Hivoaka tsy ho ela ny biographie an dRAVALOMANANA
21. Jeankely
(
20/10/2007 03:17)
Tsy hita ny vahaolana satria tafaray samy donto. Variana miresaka zavatra tsy manjary ary tsy ao anatin'ny lalana ahatongavana na hamahana izay tena olana. Ny resaka mba haroso ve ohatra dia ny hoe mpitaingina bisikileta sy mpivarondronono. Inona no dikan'izany resaka izany? Rehfa samy donto tsisy loha dia resaka donto no miodikodina. Samy mahalala menatra ny tenany satria samy mihevitra ho favy sy manampahaizana avolenta nefa resaka donto no hay.
22. Herimiafina
(
20/10/2007 03:35)
"tsy misy raha manjary rehefa rain'ny mpandainga no mitantana"
Tsy voatery ho izay foana raha tsy hoe izay mihintsy angamba no tiana ho hita.
Misy koa tsy rain'ny mpandainga no mitantana saingy mbola tsy misy raha manajary ihany.
Misy koa rain'ny fahamarinana saingy mbola tsy manjary ihany.
Noho izany, mety ho zavatra hafa mihintsy no tsy mampanjary ny raharaha ka tokony hojerena daholo. :^)
23. Jeankely
(
20/10/2007 06:52)
Ny ray tsy nofidianao fa nofidian'ny Mamanao fa ny President ianao no nandrisika ny olona hifidy azy avy eo kenda avy any indray vao hoe dony aho ranotra. Izay nifidy ny tsy izy no tena kentrina tsisy loha. Manana fahafahana ny hifidy ny Olomanga sy tsy mpandainga koa naninona no nitapy? Sa mpandainga daholo no nirotsaka? Sa tsy tokony hisy President ry tsy mpandainga a? Aza gaga fa na ny milaza azy ho mahay aza dontobe nefa ny fianarana vitan'ny sasany no anontaniana fa tsy ny vitany
24. hajasoatiana
(
22/10/2007 19:47)
Zao ry zareo a, aza mifandany andro mijery izay fianarana nataondravalo eo fa io vidinjiro hiakatra 15% io dinihana dia ny takalony hono tsy hisy intsony ny delestage. Raha tsy diso nefa aho efa t@ septembre tamin'ny taona 2005 ravalo no nampanatena fa tsy ho hisy intsony izany delestage izany fa nofy sisa hoy izy. Taona 2007 isika izao tsy misy intsony ve ny delestage. Dia ho atao ao anatin'ilay boky koa ve izany hoe rain'ny lainga izy.
25. Jeankely
(
23/10/2007 07:00)
Efa hoe sasatra tsy mahita hidirana fa vao mainka ny olona mahazo fahatra. Izany no hoe donto mimady seza ka hiomehezan'ny vahoaka fotsiny.
