Lazaina ny toko sy andininy?
21. fijo
(
25/10/2007 20:59)
ny olana dia izao,tsy nihofana ny sasany fa avy dia terempanahy hoe hitory sy anao ny adidiny.tsara tokoa le tanjona;fa tsy izay tia baolina dia ho antirenera.
22. pissoa
(
25/10/2007 21:24)
eeee, tsy ho ato tsony za fa toa mitovy hevitra foana tsika sy fijo ka :-D:-D:-D
24. rabilabila
(
25/10/2007 22:27)
Tena nianatra "sophisme" mihitsy ange i Soanja izany e!!
Kilalaon'ny mpanao politika rehetra mantsy io decriviavanao io ( na politikam-pivavahana izany na politikam-piaraha-monina ).Izany hoe :raha te-hahazo izay zavatra ilaina dia ampiasaina daholo ny mode de comm rehetra ,miaraka amin'ny etude sociologique du terrain pour pouvoir mieux les caresser dans le sens du poil ,et pour flatter leurs bas instincts ??
Tsy grave ve izany ry Soanja ?? Tsy izany ve no atao hoe :manipulation ??
Ahitsio aho raha diso!!

26. niryna
(
27/10/2007 04:04)
pissoa:
Dia aiza ny anjara toerana omen'i Soanja ny Fanahy Masina raha hiantehitra @ izany karazana "etudes" izany? I Petera dia mpanjono fa tsy nanao an'izany fandalinana izany kanefa nitory Soratra Masina t@ Sanhedrin
ao amin'ny etude ataonao ny Fanahy Masina :lol:
Aza endrasana hanao mazi mazi foana hoa ny Fanahy Masina izay nareo vao hiteny hoe tena nisy Fanahy Masina tokoa. Eny anivon'ny tsara takatry ny saina eny Izy :lol:
hitakou :D manjary manontany tena hoe avy aty hianao raha tena misy tokony :roll:8)
28. soanja
(
28/10/2007 01:54)
rabilabila:
Tena nianatra "sophisme" mihitsy ange i Soanja izany e!!
Kilalaon'ny mpanao politika rehetra mantsy io decriviavanao io ( na politikam-pivavahana izany na politikam-piaraha-monina ).Izany hoe :raha te-hahazo izay zavatra ilaina dia ampiasaina daholo ny mode de comm rehetra ,miaraka amin'ny etude sociologique du terrain pour pouvoir mieux les caresser dans le sens du poil ,et pour flatter leurs bas instincts ??
Tsy grave ve izany ry Soanja ?? Tsy izany ve no atao hoe :manipulation ??
Ahitsio aho raha diso!!
Rabilabila a> ny manova finoana olona iray anie dia tena ilana io antsoina hoe manipulation io tokoa e saingy tsy amin'ny manipulation amin'ny hevitra ratsy no andraisana azy fa hevitra tsara. Azo amboarina ilay teny hoe "famolavolana"
Raha tsy manomboka amin'io ny fampitan-kevitra ka tiana handaitra dia rano araraka avokoa.
Mila fantarina ny mpihaino anao ka na somary hiatsaravelatsihy kely tsy amin'ny zava-dratsy akory/ hisy ny fiafiana, fa fampidirana aza tsy maninona fa ny zavadehibe dia ny but hoe tafita ny hevitro ary manjaka Andriamanitra.
Ilay mihatsaravelatsihy tiako tenenina ohatra dia misy hanontany ahy hoe tia henakisoa ve ianao ? dia zah anefa tena te hampiditra sy hanana fotoana iresahana eo dia mandray aho fa tsy hiteny hoe "tia" fa manaiky amin'ny lohako sady misaotra ihany tamin'ilay fotoana nefa raha ny mahafantatra dia hahalala fa tsy fihinako loatra ny henakisoa.
29. ikaretsaka
(
28/10/2007 01:27)
marina ny an'i soanja
plus ny olona terena sy olona tsy mahay manery ny manery azy, plus izy tsy mety..
indrindra raha olona efa nahitasy nahay kely ny momba ilay zavatra hanerena azy.
ny neophytes hafa

30. rabilabila
(
28/10/2007 19:56)
Soanja a!! Ny olako kely amin'ilay famelabelaranao dia izao :
Ahoana moa no ahafantaranao na ametrahanao hoe "ratsy " ilay fombafomba na ilay finoan'ilay olona na antokon'olona ka tokony "hovolavilaina" izy ?Deracinement ange izany e!!!
Raha toa hitanao ve ny fiainany fa mifanaraka tsara amin'ny fiaraha-monina ,manaja ny natiora ......Inona no interêt hanovana azy ?
Amiko aloha dia mazava loatra fa ny fanjakan'andriamanitra no but (hoy ianao etsy ambony ).
Somary mametra-panontaniana kely fotsiny aho:
Supposons ( supposons hoy aho an!!) fa misy andriamanitra ,tonga ny andro farany , izany hoe tonga ilay fitsaràna ;iza no finidin'andriamanitra ireo niantso ny anarany isaky ny zoma na sabata na alahady nefa tsy manaja ny hafa ,mirehareha ....sy manao izay "ota" rehetra noraran'ny baiboly ,sa ireo niaina amim-panajàna ny natiora sy ny fiaraha-monina sns...... Hoy aho hoe : Injuste raha ilay voalohany , ary fitiavan-tena ny "hamolavolàna " olona na antokon'olona hiova ho kristianina nefa ny fiainany dia mifanàraka tsara amin'ny lalànan'ny natiora . Izany hoe ilay dénomination hoe kristianina izany no important fa tsy ilay maha-olona ?
-

31. soanja
(
29/10/2007 04:50)
Ehe Rabilabila koa, taiza koa aho no mba nilaza taminao fa mitory teny amin'ireo izay manaja ny natiroa sy manaraka ny norma ny fiarahamonina ary mandala ny fitoniana?
Misy lista izay any nataoko ny antsoiko hoe "ota" dia refa tsy tafiditra ao izay ny ataonao dia tsy ahita an'i Soanja hielingelina eo ianao.
Ndraso aloha tadiaviko le izy fa na zah aza tsy dia mitazona azy satria mandreraka ahy ry Rabilabila ny mi-convert na mitory teny amin'olona izany. Aleoko ny ahy amin'ny alalan'ny asa mivainga no hanamafisako ny finoako sy hanaparitahako ny tenin'Atra.
Zah hoy aho aminao refa mampita ny fanjakan'Atra dia tsy amin'ny alalan'ny toriteny hoe evanjelista na misiona sns fa tena ao anatin'ny Fanabeazana no ivoazako ny firehako na ny finoako.
Rehafa mampianatra aho dia mitory aho izay ary tsy ho fantatrao akory hoe fiangonana inona aho fa na ianao izao aza dia afaka mihaino sady tsy tezitra mihaino azy.
Asa anefa fa tsy ny rehetra akory no manana izany fomba fisainana izany fa izay ny momba ahy.
Donko noho izany dia tsy manan-kavaly ireo fanontanianao ireo aho.
Ny antony namaliako fotsiny ity dinika ity dia satria te hampafantatra aho hoe misy methode arahina refa hitory teny ny olona iray ka raha tsy manaraka an'io izy dia sahirana ihany.
Nefa misy koa aloha ny fahaganana koa tsy azo atao ambanin-javatra izany ary eo no miditra ny hevitr'i Laza Daddy hoe ahoana ny Fanahy Masina.
Tena isan'ny miasa koa io refa mitory teny saingy mila manan-tsaina aloha ilay mitory vao hitory fa tsy entin'ny fo be fotsiny.

33. ikaretsaka
(
29/10/2007 20:03)
soanja:. Soanja> namaste foana foana ee
ny hevitra hoe ahoana ny Fanahy Masina.
Tena isan'ny miasa koa io refa mitory teny saingy mila manan-tsaina aloha ilay mitory vao hitory fa tsy entin'ny fo be fotsiny
34. fijo
(
30/10/2007 23:22)
ekeko mihintsy le hoe ,ny fihetsiko sy ny asako no anehoako azy.
satria dia maro ny milaza fa mpino ato,fa le toetra aseo dada loza be an.
ny olona inoannilaza hoe "tsy tonga hiantso ny marina aho fany mpanota"ny sasany milaza mivantana hoe :"tsy misy hilako izay tsy mpnio"ka hanaraka azy sa tsia?