Inona ny anareo no olana aty ivelany?
21. niryna
(
17/10/2007 16:43)
tywa68:
xxx:
Ny ahy indray mitovy ny vahiny hoe ny zanakay tsy mety mody, izahay anefa manana fikasana ny hody rehefa antitra .
Avelao ny ankizy hitombo aloha dia raha mahavita tena dia nareo no mody (satria nanangona) miandry azy hamangy na hiantso rehefa mahatsiaro :lol:
toa mazana tokoa ihany a,dia ahoana ny fiafaran'ny taranaka raha izany?:roll:
22. meva2
(
18/10/2007 07:05)
Tsy azoko ilay hoe hena matsatso!!!!
Izao anefa manao ron'akoho sy sakamalaho, tsy hitako izay maharatsy azy, sao ilay mpivarokena no tokony soloina??

23. booboo
(
18/10/2007 08:56)
Meva2 > matsatso ny hena akoho aty mitaha @ akoho gasy, amiko manokana :°).
24. niryna
(
19/10/2007 06:35)
booboo:
Meva2 > matsatso ny hena akoho aty mitaha @ akoho gasy, amiko manokana :°).
ie sady ataony izay mahangeza ny sakafo rehetra, hany ka izay hita rehetra dia ngeza daholo hatramin'ny olona.2-4 x ny olona any amintsika ny habeny,ny halavany moa dia tsy tenenina intsony.
25. steeeel
(
19/10/2007 06:58)
Ny tena olana iray hitako ihany koa dia ilay amin,ny voalohany iny ilay tsy maintsy kajiana mialoha be daholo ny zavatra hatao rehetra fa sao dia tara, toy ny status adjustment na ny fanavaozana taratasy rehefa ho tapitra ny study permit.
26. niryna
(
19/10/2007 18:51)
Ny hitako koa dia izay rehetra tsy mety dia sazy daholo,na ny fako eo an-tokontany tsy mifafa aza dia mamay sofina hianao.Ny olona mianjera eo amin'ny tokontaninao dia sazy izay.Be faka vola loatra indraindray;-)
27. xxx
(
20/10/2007 17:12)
vola, vola foana marina.
taty andafy taty ihany koa no nahitako fa tsy mifandray ny zavatra rehetra, tsy mitontona arampotoana izany, ka tsy maintsy mandoa vola foana ianao hampifandraisana azy, rien ne coincide izany e.
mitady stage ianao amin'ny fianaranao, noho izany dia mila alalana hahafahana miasa satria ny stage dia toy ny asa, ny taratasy anefa dia mila atao aloha be, ny stage mbola tsy mivoaka nefa ilaina amin'ny fangatahana ny taratasy hahafahana manao azy. ny billet d'avion efa voavidy satria efa napetraka ny fotoana tokony hanaovana ny stage, tsy misy tonga arampotoana ireo rehetra ireo ka tsy maintsy manindry volabe vao afaka atomboka ny stage.
ny fangatahana taratasy arampanjakana sasany moa dia tsy hay na izay ilay corruption toy ny any Mada fa dia milaza foana ny mpiasampanjakana fa raha te hahazo mialoha ny taratasy ilainao dia mila mandoa vola fanampiny. vola, vola foana.

28. Papoose
(
20/10/2007 20:55)
ny hany mba sipagasy revena efa lasan-dry leirony.
:-D:-D:-D
dia ny an'ny sipa ndray dia ny bandy mba revena efa naka sipa hafa:-D
29. aloalo
(
20/10/2007 21:31)
ny ahy indray dia ny fiantsoana ny anarana.
Tsy maintsy misy keskilia hoe avy aiza zany, inn no dikany e, mahafinaritra e, kanefa hita hoe sepotra vao nahavaky ny anarana hatramin'ny farany.
hatraty io, raha mihotra ny vitesse na kely aza d sazy, tsy mandroaka ny loton'ny alika dia sazy. Misy fahamarinany ihany fa na zany aza misy abus.

Ny hitako koa dia izay rehetra tsy mety dia sazy daholo,na ny fako eo an-tokontany tsy mifafa aza dia mamay sofina hianao.Ny olona mianjera eo amin'ny tokontaninao dia sazy izay.Be faka vola loatra indraindray

30. niryna
(
22/10/2007 03:02)

any amintsika kosa angamba io vola io fa aty tsy misy tsolotra izany.Misy ihany fa tena tsy fahita firy satria enjehina raha fantatra izany.
31. niryna
(
22/10/2007 03:06)
aloalo:
ny ahy indray dia ny fiantsoana ny anarana.
Tsy maintsy misy keskilia hoe avy aiza zany, inn no dikany e, mahafinaritra e, kanefa hita hoe sepotra vao nahavaky ny anarana hatramin'ny farany.
Ny hitako koa dia izay rehetra tsy mety dia sazy daholo,na ny fako eo an-tokontany tsy mifafa aza dia mamay sofina hianao.Ny olona mianjera eo amin'ny tokontaninao dia sazy izay.Be faka vola loatra indraindray
hatraty io, raha mihotra ny vitesse na kely aza d sazy, tsy mandroaka ny loton'ny alika dia sazy. Misy fahamarinany ihany fa na zany aza misy abus.
=)) hitovizana io na asiako mamaky ny anarako ilay olona fa reraka aho hamerina azy.Dia rehefa manontany hoe avy aiza dia tsy mino dia avelako eo fa tsy tohizako intsony.
32. xxx
(
22/10/2007 03:10)
Papoose:
ny hany mba sipagasy revena efa lasan-dry leirony.
:-D:-D:-D
dia ny an'ny sipa ndray dia ny bandy mba revena efa naka sipa hafa:-D
Ny any an-kafa mba misy tovovavy ihany fa ny aty mbola kely daholo.Ny vavy no betsaka noho ny lahy ,ny sasany indray efa lasan-dry zalahy dia mifindrafindra eo.
33. Papoose
(
22/10/2007 06:59)
zany tokoa zany no tena hoe miodina samy manana ny torony raha mifamindrafindra!
35. steeeel
(
23/10/2007 04:25)
Tsy tena hoe miodina angamba no hilazana an'iny fa izay no mba hany choix dia mifampitsapatsapa ao, rehefa tsy mety ny ary dia malahelo iary iray ary, dia izay foana. isika malagasy koa malaza hoe tsy miaraka raha tsy malagasy hono hoy ireo vahiny akama.
36. xxx
(
24/10/2007 15:34)
ny olana? aty ianao rahefa vahiny dia vahiny ,ary ny vazaha dia mihevitra anao ho vendrana foana satria avy any amin'ny tany heveriny hatrany fa mahantra ary mbola" dia ",na dia hita izao aza fa misy lafin-javatra tena hita izao izy fa tsy mamely ,dia ny azy foana no mety, ka indrindray mahatezitra nefa atao ahoana fa izy eto an-taniny fa ianao vahiny é! mandefitra raha mbola mila Euro!! fa raha ariary aloha ny vola aty dia aleo mody fa tsy misy tsara hoatrin'ny akoho sy ny kisoa gasy "na dia misy fiteny hoe "kely veta hoatrin'ny kisoa gasy n'Ambohimanarina aza!!!!!!"dia mazotoa daholo mitady é fa ny aleha rehetra na aiza na aiza tsy ilaozan'olana.
37. soanja
(
24/10/2007 15:49)
Ny olako mipetraka aty andafy dia lavitra ny fasan'i papanay.
Mba faniriako izany hoe hanatitra vonikazo isa-kerinandro na hamboly vonikazo sns eo anoloan'ny fasany ary hipetrapetraka hamaky boky sy hiresadresaka aminy eo. Saingy atao akory fa lavitra e!

38. niryna
(
27/10/2007 05:18)

=))=)) fa hianao koa ve tsy mahatsapa izany hoe rehefa mandoa zavatra na mividy zavatra toa avadika vola gasy ilay izy ? Tena hitanao hoe tianao daholo izay vidianao? Kanefa ny karama indray aloha dia tsy mbola namadika vola gasy izany e? ;-) Ary be akanjo lasa ratsy izany kanefa ny tena mijery an'ilay izy hoe io ve dia tsy ho aiko. Ny vidiny anefa tsy arak'izany?
39. niryna
(
27/10/2007 05:21)
soanja:
Ny olako mipetraka aty andafy dia lavitra ny fasan'i papanay.
Mba faniriako izany hoe hanatitra vonikazo isa-kerinandro na hamboly vonikazo sns eo anoloan'ny fasany ary hipetrapetraka hamaky boky sy hiresadresaka aminy eo. Saingy atao akory fa lavitra e!
Miteny izany indry fa ny mamohy havana aty lavitra aty no tena mazana be koa.Ny frais midangana be.Ilay maty aty aloha dia mbola tsy nieritreritra izany raha tsy taty aoriana kely e,kanefa dia tsy dia eritreretina firy ilay izy.Aza manahy ny ampitso ho Izy.
40. Papoose
(
28/10/2007 13:41)
steeeel:
Tsy tena hoe miodina angamba no hilazana an'iny fa izay no mba hany choix dia mifampitsapatsapa ao, rehefa tsy mety ny ary dia malahelo iary iray ary, dia izay foana. isika malagasy koa malaza hoe tsy miaraka raha tsy malagasy hono hoy ireo vahiny akama.
Ka zay le mitsapatsapa zay indrindra, misy olona ray na lahy na vavy tena mahavita mitety sipa na bandy maromaro, ary matetika le naman'ny sipany taloha ihany no teteziny eo, dia miondinkodina eo!