny ilay revy de tohizana revy masaka be , de milay avy eo .
Sur za fa toy izay koa ny an'i jeankely .
Tsy manao mamo ka , fa ajanona @ ilay fetra mahatsara vahiny iny ilay revy de tohizana revy masaka be , de milay avy eo .
Sur za fa toy izay koa ny an'i jeankely .
50. Jeankely
(
08/01/2008 03:55)
Jeankely tsy misotro fa tia mihan-kanina, mijery Tanana ary miady hevitra=))=))=)). Tsy mi-bilakarenjy eny rehetra eny an
51. bilakarenjy
(
08/01/2008 22:16)
Itovizana raha ireo lazain'i jeankely ireo ,fa ny misotro no tsy itovizana ,satria hatreo @ ranom-boankazo tsotra ihany ny an'i jeankely ,fa (ranom-boankazo mahery) ny mihoatra an'izay dia tsy voafehin'i jeankely tanteraka .
Mahafinaritra koa rehefa tsy mibilakarenjy ry jeankely a! .Aleo izahay hibilakarenjy eny rehetra eny ,fa ny mandehandeha mahita raha e! .Hitondrako vaovao betsaka jeankely fa mikarenjy foana za .
Mahafinaritra koa rehefa tsy mibilakarenjy ry jeankely a! .Aleo izahay hibilakarenjy eny rehetra eny ,fa ny mandehandeha mahita raha e! .Hitondrako vaovao betsaka jeankely fa mikarenjy foana za .
52. Jeankely
(
09/01/2008 05:57)
Aza mampiomehy Ra Bilakarenjy e. Na izany aza dia nivadika tanteraka ny sujet ary tsy tafaverina intsony angamba. Ny mikarenjy sy ny Bilakerenjy tsy mitovy fa aza terena hitovy. Izaho koa dia efa nanoratra io ambony io hoe anisany tiako ny mijery tanana izany hoe mandehandeha. Ny tena dikan'ny bilakarenjy anie ka avy amin'ny BILAKA sy KARENJY. Karenjy mibilaka midika mivilana ary tsy mandeha @'ny tokony ho izy. Noho izany dia diso be ilay mahafehy ny "FISOTRO MAHERY". Na mahafehy aza ny sainao ny vatanao sy ny taovanao mbola ahatsapa. Sahala ny Mpifoka rongony io faly ery hoe mafy ary tsy lasa adala avy eo misy ny tapaka lalandra vao gaga. Averiko @ lohan-teny koa hoe tandremo sao SOTROTAOKAN'ANDEVO sa REVIN'ANDRIANA?=))=))=))
53. bilakarenjy
(
09/01/2008 16:50)
Misaotra aloha @ ilay famaritan'i jeankely ilay hoe : bilakarenjy fa samy manana ny ny andraisany azy tokoa .Raha afaka mba hapetraky jeankely ato @ http://bilakarenjy.multiply.com/reviews/item/5 ny hevitry jeankely momba io bilakarenjy io dia mahafaly ahy . Dia misaotra mialoha .
Hiverenako ilay hevitry jeankely .Io rehefa hoe : mandrairay kely zavatra fisotro na fifoka mahery sy mahadomelina dia mitovy daholo na andriana na andevo ,fa ny fifehezantena no tsy itoviany .Mahalala ny antonony no mety .De ny revy mandeha mahafinaritra ihany .