xxxxxx hoan'ny admin

21. fijo ( 26/10/2007 19:59)
misaotra hery an;dia izay izany no atao ry namana,raha misy manaratsy,dia manoratra amin'ny admin isika hamoahany ilay XXXX.

manaova vokansy soa hery an,de tandremo ny orana.
samy tia x anie e,fa mba aleo le rehefa ary ananona e




22. xxx ( 27/10/2007 07:21)
tess:
ary efa nolazain'ilay namany be ahy hoe i ...ihany no I....mantsy anlay ps iraka niafina ambadiky xxx izay dia tsy nino aho kay naka confirmation tam admin aho fa izy ihany no xxx ao ireo


:roll:f angaha azo atao zany? mba te hangataka confirmation @ admin koa mantsy zah ra mety zany oe i xxx... ihany ve no ...xxx :-D
izany oe afaka mamoaka secret koa zany ny admin, azo anontaniana @ admin daholo zany oe i ann hono sipan'i ann na i ann miady @ ann sns... :-w:-w
23. fasaly ( 27/10/2007 08:16)
xxx: tsy mamoaka secret ny admin fa anisan'ny voahompa aho ka manana droit hamantatra ny ambadiky ny xxx vakio ny vosoratra eo ambony:-P
ny sipan'i ann sy ann ndray aloha dia tsy taifiditra anatin'ny lalàna ny famantarana azy sy ny filazana azy eto hors sujet...

24. fasaly ( 27/10/2007 08:19)
xxx: ny tiko lazainy hoe ny namany ihany no niteny ahy hoe i nadry08 ihany no xxx tao ambadika iny dia tsy misy idirako fa nifamboraka secret zany zareo....
sady tsy nino an'io namana io aho fa ny admin no nanamarina azy donc....matoky ny admin aho...
tsy afaka mamantatra ny a feran'ny hafa amin'ny alalan'ny admin ihany koa aho fa izay nikasika ahy ihany no afaka fantariko ok! mazava ve????:-P
25. sipagasy ( 27/10/2007 08:26)
sasa:

hery kanefa aty ampesanay mirill be hi hi hi hi ireny cyber ireny mintsy no tena miisatra koa.



aleo izany avoaka le xxx refa hita fa manambady sy manosopotaka namana eto e!



hihihih sasa teny diso akia tsy mba kabary fa manambany ngamaba no tianjy tenenina e! hhih
26. tess ( 27/10/2007 08:29)
xxx: aoaka hazava fa izay mikasika ahy ihany no hidirako, izany hoe izay xxx mi provok, manompa ahy ihany no azoko fantarina raha tiko ny hamantatra ilay ambadiky ny xxx...mazava waz ny voaosoratry ny namana etsy ambony fa ny an'ny hafa tsy misy idirako loatra...normale be anie izany e! ary izay no mbola niadivako varotra tam admin etsy ambony na dia efa hoatra izay aza no nisy ... mba hilazanjareo sy hanamafisany fa azo hatao ny mamantatra ny ambadiky ny xxx, toa ireny manompa sy manambany ny sasany ireny....
27. diamondra27 ( 29/10/2007 14:51)
ny ahy indray dia tsy xxx no tsy ankasitrahako sy angathina hoe: ahoana ny hanaovana azy fa asa ianareo na nahatsikaritra fa misy manana ps miseho ato fa tsy manana ny momba azy izy.
Dia ahoana ny tokony atao raha io no miseho.

Averiko ihany : vao tsy ela dia victime ny tenanay ary nisy dinika nivoaka tao ary namoaka ny tena anarana fa tsy ps ilay izy ; namoaka dinika ilay olona, ny mpanoratra dia "minily" ny ps ; nojerena ny momba azy dia tsy tsy misy na inona na inona nefa afaka manasotasota olona eto @ forum
Marina fa nalàna ilay dinika ary isaorana an'i admin t@izany fa raha lasa izay indray ny fomba fanao dia ahoana ny fipetrany.
Samia aza mieritreritra dia mandinika dia manome soso-kevitra.

Ny tiako lazaina izany dia tokony jerena akaiky ny momban'i xxx sy ps tsy manana ny momba azy nefa mandray anjara @ forum dia manaratsy olona.
28. sitlo ( 29/10/2007 15:07)
Tsy mazava ilay hoe jerena akaiky.
29. ari.malala ( 30/10/2007 07:31)
Valny hoan'i diamondra27
Mpandefa : hery [ Valio ] 24-05-2007 17:39:05
Lohateny : Fiovana vitsivitsy hisy eto @ takelaka
Hisy fiovana tsikelikely ny takelaka namana.serasera.org ato ho ato koa mety hisy olana madinidinika.
Ireto ny fanovana efa voavinavina sy efa manomboka tsikelikely ao amin'ny kinova faha 5.

- Ny mpikambana serasera rehetra dia tsy voatery ho hanana boatin-kafatra avokoa. Misy misoratra anarana amin'ny serasera kanefa tsy te hameno ny mombamomba azy sy hijery sary sns. Ohatra ireo izay avy ao amin'ny radiovazogasy.com na infogasy.net. Rehefa miditra eto amin'ny Namana izy ireny vao misokatra ny boatiny.

- Tsy afaka hiditra sy hampiasa ny site namana.serasera.org raha tsy mameno ny mombamomba azy. Afaka mampiasa ny site serasera hafa ihany anefa.

- Ho azon'ny namana fafaina ny mombamomba eto amin'ny namana. Mijanona ho mpikambana serasera (manana solonanarana sy tenimiafina) izay azony ampiasaina amin'ny site hafa izy avy eo. Ny hafatra, namana, sary kosa dia voafafa daholo.

- Endrika hiova kely. Amin'ny voalohany aloha dia hitovitovy amin'izay efa misy amin'izao fotoana izao fa hatsaraina miandalana. Ny fotoana no tena tsy misy... (ny mpandrebireby koa betsaka )

Raha misy sosokevitra na faniriana anananareo dia afaka manararaotra izao fotoana fanavaozana izao.

Misaotra betsaka
Tsiky dia ampy.
Hery

http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m4655b1993d501

30. xxx ( 30/10/2007 09:23)
toa mba miseho kizintina eo elahy ry le fijo a ???? hahahahhaa !!!!!!

diamondra27:
Ny tiako lazaina izany dia tokony jerena akaiky ny momban'i xxx sy ps tsy manana ny momba azy nefa mandray anjara @ forum dia manaratsy olona.
hahahahaha !!!!!!! anaovan'ilay kala ty psy fôplosy !!!! iiiiiiiiiiiii
31. ravatorano ( 30/10/2007 10:19)
Amiko rehefa manala baraka sy diso manambany olona ny mpitondra ps xxx dia aleo avoaka ho hitan'ny be sy ny maro mihitsy !
:wink:
32. diamondra27 ( 30/10/2007 10:44)
ari, ravatorano: merci:-*:-*
33. diamondra27 ( 30/10/2007 10:47)
xxx:

toa mba miseho kizintina eo elahy ry le fijo a ???? hahahahhaa !!!!!!

diamondra27:
Ny tiako lazaina izany dia tokony jerena akaiky ny momban'i xxx sy ps tsy manana ny momba azy nefa mandray anjara @ forum dia manaratsy olona.
hahahahaha !!!!!!! anaovan'ilay kala ty psy fôplosy !!!! iiiiiiiiiiiii


_____________________

:-D:-D
ary miha-tiako le xxx fa mi hahaha foana
:lol: kely aloha e! siks;-)



34. ari.malala ( 30/10/2007 13:44)
ravatorano:

Amiko rehefa manala baraka sy diso manambany olona ny mpitondra ps xxx dia aleo avoaka ho hitan'ny be sy ny maro mihitsy !
:wink:



miombon-kevitra tanteraka mintsy!
35. XxxX ( 30/10/2007 22:44)
[center]:°)[/center]
36. ikaretsaka ( 03/11/2007 02:33)
fasaly:

xxx: ny tiko lazainy hoe ny namany ihany no niteny ahy hoe i nadry08 ihany no xxx tao ambadika iny dia tsy misy idirako fa nifamboraka secret zany zareo....
sady tsy nino an'io namana io aho fa ny admin no nanamarina azy donc....matoky ny admin aho...
tsy afaka mamantatra ny a feran'ny hafa amin'ny alalan'ny admin ihany koa aho fa izay nikasika ahy ihany no afaka fantariko ok! mazava ve????:-P


enao ty tena "roublard(e)" mihitsy na aty na ary
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1316