resam bakisiny faobe
1. bolida77
(
23/10/2007 13:32)
zao ndray ary eh! manaiky ve nareo @tyle vakisiny faobe ty toa hafahafa ihany aloa e! latsaky ny 5 taona hono na zaza vao 9 volana zany ka navita ny vakisiny 5aloan ny faha heritaonany de atao hono ka tena tsy azoko aloha eh!:roll::roll::roll:
novalian'i sarobidy ny 05/11/2007 15:16
2. soanja
(
24/10/2007 03:21)
Tsy azoko tsara le tianao resahina.
Tsara ny fanaovana vakisiny ka indrindra fa faobe! Miaro ny tenanao sady miaro ny manodidina anao koa. Io no antsoina hoe Community immunity na herd ummunity.
Tadidio mantsy fa 99% ny fandairan'ny vakisiny ka misy ny handairan'ny le izy ary misy ny tsy handairany na vita aza. Zany hoe ny fanaovan'ny rehetra azy miaraka dia miaro an'ireo izay tsy nandairany raha sanatria izany.

3. sarobidy
(
25/10/2007 10:45)
za ko aloha ry bolida d tsy mahazo mihitsy a!
ôtran'ny mampalahelo b ny mijery an'le zazakely mikikika any @ efitrano fianarana atao vaksiny eo am soroka. Ny nahalasa saina anah oe mba madio sy voakarakara tsara ary ve reny zavatra anaovandry zareo vaksiny ireny:roll:

4. ari.malala
(
26/10/2007 07:53)
ts maintsy zavatra efa madio kosa ngamba no anaovany azy e, fanefitra fiarovana v d ho sanatria zavatra ts madio kosa!
6. ari.malala
(
29/10/2007 07:50)
sarobidy, nande nanao vaksiny an'ilay kely aho tam zomà, fa tena hitako mitns hoe seringue tsirairay izany hoe vita ny an'y zaza 1 d arina le nampiasaina taminy d mamaky vaovao k! azo antoka! :)
7. sarobidy
(
29/10/2007 08:53)
zay ahay angah ko!!! d maharaka kosa ry zareo raha izany, d tsy nitomany b ve ilekelinjy tratra
8. ari.malala
(
29/10/2007 12:40)
nitomany kely ftsn ky izy fa le zokiny ndray no nampime fa nitomany b refa nadalainay fa mbola atao koa a:-D:-D:-Dsady rifatra nandositra izy nonitomany b:-D:-D:-D(nefa le zokiny 8taona:-D:-D:-D)