ahoana izany ry steeel?
Ny temoin anie tsy azo ampidirana an-trano e,tsy maharesy lahatra azy eo hianao na adin'ny fito aza.Efa nampifantarana ny olona tsy hampiditra azy ireo an-trano raha tsy tena manana fototra mafy orona ao amin'ny baiboly .hi.hi