Kristiana te hamonjy havana tsy mpino,ahoana?
21. cutie
(
19/10/2007 19:29)
Mpandefa : niryna [ Valio ] 19-10-2007 08:20:42
Lohateny : Kristiana te hamonjy havana tsy mpino,ahoana?
Tsy mpino ity vehivavy ary taty aorina izy nivadika ho kristiana.
Inona no ataoko ho izy mba hamonjeko ny havako izay sisa tsy maty sy ny vadiko izay tsy mino an'Atra?
Samy milaza ny azy ho marina daholo izy ireo hoy izy ary samy tsy manaiky ho resy lahatra.
Mahita hevitra ve hianareo ?
nivadika ho kristiana hoy njy :)
In no atao we kristiana de in no atao we mino an'Atra ?
22. fijo
(
19/10/2007 19:46)
raha jerena hoe mino na tsia vao hamonjy sy hanampy olona dia tonga amin'ilay hoe"tahotra no anaovana asa soa na fitadiavana tambiny.
za fantatsiaka eto fa tsy mpino,fa za dia manampy be ny fiangonana ao ambohimanga.fiangonana niorina tamin'ny 1881 izy io,ka tiako hitsangana sy ho itan'ny rehetra fa nisy tantara teto momba ny finoana.

23. ikaretsaka
(
19/10/2007 20:31)
cutie:
Mpandefa : niryna [ Valio ] 19-10-2007 08:20:42
Lohateny : Kristiana te hamonjy havana tsy mpino,ahoana?
Tsy mpino ity vehivavy ary taty aorina izy nivadika ho kristiana.
Inona no ataoko ho izy mba hamonjeko ny havako izay sisa tsy maty sy ny vadiko izay tsy mino an'Atra?
Samy milaza ny azy ho marina daholo izy ireo hoy izy ary samy tsy manaiky ho resy lahatra.
Mahita hevitra ve hianareo ?
nivadika ho kristiana hoy njy :)
In no atao we kristiana de in no atao we mino an'Atra ?
ary ndry ty kay lalin-tsaina be mihitsy ry cutie...8O
exclusive be anie niryna izany raha hoe ny Xtiana ihany no mino an'Atra e
Mino izy fa ilay Andriamanitra tsy inoantsika fotsiny re e!
24. fijo
(
19/10/2007 20:47)
sao dia hafa mihintsy ary le andriamanitr'i niryna????fa toa mahazo manavaka olona sy manadiso ny sasany avy hatrany ko
25. niryna
(
20/10/2007 00:46)
fijo:
raha jerena hoe mino na tsia vao hamonjy sy hanampy olona dia tonga amin'ilay hoe"tahotra no anaovana asa soa na fitadiavana tambiny.
za fantatsiaka eto fa tsy mpino,fa za dia manampy be ny fiangonana ao ambohimanga.fiangonana niorina tamin'ny 1881 izy io,ka tiako hitsangana sy ho itan'ny rehetra fa nisy tantara teto momba ny finoana.
marina izany ,mamonjy olona tsy midika hoe ny kristiana mitovy aminy ihany no tokony ho vonjena.Ny finoana no mety samy hafa fa ny aina samy namboarin'Atra daholo.Tsy afaka miala amin'ny tsy mpino ny mpino ary mitovy izany ihany koa ny tsy mpino tsy afaka ny hiala amin'ireo havany mpino.
Vonjy fanahy no tiany atao eto
26. niryna
(
20/10/2007 01:18)
cutie:
In no atao we kristiana de in no atao we mino an'Atra ?
Ny atao hoe kristiana?
Ireo izay mpanara-dia an'i Kristy avy amin'ny alalan'ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina.
*Ny Ray izay nandefa ny Zanany maty teo ambon'ny hazofijaliana hisolo ny helon'ny rehetra.
-Ny ray izay tena Ray velona fa tsy antsoina fotsiny,(knowing the Father in reality)afaka hiresahana,afaka hisaorana.Ahoana izany? Avy amin'ny alalan'ny famakiana ny tenin'Atra,ny vavaka no ahalalana izany Ray izany sy hanehoany aminy.
- ny Zanany izay eo an-tanan-kavananany Izy amin'izao fotoana izao.
*Ny Zanaka,dia i Kristy Jesosy :mahafantatra Azy Atra velona Izy (know the reality of Jesus).
-Mahafantatra Azy fa Izy no Mpanavotra (He is your Savior)
-Atra ambony indrindra (He is your Hight Priest,and there is no other God higher than Him)
-Izy no Mpitsara(He is your advocate)
-Izy no mpanavotra,mpivavaka ary mahafantatra ny olana misy aminao Izy na dia tsy mbola mivavaka aza hianao(He is your intercessor)
-Izy no Tompo ny tompo,ambony noho ny Andriamanitra rehetra(He is Lord,He is the Head,He is the High God,and His name is Jesus)
*Ny Fanahy Masina :
Antsoina hoe kristiana ireo olona izay mahafantatra fa misy ny Fanahy Masina ary miaraka aminy mandrakariva,raha tsy mahatsiaro fa miaraka aminao ny Fanahy Masina dia mangataha amin'ATra fa Kristy efa niteny fa hiteny ny Rainy Izy handefa ny FM hiaraka amintsika.
Mahafantatra fa miaraka aminy io FM io (knowing the presence of Holy Spirit)
Io FM io dia manana toetra toy ny olona ary io no miresaka aminy,manoro ny lalany,mampianatra sy manazava ny tenin'ATra aminy.
Mazava ho azy izany fa raha tsy mino an'Atra ,Zanaka ary ny FM ilay olona dia ho sarotra ho azy ny ahazo ny tenin'Atra na ny baiboly ka lasa manao dika vilana sy mandray izay tandrifin'ny sainy.
Ireo no atoa hoe kristiana aky cutie a
Ny mino an'Atra indray dia amin'ny Kristiana dia Atra iray ihany ary Atra saro-piaro,tsy tiany isika hanana Atra hafa ka izany no nanaovany ny didy hoe "Aza manana Atra hafa afatsy Izaho Irery ihany"
Ny dikany dia misy Andriamanitra be dia be izany hinoan'ny olona ka ireo olona ireo izay mifidy izay hinoany no atao hoe mpino an'Atra(Tsy ho voatery ny Atrao no hinoany a.):D
Mazotoa ary mahereza manontany raha mbola misy teny kely fantatry ny namana fa araky ny ahafantaranao sy mahaliana anao ny tenin'Atra no hanomezan'ny Tompo anao izany ihany koa.:D
27. niryna
(
20/10/2007 01:19)
ikaretsaka:
exclusive be anie niryna izany raha hoe ny Xtiana ihany no mino an'Atra e
Mino izy fa ilay Andriamanitra tsy inoantsika fotsiny re e!
Hors sujet indray ika :oops:
28. ikaretsaka
(
20/10/2007 02:51)
niryna:
Tsy mpino ity vehivavy ary taty aorina izy nivadika ho kristiana.(. . .) Inona no ataoko ho izy mba hamonjeko ny havako izay sisa tsy maty sy ny vadiko izay tsy mino an'Atra?
cutie:
ivadika ho kristiana hoy njy
In no atao we kristiana de in no atao we mino an'Atra ?
io no novaliako dia nitondrako io conclusion io hoe izay mino an'Andriamanitra tsy araka ny fombantsika akory dia tsy mino, dia tsy avotra!
nohazavaiko tatsy ambadika ny "nijoroako vavolombelona" @ finamananay sy i fijo:
Raha tena mpinamana ato amin'ny serasera: raha misy ny voalohany dia zahay sy i fijo no faharoa! fa hatr@ ny niforonan'ny serasera no naha mpinamana anay 2 lahy. Izy moa io hitanareo io fa tsy mino (na minia ho tsy) , izhao katolika hiringiriny, fantatro ny inoany ary fantany ny hinoako! Mifanohitra tanteraka ny firehanay 2 lahy raha resaka finoana , saingy za tsy mi convaincre an'i Fijo hanaraka ahy ary izy tsy miconvaincre anahy hiaraka aminy!
Ekeko ny maha lalana sy fahamarinana an'i Jesoa
Fa rehefa rahatrizay any, iza no mahalala! mety possible ny ahitako Ra fijo any an danitra na fiainan-tsy hita any, mety nahazo pass speciale avy any @ Jesoa lery fa cas special, miaraka @ escort sy ny sisa ! isika mbola milahatra hi valider passport, tsy misy mahalala izany!
tsy hay izany an!
29. cutie
(
20/10/2007 13:41)
God is just too big for one nation :lol::lol::lol:
Mpandefa : niryna [ Valio ] 20-10-2007 03:18:36
Lohateny : Re : Kristiana te hamonjy havana tsy mpino,ahoana?
Hoy i cutie:
In no atao we kristiana de in no atao we mino an'Atra ?
Ny atao hoe kristiana?
Ireo izay mpanara-dia an'i Kristy avy amin'ny alalan'ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina.
*Ny Ray izay nandefa ny Zanany maty teo ambon'ny hazofijaliana hisolo ny helon'ny rehetra.
-Ny ray izay tena Ray velona fa tsy antsoina fotsiny,(knowing the Father in reality)afaka hiresahana,afaka hisaorana.Ahoana izany? Avy amin'ny alalan'ny famakiana ny tenin'Atra,ny vavaka no ahalalana izany Ray izany sy hanehoany aminy.
- ny Zanany izay eo an-tanan-kavananany Izy amin'izao fotoana izao.
*Ny Zanaka,dia i Kristy Jesosy :mahafantatra Azy Atra velona Izy (know the reality of Jesus).
-Mahafantatra Azy fa Izy no Mpanavotra (He is your Savior)
-Atra ambony indrindra (He is your Hight Priest,and there is no other God higher than Him)
-Izy no Mpitsara(He is your advocate)
-Izy no mpanavotra,mpivavaka ary mahafantatra ny olana misy aminao Izy na dia tsy mbola mivavaka aza hianao(He is your intercessor)
-Izy no Tompo ny tompo,ambony noho ny Andriamanitra rehetra(He is Lord,He is the Head,He is the High God,and His name is Jesus)
*Ny Fanahy Masina :
Antsoina hoe kristiana ireo olona izay mahafantatra fa misy ny Fanahy Masina ary miaraka aminy mandrakariva,raha tsy mahatsiaro fa miaraka aminao ny Fanahy Masina dia mangataha amin'ATra fa Kristy efa niteny fa hiteny ny Rainy Izy handefa ny FM hiaraka amintsika.
Mahafantatra fa miaraka aminy io FM io (knowing the presence of Holy Spirit)
Io FM io dia manana toetra toy ny olona ary io no miresaka aminy,manoro ny lalany,mampianatra sy manazava ny tenin'ATra aminy.
Mazava ho azy izany fa raha tsy mino an'Atra ,Zanaka ary ny FM ilay olona dia ho sarotra ho azy ny ahazo ny tenin'Atra na ny baiboly ka lasa manao dika vilana sy mandray izay tandrifin'ny sainy.
Ireo no atoa hoe kristiana aky cutie a
Ny mino an'Atra indray dia amin'ny Kristiana dia Atra iray ihany ary Atra saro-piaro,tsy tiany isika hanana Atra hafa ka izany no nanaovany ny didy hoe "Aza manana Atra hafa afatsy Izaho Irery ihany"
Ny dikany dia misy Andriamanitra be dia be izany hinoan'ny olona ka ireo olona ireo izay mifidy izay hinoany no atao hoe mpino an'Atra(Tsy ho voatery ny Atrao no hinoany a.)
Mazotoa ary mahereza manontany raha mbola misy teny kely fantatry ny namana fa araky ny ahafantaranao sy mahaliana anao ny tenin'Atra no hanomezan'ny Tompo anao izany ihany koa.
30. niryna
(
20/10/2007 17:34)
cutie:
God is just too big for one nation :lol::lol::lol:Mpandefa : niryna [ Valio ] 20-10-2007 03:18:36

Eo am-pelantanany ny aina ka tsy tokony hatahotra izay mialoka eo an-tratrany.:D
31. cutie
(
20/10/2007 18:38)
Eo am-pelantanany ny aina ka tsy tokony hatahotra izay mialoka eo an-tratrany.
na kristiana io na tsia:)
32. niryna
(
22/10/2007 02:13)
Ie, tsy mino sy tsy manaiky ny fisiany fotsiny ny sasany fa izany akory tsy hidika velively hoe tsy misy izy.Na mino izy na tsia,mbola tany ambohaka aza isika dia efa fantany ny fisiantsika.
Na ny isan'ny volon-dohantsika aza dia voaisany.:D

niryna:(l)(l)(l)
Re : Fitiavana Sarobidy/(My Special LOVE)!!!!
Anaka …
Tsy fantatrao angamba Aho, anefa Izaho dia mahalala tsara anao
... Salamo 139:1
Fantatro ny fipetrakao sy ny fitsanganao... Salamo 139:2
Fantatro tsara ny halehanao rehetra... Salamo 139:3
Na ny volon-dohanao aza dia voaisako avokoa... Matio 10:29-31
Satria nahariko tahaka ny endriko ianao... Genesisy 1:27
Eo amiko no hivelomanao sy hihetsehanao ary hiainanao
... Asan'ny Apostoly 17:28
Satria terako hianao... Asan'ny Apostoly 17:28
Fantatro ianao fony ianao tsy mbola noforoniko... Jeremia 1:4-5
Notendreko ianao mba hofiderana ny voninahitro
... Efesiana 1:11-12
Tsy zava poana ianao, fa ny andro voatendry ho anao
dia voasoratra eo amin'ny bokiko . Salamo 139:15-16
Notendreko ny fotoan'andro hivelomanao sy ny faritry ny fonenanao
... Asan'ny Apostoly 17:26
Mahatahotra sy mahatalanjona ny nanaovako anao... Salamo 139:14
Izaho no namolavola anao tao an-kibon-dreninao ... Salamo 139:13
Izaho no mpiaro sy namoaka anao avy tany an- kibon-dreninao
... Salamo 71:6
Nosimban'ireo tsy nahalala ahy ny hendriko... Jaona 8:41-44
Tsy lavitra aho ary tsy tezitra, satria Izaho dia fitiavana... 1 Jaona 4:16
Ny fitiavan'ny Ray no tiako haseho anao... 1 Jaona 3:1
Satria zanako ianao ary Izaho no Rainao ... 1 Jaona 3:1
Tiako mihoatra nohon' ny fitiavan'ny rainao niteraka anao ianao
... Matio 6:7
Satria Izaho no fahantanterahan'ny Ray… Matio 5:48
Ny fanomezan-tsoa rehetra azonao dia avy aty amiko... Jakoba 1:17
Izaho no mihahy sy mikarakara ny ilainao rehetra... Matio 6:31-33
Ny fikasako ny hoavinao dia fikasana feno fanantenana hahatonga fiadanana
... Jeremia 29:11
Fa fitiavana mandrakizay no nitiavako anao... Jeremia 29:11
Ny zava-tsoa tiako homena anao dia tsy voaisa tahaka ny fasika
... Salamo 139:17-18
Hifaly eo aminao amin'ny fihobiana Aho... Zefania 3:17
Tsy hitsahatra amin'ny fahasoavako ho anao Aho... Jeremia 32:40
Satria rakitra soa ho ahy ianao... Eksodosy 19:20
Hamboly anao amin'ity tany ity amin'ny foko rehetra sy ny
fanahiko rehetra tokoa Aho... Jeremia 32:41
Hampisehoako zavatra lehibe sy saro-pantarina ianao... Jeremia 33:3
Raha hitady Ahy amin'ny fonao rehetra ianao dia hahita Ahy
... Deoteronomia 4:29
Raha miravoravo amiko ianao dia homeko anao izay hirin'ny fonao rehetra
... Salamo 37:4
Satria izaho no miasa ao anatinao nanome anao ireny faniriana ireny
... Filipiana 2:13
Fa Izaho mahay manao ny zavatra rehetra mihoatra lavitra izay heverinao
... Efesiana 3:20
Satria Izaho no manome fanantenana sy fampionona anao
... 2 Tesaloniana 2:16-17
Izaho no Rain'ny famimdrapo sy ny fampiononana amin'ny fahoriana rehetra
... 2 Korintiana 1:3-4
Akaiky anao Aho rehefa torotoro fanahy sy mangorakoraka ianao
... Salamo 34:18
Tahakan'ny mpiandry ondry mitrotro ny ondriny eo an-tratrany
no hitrotroako anao ... Isaia 40:11
Hofafako ny ranomaso rehetra amin'ny masonao... Apokalypsy 21:3-4
Ary hesoriko ny alahelo sy ny fitarainana ary ny
fanaintainana izay nahazo anao tety antany... Apokalypsy 21:3-4
Izaho no Rainao izay tia anao tahakan'ny tiavako an'i Jesosy zanako
... Jaona 17:23
Satria eo amin'ny Jesosy no nampahafantariko ny fitiavako ho anao
... Jaona 17:23
Jesosy no endriky ny tenako sy famirapiratan'ny voninahiko
... Hebreo 1:3
Tonga Izy hampiseho anao fa Izaho dia momba anao fa tsy hanohitra anao
... Romana 8:31
Ary Izy no niteny anao fa tsy nanisa ny fahadisoanao akory Aho
. .. 2 Korintiana 5:18-19
Fa maty Jesosy mba hampihavana antsika... 2 Korintiana 5:18-19
Ny nahafatesany no fampisehoako ny fitiavako lehibe anao
... 1 Jaona 4:10
Nomeko anao ny tiako rehetra mba ahazoako ny fitiavanao
... Romana 8:31-32
Raha manaiky ny fanomezan'ny Jesosy zanako ianao dia mandray Ahy
... 1 Jaona 2:23
Ary, tsy hisy hahasaraka anao amin'ny fitiavako
... Romana 8:38-39
Misy fifaliana lehibe any an-danitra ny amin'ny mpanota iray izay mibebaka
... Lioka 15:17
Izaho no tena Ray, ary ho Rainao mandrakizay... Efesiana 3:14-15
Ny fanontaniako dia... Manaiky ny ho zanako ve ianao? ... Jaona 1:12-13
Miandry anao Aho... Lioka 15:11-32
Ny Rainao izay tia anao.
Andriamanitra Tsitoha.
33. ikaretsaka
(
22/10/2007 02:56)
Ny volo rehetra mihitsy aza hono koa.. na ny nongotana aza! ianao marina:wink:
34. ikaretsaka
(
22/10/2007 02:57)
misy hita katolika izay manao hoe
"Fantatry ny Ray ka entiny ao ampony"
"Fantatry ny Ray ka entiny ao ampony"
35. niryna
(
22/10/2007 03:50)
ikaretsaka:
Ny volo rehetra mihitsy aza hono koa.. na ny nongotana aza! ianao marina:wink:
:D dia miteny any am-po izy izany hoe oops aza hongotana io volomaso io:D
36. fijo
(
23/10/2007 22:04)
ny asa soa aza ferana.aza ijerena io hoe ity mainty ity fotsy,ity mpino katolika ity mpino baiboly ,ity mpino tsaramaso sns.fa rehefa mil avonjy dia ampio aloha.avy eo mitarogna.
ao amin'ny politika ao misy toetra tena loza be.nisy nandefa lahatsoratra momba an dratsiraka narary tao.nynamana kristianin atato ,dia maro no nanenjika sy nanaraby be.
amiko tsy izay ,fa marary aloha io.hajaina.rah amisy fodiany,tsaraina izy.fa tsy afangaro ny raha

37. niryna
(
25/10/2007 04:40)

Marina izany ary izay no nataoko taminy.Amin'ny kristiana dia io no hafatr'i Kristy.Sady izay hafafinao ihany koa no hojinjaina.Ary izay hamarana ampiasanao ihany koa no famarana hamarana anao.
38. bosista
(
25/10/2007 12:07)
eto fa misy sasany te hahay soratra masina sy ny fampianarana mihoatra an'i jesosy,mba novakianareo ve ny tantaran'ilay samaritana tsara fanahy? izay ohatra nomen'i jesosy tsy misy resaka finoana eo fa ny maha-olombelona aloha, ny anareo eto hafa mihintsiny tsy hamonjy olona ny sasany eto raha tsy kristianina mitoviny aminy!hafahafa!!
39. cutie
(
25/10/2007 12:33)
Mpandefa : niryna [ Valio ] 22-10-2007 04:13:03
Lohateny : Re : Kristiana te hamonjy havana tsy mpino,ahoana?
Ie, tsy mino sy tsy manaiky ny fisiany fotsiny ny sasany fa izany akory tsy hidika velively hoe tsy misy izy.Na mino izy na tsia,mbola tany ambohaka aza isika dia efa fantany ny fisiantsika.
Na ny isan'ny volon-dohantsika aza dia voaisany.
tsy ze mino rehetra akory no atao we kristiana :)