APOCALYPSE A MADAGASCAR: LASA HILTON

21. ravatorano ( 13/10/2007 08:32)
tsojo maty v ilay kely maso ra fijo hihihih
22. saranga ( 15/10/2007 06:49)
Zao nama, zaho tsy mahay teny vazahanareo io fa Ravalomanana no cause principale de tous ça, n'est pas ratezitra ? Zao karaha andeha koa Jacques sy Charles ? Fa rabaradaka ve handeha sa hijanona karaha xxx sy fijo sy ry zalahy mora meloko io
23. fijo ( 16/10/2007 20:45)
ravato,kay izay vao mazava ka;sino akay le trondro maty ao
24. Jeankely ( 19/10/2007 05:02)
Trondro maty ve afaka mihinana sy mihalehibe ary mitsoriaka sy miteraka? Sao ilay miteny no maty fisainana?
25. Herimiafina ( 19/10/2007 05:09)
Dans ce decor apocalyptique, seul losofera no manjaka


Iza ity losofera? mpanjakan'i Madagasikara vaovao ve? 8O
Loza ity marina, zah foana no farany vao mahafantatra klé. anjekaky oo :{:{
:^):@
26. Jeankely ( 19/10/2007 05:18)
Izay mitsiky tsy losofera fa ilay TEZITRA manao RATSY TAREHY no tena lehibehin'ny SATANA. Ny rambony miodikodina ao anaty patalohany ao. TEZITRA BE lasa adalan'ny trondro maty mahay mihainana=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0484