FALY MIARAHABA INDRAY,,,
23. xxx
(
13/10/2007 07:25)
hita teo fa somary tsy lalina ihany ny fanadihadiana sy fianarana nataon'ny fijo satria de tsy fantany akory hoe misy amen koa ny silamo. nefa anie de milaza azy ho tena favori ery lay olona e.
toa ny christian ihany no tena toheriny sy ialany hay ny islam manambana azy eo akaiky eo.
ianaro koa io rafijo a
toa ny christian ihany no tena toheriny sy ialany hay ny islam manambana azy eo akaiky eo.
ianaro koa io rafijo a
25. ann
(
13/10/2007 09:09)
slt ,indray ,ary misaotra anareo rehetra
Toa misy manotany eo hoe: ny silamo koa ve mampiasa amen ?
Mampiasa mihintsy izahay , fa ny indro kely dia :tsy le teny AMEN no ampiasana fa AMIN, [MITOVY NY DIKANY ]
zay ndray alo fa @ manaraka koa .
tywa68:amin:D

27. fijo
(
16/10/2007 21:51)
za anie tsy miady sy mankahala ry XXXX e,misaotra wa ao aorinako ao foana aloha hijerijery izay lazaiko eto.tsy mbola naheno silamo niteny amen izany aho ary mba gaga koa fa misy olona fantako silamo,ary dia manao io blagy amen io amiko.heveriny fa kristianina mantsy aho.
io olona io vao itako de ataoko hoe akbar,de sady miomehy no mamaly hoe amen.ary efa nanontaniako izy,de izao no valiny"teny tsy misy dikany io"izany hoe aminy io tsy misy dikany
io olona io vao itako de ataoko hoe akbar,de sady miomehy no mamaly hoe amen.ary efa nanontaniako izy,de izao no valiny"teny tsy misy dikany io"izany hoe aminy io tsy misy dikany