Naleony nody fa tsy tantiny intsony.

21. xxx ( 23/10/2007 05:15)
Fa ny tena loza henoko indray mandeha izay dia nisy shik iray izay akamakama tao antànana. Efa ho herintaona angamba no nahitako azy foana sy nifankahalalanay mitsam fa tena zendana aho indray andro rehefa niteny izy hoe: tsy dia ilaina loatra ny passeport ho anay rehefa handeha aty, satria hono ny azy passeport-n'ny voisin-ny any Inde no nidirany teto. tsy nihevitra loatra ny gravité-n'ny teniny ilay ranamana fa dia heveriny fa ho toa izay daholo ny vahiny rehetra angamba.
Misy resaka usurpation d'identité kely satria dia na ny telefaonina na ny bail trano na ny faktioranjiro sy rano dia anaran'olonkafa daholo no miasa. Mitovitovy mantsy hono ny endriky ry leirony miaraka amin'ny volombava sy ny satroka sihk ireny.
22. xxx ( 24/10/2007 04:16)
xxx:

Betsaka ny manao an'io.
23. tsim67 ( 25/10/2007 12:45)
xxx daolo ny ato an ,tena b ny tsy manana paps v kléééééééééé ato am serasera
24. xxx ( 25/10/2007 21:46)
Mety tsy ho resaka paps foana koa kah, possibla koa hoe be no tsy mahatanty rehefa resaka toy izao no hatao e, sensibla be dia lazaina fa mizesta raha aseho ny ps, :-D
25. niryna ( 27/10/2007 05:11)
tsim67:

xxx daolo ny ato an ,tena b ny tsy manana paps v kléééééééééé ato am serasera

tsy ho voatery kosa e,mety mba tsy tiany ho fantatra fotsiny ny anarany.:D

26. niryna ( 27/10/2007 05:14)
xxx:

Mety tsy ho resaka paps foana koa kah, possibla koa hoe be no tsy mahatanty rehefa resaka toy izao no hatao e, sensibla be dia lazaina fa mizesta raha aseho ny ps, :-D

Izay indrindra mantsy.Mifampizara ny tsara ,ny ratsy,ny mampalahelo,ny tebiteby.Mahafantatra koa ny hafa fa tsy mora mihitsy ny mipetraka aty an-tanin'olona.Tsy misy dada sy neny hiangontingotiana eo.Voaroaka amin'ny asa hianao sanatria, tonga dia efa ny lalana mody no asiana olona fa tsy aharaka izay kely nangonina ny fiainana.
27. Angie ( 04/11/2007 19:29)
Aty aminay zao tena mikorotana be satria misy olana t@ ilay terantany Roumanie nahafaty olona.

Ny olana dia h@ zay tsy mba nisy olona voadaka zany teto sao lasa misy tonga mody avy hatrany 1300 zao no efa tratra tsy misy paps voadaka

Marihina alou fa ny fisavana h@ zao dia ho an'io gitane sy rumaine fa mino aho fa hihitatra io raharaha io.

28. ikaretsaka ( 05/11/2007 02:29)
dia miomana ihany izany ny melia fa efa gitanes izao .. fa efa vita ny gauloises
29. niryna ( 06/11/2007 04:59)
ikaretsaka:

dia miomana ihany izany ny melia fa efa gitanes izao .. fa efa vita ny gauloises

:cry:
30. niryna ( 06/11/2007 05:03)
Asa hianareo raha mba manao toa ahy koa,fa taloha toa mampalahelo daholo izay zavatra ariana ,na sakafo na akanjo? Ary rehefa misy zavatra tsy tiana dia asiako soratra hoe mbola mandeha,na ahatoko eo amin'ny fefy na apetrako eo amoron-dalana fa sao misy maka ilay izy.
31. niryna ( 06/11/2007 05:04)
Angie:

Aty aminay zao tena mikorotana be satria misy olana t@ ilay terantany Roumanie nahafaty olona.

Ny olana dia h@ zay tsy mba nisy olona voadaka zany teto sao lasa misy tonga mody avy hatrany 1300 zao no efa tratra tsy misy paps voadaka

Marihina alou fa ny fisavana h@ zao dia ho an'io gitane sy rumaine fa mino aho fa hihitatra io raharaha io.

ka arakaraky ny zavatra mitranga anie no mampiova ny lalana izay tiany ampiharina e:D
32. sarobidy ( 06/11/2007 07:02)
loza ko zany manjo ny sasany any zany :(
33. niryna ( 09/11/2007 21:11)
sarobidy:

loza ko zany manjo ny sasany any zany :(

Izay no mahatonga hoe tsy afaka miankina amin'ny tenantsika isika fa mila manankina ny fiainana amin'Atra hatrany.Tsy ho voatery any ivelany ihany izany fa amin'ny fiainan'ny tsirairay no tiako ho tenenina.8)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1684