Fanontaniana tena hapetrakiny sipa matetika

1. salmo1 ( 22/10/2007 08:01)
Asa izy ity ra lamaody ndray na fahazarana.

Inn no tena antony mahatonga any sipa be fanontaniana? ra sendra manana confiance haingana, de mametraka fanontaniana fôna oe: manana sipa ve elahy :?:^:^

Valiny: .......
2. xxx ( 22/10/2007 08:14)
ny ahy ny tiako fantatra hoe nankaiza ny atidohan'elah ;-)
3. salmo1 ( 22/10/2007 08:16)
xxx: aty anatiny lohako;-)
4. xxx ( 22/10/2007 08:29)
xxx1> tanteraka ah! http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4718de4a5b7e3 :lol:
5. sarobidy ( 22/10/2007 09:48)
salmo1: za ndray mahatsikaritra oe ny lelahy vao miresaka amina vevavy d oe manam-bady ve enao na oe manana sipa v enao? Mifanohitra amle zavatra teneninao eto:roll:
6. la ( 22/10/2007 10:04)
sarobidy>salmo1: ka fehiny zany de zao we efa hifanaovana ny an lelà sy vevavy, mifanotany de atao we samy tsisy te animba fiainan'olona no tsy te animba ny fiainan-tena koa satria ra olona manam-bady na sipa inona ndray no antenaina aminy?? asa anefa :idea::idea::?::?:8O8O:lol::lol:
7. simplex ( 22/10/2007 10:07)

:D:D:D
tena izay ve no dikany?
sa hoe potika be za :P8):@:@

;-)
8. salmo1 ( 22/10/2007 10:09)
sarobidy: tsy marina zany!^:^

Mino aho, ary tena mino, na bandy gasy na bandy vazaha, amin'izao fotoana izao, tsy de manontany anzany loatra. Fa ianareo vhv ihany no tonga taloha no sady miteny oe:

- zah ka anie manana sipa e!

- zah ka anie efa manam-bady e.

Zay vao miala pa ny lhl, ary miala-tsiny t@ fanelingelenana.

tsy marina ve zany sarobidy:?:
;-)
9. diffordi ( 22/10/2007 10:55)
O ry zareo an ny sipa no tena mpanao izany e!!;-);-):-o
10. la ( 22/10/2007 11:07)
salmo1> ka tsy aleo ary ve izy mitsotra e!! ka zay no matonga ny sipa manotany ngamba satria nareo bady matetika tsy mitsotra fa efa anotanina ary mbola milaza fa tsisy na de efa misy aza efa avela ho tia be le olona vo mipotra eny ny toetra ratsy manafina. hihihi
Refa tsy te aheno le fanotanina koa enao de tonga de mitenena otran sipa de mba le sipa ndray no manao we miala-tsiny tamin'ny fanelingelenana :roll::roll:8O:-w:-w:):)
11. koffman ( 23/10/2007 15:24)
Aleo aza izy mametraka an'le fanntaniana toy izay tsy mametraka, satria mahasadaikatra anie ny miteny hoe manana sipa za na hoe manambady zà , nefa elah mba efa tara aminy.
ka maninn moa le fanntaniana e, misy olana be ngà zany? sa... tsy azoko. Mba hisy hanomanany ny fony lesy zany a, rah manana sipa elah ka hiditra izy de efa fantany zany, rah tsisy moa de libre la voie zany, fa kosa hoe rah nandainga elah de mety handratra fon-jank'olona elah rah tratrany.
Tsisy maharatsy an'izany fanntaniana zany.
12. rovas ( 01/11/2007 15:41)
ka lay izy koa ane na samy manana sipa, na manambady ny ray aza fa refa te hiaraka d miaraka fona ry zareo e!
13. bonbongasy ( 14/11/2007 19:43)
misy koa ny sipa ny bandy efa manambady no tiany!
question de séduction ou de sou:?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0791