Manatona an'Andriamanitra dia hanatona anao Izy

1. niryna ( 12/10/2007 17:14)
Izaho hoy kristy no vavahady ,raha Izaho no hidiran'ny olona dia hovonjena izy ka hiditra sy hivoaka,sady hahazo hanina.Ny mpangalatra tsy avy raha tsy hangalatra sy hamono ary handringana.Izaho ary mba hananany fiainana sady hananany be dia be. Jaona 9-10

ka dia maneke an'Atra hianareo,ary manohera ny devoly dia handositra anareo izy.Manatona an'Atra dia hanatona anareo Izy. Jak 4:7-8

Submit yourselves ,then to God,resist the evil,and he will flee from you.Come near God and He will come near you

Ahoana izany hoe handositra anareo ny devoly? Tsy maintsy manatona an'Atra aloha izany isika vao afaka manohitra ny herin'ny satana rehetra?
novalian'i niryna ny 20/10/2007 02:12
2. fijo ( 12/10/2007 19:57)
k'efa hoe tsy misy ireo ko inona ihany ary ity
3. ikaretsaka ( 12/10/2007 22:11)
nisy mompera malaza izay ry niryna nanao hoe


Jim Dolan, sj raha nanontaniana:


"Help us to find God."

"No one can help you there."

"Why not?"

"For the same reason that
no one can help the fish
to find the ocean.
"


efa hiainan'ny trondro ny Ranomasina dia efa hiainan'ny tsirairay Andriamanitra,
4. niryna ( 12/10/2007 23:23)
fijo:

k'efa hoe tsy misy ireo ko inona ihany ary ity



=))=)) Tsy ho fantatrao mihitsy ny fahasoavana manana an'Atra saingy indrisy mbola mihenahena ihany hianao.

Efa 4:18
fa efa tonga maizina sy olon-ko azy amin'ny fiainan'Andriamanitra ireny noho ny tsi-fahalalana ao anatiny, noho ny hamafin'ny fony,
5. niryna ( 12/10/2007 23:25)
ikaretsaka:

nisy mompera malaza izay ry niryna nanao hoe


Jim Dolan, sj raha nanontaniana:


"Help us to find God."

"No one can help you there."

"Why not?"

"For the same reason that
no one can help the fish
to find the ocean.
"


efa hiainan'ny trondro ny Ranomasina dia efa hiainan'ny tsirairay Andriamanitra,




Izany ve ? Mino an'izany ve hianao fa efa hiainan'ny tsirairay Atra? Mety atra hafa angamba fa raha izany tsy mbola miezaka ny hiantso ny olona foana Atra saingy ny olona no manamafy ny fony.
6. ikaretsaka ( 12/10/2007 23:26)
ka niryna anie mampome e.. zavatra ao @ vaiboly no hitoriana olona tsy mamaky baiboly!

ohatran'ny hoe mitendry gitara @ fivelesan'aponga izany ny fahitako anao (azafady an)
aiza no hisy mozika vanona?
7. niryna ( 13/10/2007 05:20)
ikaretsaka:

ka niryna anie mampome e.. zavatra ao @ vaiboly no hitoriana olona tsy mamaky baiboly!

ohatran'ny hoe mitendry gitara @ fivelesan'aponga izany ny fahitako anao (azafady an)
aiza no hisy mozika vanona?

Tsy maninona izany ka.Tsy izy irery no hitorian-tsika teny,ary tsy kivy amin'izany ry ika a.Maro ny olona mamaky na tsy mamaly aza izy ireo.Efa niteny taminao aho fa na iray fotsiny ihany aza no voavonjy ny fanahiny dia efa mifaly ny anjely any an-danitra.

8. Rasiligaoma ( 13/10/2007 06:20)
niryna:


Hoy ikaretsaka:

"Help us to find God."

"No one can help you there."

"Why not?"

"For the same reason [b]that
no one can help the fish
to find the ocean.
"

efa hiainan'ny trondro ny Ranomasina dia efa hiainan'ny tsirairay Andriamanitra,


Hoy i Niryna

Izany ve ? Mino an'izany ve hianao fa efa hiainan'ny tsirairay Atra? Mety atra hafa angamba fa raha izany tsy mbola miezaka ny hiantso ny olona foana Atra saingy ny olona no manamafy ny fony.


Hiainan'ny tsirairay Aa sy miaina ao anatin'ny tsirairay,fa tsy fantany fotsiny.
Io no katsahin'ny ohatran-dry Ika (misy spiritualite Jesuites) sy ny "ireo mpandinin-tena" sy mpanao ireny examen de conscience ireny, mamantatra io Aa sy ny asany eo amin'ny tenany sy ny manodidina azy. Tahakan'ny trondro mahalala ny ataon'ny oseana aminy sy ny manodidina azy.
ny an'ireo dia hoe "Tadiavina anivon'ny zavatra rehetra Aa dia ho fantatrao fa eo anilanao izy"

Mba namakimaky ny momban'izy ireo aho dia mba manipy sombim-panazavana kely fa tsy hoe izany loatra akory


9. niryna ( 14/10/2007 03:56)
fijo:

k'efa hoe tsy misy ireo ko inona ihany ary ity
Izany ve? ^:^^:^
Malakia 3
5 Ary hanatona anareo ho fitsarana Aho ka ho vavolombelona faingana hanameloka ny mpanana ody sy ny mpijangajanga sy ny mpianian-tsy to sy ny mpampahory ny mpikarama amin'ny karamany mbamin'ny mpitondratena sy ny kamboty ary izay mampahory ny vahiny; fa tsy matahotra Ahy izy, hoy Jehovah, Tompon'ny maro.

7 Hatramin'ny andron'ny razanareo dia efa niala tamin'ny didiko hianareo ka tsy nitandrina azy. Miverena amiko, dia mba hiverina ho aminareo kosa Aho, hoy Jehovah, Tompon'ny maro. Nefa hoy hianareo: Ahoana ary no ho fiverinay?:D
10. ikaretsaka ( 14/10/2007 12:29)
niryna a..
raha olona tsy mino baiboly hoa ka mbola baiboly no hitsimponana zavatra hahatonga azy hino.. taoko angamba fa tsy mety kosa e. vao mainka ratsy aza fa tsy misy resaka vanona eo!

ohatran'ny hoe ianao tsy mino ody gasy dia misy dadarabe manao ody gasy aminao mba hitondra anao hinoan azy! dia ahoana hoy ianao?

izay ilay lazaiko ary hoe "tsy mety ny mitendry gitara @ fivelesan'aponga"
(ao anaty baiboly moa io nataony hoe tsy mety ny manome vato olona raha mofo no tadiaviny)
11. niryna ( 15/10/2007 03:05)
ikaretsaka:

niryna a..
raha olona tsy mino baiboly hoa ka mbola baiboly no hitsimponana zavatra hahatonga azy hino.. taoko angamba fa tsy mety kosa e. vao mainka ratsy aza fa tsy misy resaka vanona eo!

ohatran'ny hoe ianao tsy mino ody gasy dia misy dadarabe manao ody gasy aminao mba hitondra anao hinoan azy! dia ahoana hoy ianao?

izay ilay lazaiko ary hoe "tsy mety ny mitendry gitara @ fivelesan'aponga"
(ao anaty baiboly moa io nataony hoe tsy mety ny manome vato olona raha mofo no tadiaviny)



Toa mitady hanala satroka sahady hianao izany ranadahy?Tsy izy irery no mamaky atao,ary izay mandray hisaorana an'Atra.Anjarantsika fotsiny no mamafy ary ny hafa no manondraka,fa Atra no manakolokolo.Samy efa maty daholo ny fanahintsika no voahavotra isika izay mino an'i kristy ,tsy ny sitrapon-tsika anefa izany fa Atra mahafantatra izay olona mangetaheta sy mitady Azy.Matoa isika rehetra mbola miditra ato amin'ny fivavahana dia mbola misy antony hilain'Atra antsika izay.
Fanoharana mikasika an'i Saoly jerena izay lasa Paoly
12. ikaretsaka ( 15/10/2007 18:13)
ilay approche-nao no tsy mety ka..mi suggest aho hoe maninona raha amin'ny alalan'ny zavatra rehetra no hitaritana azy.
i Saoly sy ny kristianina taloha manko izao tsy t@ baiboly no nampa-kristianina azy
diso fipetraka indray ilay fanoharana eto
13. fijo ( 16/10/2007 21:58)
marina io voalazan'ika io.tsy mety ny fomba fanantonan'i niryna olona.manesika niryna fa tsy mamelatra.rehefa ita fa tsy mandaitra ny baiboly,mba lalana hafa tadiavina,fa tsy izay angano ao foan ano asesika,fa manjary tsy te hiaino intsony ny hafa
14. niryna ( 17/10/2007 16:34)
fijo:

marina io voalazan'ika io.tsy mety ny fomba fanantonan'i niryna olona.manesika niryna fa tsy mamelatra.rehefa ita fa tsy mandaitra ny baiboly,mba lalana hafa tadiavina,fa tsy izay angano ao foan ano asesika,fa manjary tsy te hiaino intsony ny hafa


misaotra anao tamin'ny toro -hevitra.Na inona na inona resahina rehefa tsy mety hino ny olona tsy azo force-na ka,malilo fotsiny hoy aho ny sofiny satria tsy tiany mihitsy ilay tenin'Atra.
15. niryna ( 20/10/2007 02:12)
Seigneur, quand j'ai reçu ce message, je pensais que je n'avais
pas de temps pour le lire.

C'est un peu inapproprié pendant le travail, alors j'ai réalisé que c'est cette sorte d'attitude qui cause exactement tant de problèmes dans le monde aujourd'hui.
Nous essayons de tenir Dieu dans l'église le dimanche matin,
peut-être les soirs et dans le cas fort improbable les services en milieu
de semaine.
Nous aimons l'avoir dans les moments de maladies, bien sur dans
les funérailles. De quelque manière, nous n'avons pas de temps ou de
chambre pour Lui.


Pendant notre travail ou au moment des jeux,nous pensons pouvoir
tout réaliser par nous-même. C'est notre business !!

Puisse Dieu me pardonner de penser pouvoir ne pas le mettre en
première position dans mes affaires, dans ma vie. Nous devrions avoir du
temps pour nous souvenir de tout ce qu'Il a fait pour nous. Si tu n'as
pas honte de Lui, S'il te plaît, suis ces instructions:


Jésus a dit : "Si vous avez honte de moi, J'aurai honte de vous
aussi devant mon Père".
N'aies pas honte. Passes ce message, seulement, si tu croies
librement !

Oui j'aime Dieu Il est ma source d'existence et mon Sauveur. Il
me tient en vie jour et nuit. Sans Lui, Je ne serais rien. Sans Lui, Je
ne suis rien. Mais avec Lui, je puis tout par Christ qui me fortifie
(Phil 4:13)
C'est le plus simple test. Si tu aimes Dieu, et que tu n'as pas
honte de toutes les merveilles qu'Il a accomplies envers toi, envoies
ce message à 10 personnes y compris celle qui te l'a envoyé.


Ce matin quand Dieu a ouvert une fenêtre du ciel il m'a vu et me
demanda :
Mon enfant quel est ton plus grand voeux pour aujourd'hui ?

J'ai répondu : Seigneur, je te prie de prendre soin de la
personne qui est entrain de lire ce message avec sa famille et ses bons amis.

Ils le méritent bien et je les aime beaucoup.
L'amour de Dieu est comme un océan, vous pouvez voir la où il
commence mais jamais la où il termine. Ce message commence à travailler
maintenant
Envoi. ce message si possible à tes ami(es)(l)(l)

Na inona olana eo amin'ny fiainana raha mbola manana an'i kristy,Tompo sy Mpamonjy hianao dia mahita valiny hamonjena anao foana Izy.
Manatona Azy,mivavaha,mangataha famelan-keloka,omeo Azy ho tantanany ny fiainanao dia ho hitanao ny vokatsoa miaraka aminy.
Ary Andriamanitry ny fanantenana anie hanome anareo @ fifaliana sy fiadanana rehetra @ finoana ,mba hitomboanareo @ fanantenana noho ny herin'ny Fanahy Masina ^:^ Rom 15:13
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1592