FALY MIARAHABA INDRAY,,,

1. ann ( 12/10/2007 17:20)
salam alaikom, wr
faly miarahaba antsika mpino silamo rehetra ,
afy faly miarahaba anareo nahatotosa sy nanantanteraka ny didy izay voasoratra ho antsika, enganie ilay ATRA tsy toha , ilay be fiantra sy mpihaino vavaka , hanaiky ny fanompoana izay nantaontsika t@ iny volana masina RAMADAN , ary mangataka aminy isika mba tsy ho ramadan farany @ fiainantsika izany,
EID-KOMM MOBARAKK
WASALAM,,
répondu par fijo le 16/10/2007 21:51
2. menalamba ( 12/10/2007 17:41)
Arahabaina ianareo silamo rehetra e ! Dia mirary soa anao koa mangy anay eto .Ny ahy ilay godrogodro sy bantamo no maba tena tiako rehefa tonga ny fetin'ny silamo any Mahajanga...(ny môsakiky tsy teneniko intsony...(l)(l))
3. fijo ( 12/10/2007 19:56)
arahabaina izany fa vita ny regime e
4. xxx ( 12/10/2007 20:18)
Hisy vokany eo amin'ny fiianan'ny tsirairay anie ny vavaka sy fifadian-kanina natao. Ho amintsika hatrany koa ny fahasoavana sy ny fitiavan'Andriamanitra. Amen
5. fijo ( 12/10/2007 20:22)
ngaha koa ny silamo manao amen??
6. menalamba ( 12/10/2007 20:25)
Manao koa izy ry fijo ka "âmin" no fiteniny ezy ,toy izany koa ny jiosy
7. fijo ( 12/10/2007 20:27)
de ahoana ny fiteniny.
8. menalamba ( 12/10/2007 20:33)
Malefadefaka mingonongonona:-/:roll:
9. fijo ( 12/10/2007 20:33)
izany ve miteny le,tsy manana voambolana izany
10. ikalamako ( 12/10/2007 21:00)
ny nahavariana ahy ilay hoe ATRA tsy toha (tsy Andriamanitra no dikan'io ?), satria ny silamo mivavaka amin'i Allah koh, Allah est grand : Alla akba. Tsy hiteny aho hoe eokomenisma fa hoy aho hoe tena silamo ve i Ann ?
menalamba==> aoka re ilay godrogodro, matsiro any izany e !
Dia miarahaba ny Silamo rehetra nahatratra soa ny faran'ny Ramadan o =D=D=D
11. fijo ( 12/10/2007 21:04)
za aloha efa misy hanatitra mokary sy godrogodro radem.efa sura io,de misy hanatitra le mofomamim baratra ireny koa.eo ihany no itiavako ny finoany.
12. xxx ( 12/10/2007 21:06)
Mino aho fa maro ny mpino no "sincères" nefa diso.
Toy izany koa ianareo Silamo hajaina.Vakio daholo aloha ny voalaza momba ny Silamo dia ho hitanareo ny Sabora lanin'ny Saka.
http://perso.orange.fr/daruc/divers/integrismes.htm
13. fijo ( 12/10/2007 21:10)
ary avy dia boky le mamely fotsiny kosa no novakian'i xxxxx.aleo mamaky boky XX raha toa izany
14. ds ( 12/10/2007 21:13)
Assalam alaykoum wa Rahmatoullah wa Baraketouh
15. simplex ( 12/10/2007 21:48)

silamo avy ve ranga dia misy mifosika kle, aiza koa no nisy silamo manao amen zany? silamo vita sinoa? :roll::°)
16. menalamba ( 12/10/2007 21:54)
simplex>Fa teny inona kay aminao ny hoe "amen"? teny gasy sa sinoa araka ny teninao? Aza tia kalizy rehefa tsy mahalala fa mba mikarokaroka é....
17. simplex ( 12/10/2007 22:00)

menalamba,
Ny dikan'y amen dia hoa aoka ho tanteraka amintsika izany.

Misy silamo arabo, namako ary ny fampihomehezana (jokes) voalohany nataony tamiko dia ny hoe amen. Ary nanotaniany tsara hoe in no dikan'izany ary manin no miteny an'zany foana any ampiangonana ny kristianina?

k asa na iza no faux-silamo na io bandy io na i xxx (mety ela io zany ra azoko tsara an) :)
18. menalamba ( 12/10/2007 22:07)
Mandahana ho aho mba manokatra boky mikarokaroka fa tsy hoe solon-tsaina io ampiasainao io dia tsy hampiasa saina intsony fa efa mahasolo ny sainao io izany. Mbola averiko aminao " âmin " no fiteniny azy . Ny jiosy koa "âmin" no fiteniny azy. Tsy mamaly ny fanontaniako ianao ,aminao lalin-tsina io izany ho aho teny inona io "amen "io?:°)
19. ikaretsaka ( 12/10/2007 22:15)
fa tandremo miaraka mivavaka ka ex silamo le izy, fa ny azy ataony Rapida be ny "Amin".. izay vao tonga ny "amen" an'ialahy fa ratsy be ny fanenony @ Gasy
20. simplex ( 12/10/2007 22:17)

Tsy voatery any anaty boky ka,
Amen: hebreo http://en.wikipedia.org/wiki/Amen ;-)

ampiasain'ny silamo ozy fa na izany mety tsy ampisaina matetika angamba fa mbola tsy nahita an'io bandy io niteny amen mintsy ah ary izy nanao fampiomehezana an'io amen io foana. Noho izany, ra any anaty forum ah no mahita amen, ny tonga any antsaiko pre dia hoe fake :-P:°):)

:b:b:b
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0082