Fa maninona no victime foana ny filoham-pirenena?
21. penguin
(
16/11/2007 14:48)
Fa xxx tsy fantatra ve azo solelahina? Tsy mila harovana ny mpitondra fa izy no miaro ny tenany. Ny resaka tsy mitombona indray ny samy tsy mitondra afaka mifanazava.
23. Jeankely
(
21/11/2007 14:59)
Mazava fa samy matesa amin'izay tany misy azy aby aby e. Rehefa Orin'asa motraka simba na aiza io na aiza. Rehefa matanjaka tsy ho resy na oviana na oviana. Tsy hitako ny hitarainana nefa milaza ho matanjaka.
24. reve
(
22/11/2007 12:33)
merci jeankely! tehaka be ho an' i jeankely, reo olombelona sasany namaly reo de tena hita fa olona tsy de misaina sy mandinika tsara fa mihinana ambolony fotsiny daholo! mba apetrako ny fanontaniana
inona no mba nataonao ho an'ny firenenao???ra misy ol ray na pitondra na ol tsotra mahavita eto am tanana de lazina fa tsy mahazaka e! mialona e! mamingana e! za tsy hiaro ny filoham-pirenena fa tsy ilaina zany fa zao mba lazaiko firy taona izay no maha Madagasikara an'i Madagasikara de iza avy ireo olona nitondra teto ary avy aiza no fihaviany,de iza no nametraka zavtra ho lovain'ny taranaka?????VALIO RY BE SAINA ISANY A!

25. Jeankely
(
22/11/2007 13:07)
Ny fampisondrotana ny Firenena aloha dia hiarahamisalahy ary Poron'izany fa avy @'ny lafivalon'ny Nosy ny Ministra, SG, DG sy ny Directeurs rehetra. Samy miezaka izay tia ny Fireneny ka halaviro ny resaka fiaviana.