Kristiana te hamonjy havana tsy mpino,ahoana?

41. cutie ( 25/10/2007 21:54)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 25-10-2007 23:52:55
Lohateny : Re : Kristiana te hamonjy havana tsy mpino,ahoana?
fa izay manaraka ahy.

de lasa virja :-D
42. fijo ( 25/10/2007 22:03)
nivoaka ny vavanao anaka ny fahendrena sy ny fahamarinana
43. niryna ( 28/10/2007 06:32)
bosista:

eto fa misy sasany te hahay soratra masina sy ny fampianarana mihoatra an'i jesosy,mba novakianareo ve ny tantaran'ilay samaritana tsara fanahy? izay ohatra nomen'i jesosy tsy misy resaka finoana eo fa ny maha-olombelona aloha, ny anareo eto hafa mihintsiny tsy hamonjy olona ny sasany eto raha tsy kristianina mitoviny aminy!hafahafa!!

Asa aloha izay niteny an'izany e,mamafaza voa fa aza mba malaina fa tsy fantatrao izay ho vanona a:D

44. niryna ( 28/10/2007 06:36)
cutie:

Mpandefa : niryna [ Valio ] 22-10-2007 04:13:03
Lohateny : Re : Kristiana te hamonjy havana tsy mpino,ahoana?
Ie, tsy mino sy tsy manaiky ny fisiany fotsiny ny sasany fa izany akory tsy hidika velively hoe tsy misy izy.Na mino izy na tsia,mbola tany ambohaka aza isika dia efa fantany ny fisiantsika.
Na ny isan'ny volon-dohantsika aza dia voaisany.

tsy ze mino rehetra akory no atao we kristiana :)


marina tanteraka izany.Izay mino Azy fa zanak'Atra izy,maty tamin'ny hazo fijaliana izy hisolo ny heloko sy ny anao,izay manaiky azy ho tompony ary izay mino fa nitsangana tamin'ny maty izy.
45. fijo ( 01/11/2007 21:43)
ary manao ny marina,io aza hadino fa sao very
46. niryna ( 02/11/2007 05:53)
fijo:

ary manao ny marina,io aza hadino fa sao very

ie marina ilay manao ny marina ,very tokoa moa izany,misaotra fijo nampahatsiahy a. Ampio io ny didy folonao fa mety io

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0482