Tena kivy tanteraka aho!!!!!!!
41. niryna
(
28/10/2007 06:23)
ikaretsaka:
nahay nandefitra ko.. fa misy ange le olona nanao ratsy ry tywa tena tsy conscient mihitsy hoe nanao ratsy izy raha tsy tairina e
Misaotra anao,misy tsy mahafantatra hoe izy no manao an'izany hono,ilay fanahy ratsy miaraka aminy no mahatonga izany.
Mamafy voa daholo izany ny olona rehetra .Ny eritreritra dia voa ,ny teny avoaka dia efa voa,ny fihetsika dia efa voa.Ka raha ratsy ireo voa izay hafafy toy ny fitsikerana lava,ny tsy fananana faharetana,ny tsy mijery afatsy ny teneny ihany fa tsy mba mijery ny hafa dia miverina amintsika ireo any aoriana any.
Raha izay nafafy kosa no teny malefaka,mampahery, ,manaja,manampy ny mpiara-belona,misy fandeferana,na fitiavana dia hiverina ho tsara ny vokatra izay nafafy. :P
42. fijo
(
30/10/2007 23:10)
za mamerina io voalazan'ika io.misy olona tsy mahatsiaro mihintsy izay ataony raha tsy mivaly aminy le izy
43. niryna
(
01/11/2007 05:13)
fijo:
za mamerina io voalazan'ika io.misy olona tsy mahatsiaro mihintsy izay ataony raha tsy mivaly aminy le izy
Ka toy ny baolina fingotra anie io ,miverina any amin'ny mpilalao azy ihany ilay izy rehefa hatotona amin'ny rindrina. :D
45. niryna
(
02/11/2007 05:29)
fijo:
ka izay no hamaliana azy
Noho izay baolina fingotra miverina izay indrindra no tsy ilaina hamaliana azy fa mivaly ho azy foana io.
Atra hono mitsodrano ny tarana aman-dimby izay mino sy manaraka ny didiny ary manozona ny taranaka mandimby izy mankahala sy tsy mino Azy.Na izany aza tsy maintsy misy foana ny fatotra tapaka ka lasa mpino ny zanany na zafikeliny ary dia faka izany ilay fatotra nanozonan'Atra ilay taranaka.Ny dikany tsy izay manao ratsy rehetra izao dia hovaliana ratsy ,misy misaina ihany izy amin'ny farany ary dia hanohitra izany faharatsiana izany . :oops: sa ahoana indray io ra fijo
