Internet Video Converter

1. ds ( 11/10/2007 19:23)
Feno kisarisarimihetsika eraky ny aterineto. Indraindray ny tena te hijery azy ireny eo amorom-patana na te hihirahira (Karaoke FLV).
Nanonofy an'io aho kay vitan'ilay tary.
Ity fitaovana ity izany, dia afaka mamadibadika azy ireny
mba hahafahana mijery azy tsy mila aterineto.
Takaro ato fa baojo. Rehefa afa-po ianao, dia mba anipazo parata ao amin'ny Paypal i lery.
novalian'i lohabe ny 21/10/2007 02:43
2. Ralay ( 11/10/2007 20:09)
Merci ds fa ho andramana indray io
3. lohabe ( 21/10/2007 02:43)
Misaotra, mba nandramako nalaina ilay izy dia ohatra ny hafahafa izany. Tsy mahavita asa indray miaraka fa tsy maintsy alefa tsirairay. Tsy aleo ve SUPER?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1435