APOCALYPSE A MADAGASCAR: LASA HILTON
1. tezitra
(
11/10/2007 11:34)
LASA DAHOLO NY REHETRA:
HILTON, ambassade de grande bretagne, MADACOM,MEDECIN DU MONDE, wanadoo.mg,olivier peguy (RFI), pere URFER, Ambassade d'espagne, fiangonana FPVM,12 milliard manakara, 20 miliara banky toamasina...
Dans ce decor apocalyptique, seul losofera no manjaka
SEULS LES POISSONS MORTS SUIVENT LE COURANT

novalian'i Jeankely ny 19/10/2007 05:18
2. tezitra
(
11/10/2007 12:05)
nitsoaka tsy hiverina koa ry :
Hery,Fijo,Menalamba,Lagoon,Rabilabila,Papoose,Diam's,Daddi,Kitjo,Sitlo,Jeankely,Fiffi,Fasaly,baradaka, bazilou....
dans ce decor apocalyptique, seuls les lucifer,Belzebuth,osy mainty,cravate mena rankena, no manjaka

4. boubounezy
(
11/10/2007 12:34)
ary enao marina tena tezitra b an!:roll: fa inn ty nahazo ka ny oull retsa tsy maninn no tanisanisaina eto??? sô d mila mijabo tena kelly aza enao fa zé dinika itako alefanao eto d manderaka b fona. i lucifer é! ry bezébuthe é! ry DEMONY isakarazany retra zao. sa nidiranjy zareo enao ka manao TEZITRA lava fôna?:twisted::twisted::twisted:
5. ravinalah
(
11/10/2007 12:54)
Avalao handeha any izay tsy tamana fa ny mbola eto mbola betsaka :lol:
6. Jeankely
(
11/10/2007 13:44)
Tena nidiran'ny Demony marina ilay Taizitra. Inona no mahafaly @'izany? Dia atao ahoana ny trano ry tezitra raha lasa Hilton? Azera ve?=))=))=))=))=))
8. lagoon
(
11/10/2007 15:26)
Laggon dia eto foana.Ny ahy dia mijery ny mpitondra miasa fa tsy mi-wawawa lava reny akory.Afaka 5 taona indray ny fifidianana ka @ izay mitsara azyindray aho.
Momba ny Hilton dia tsy en norme intsony,sady sosotra i Hilton fa tsy ho azy INTSONY NY MONOPOLE @ clientèle de luxe eto Gasikara.
I Colbert aloa dia efa lasa lavitra.
Hôtel 5 étoiles iray eo am-panamboarana etsy Ivato,mbola misy Hôetl 3 étoiles iray koa eo am-panamboarana eny Ivato(akaiky ny Zandarmaria),efa ho vita koa atsy ho atsy ny Hotel Pullman taloa.
Hôtel 5 étoiles Majunga.
Ary vao nikabary koa i Ravalo androany tany Tamaga fa hanorina hôtel koa.
Mazava izany fa tsy afaka anao concurrence @ ireo i Hilton.
Avelao andea any i Hilton,dia olona manana ambition sy te hanao investissement no maka io immeuble io rehefa izany.

9. boubounezy
(
11/10/2007 17:27)
lagoon tsara kosany zany a! ho avy any ny jets seteurs sy ny jets seteuses maro ampiditra vola. ra té anakarena ny firenena d ny torista important ny fatongavany maro. zany wé ny lalana alou no itako wé zavadb za vô le nolazaiko ambony.
10. menalamba
(
11/10/2007 19:13)
Mbola hody any ihany izahay ry Tezitra fa mbola maka ny volam-bazaha notsentsefiny tany an-tanana à...:-D Ny @ iretsy tsy tamana kosa aza atao maha-tezitra fa lasa vazaha misolo vazaha:^):^):°) ary ianao moa mba aiza é? toa tsisy ninin momba anao?
11. Papoose
(
11/10/2007 20:10)
Tezitra, tena miombonkvt aminao za ary manontany tena hoe fa maninona no lasa tsikelikely daholo ry zalah?
Fa papoose mbola mandray anjara mavitrika fa tsy nitsoaka zany ary tsa hitsoaka!:-*
Fa papoose mbola mandray anjara mavitrika fa tsy nitsoaka zany ary tsa hitsoaka!:-*
12. simplex
(
11/10/2007 21:12)
papoose,
mba omeo kalin maromaro ony i tezitra fa tena tsy ampy fitiavana nedala e. Te hisotro ronono manko fa ilay ronono mintsy no tsisy, ka ra misy ny masika be ronono mety hiety mintsy. :)
14. boubounezy
(
11/10/2007 21:37)
menalamba marina ny anao zé mbola azo tsétsérina @ zareo alou d aleo tsétsérina mandrampaody é! milay b zany=D=D za sady patriotista ny nationalista akamako enao @ zay évitra zay!;-) ok les!!!^:^
15. boubounezy
(
11/10/2007 21:40)
simplex enoko t@ oull fa tsy miexista lé masika b ronono zany.:-D:-D:-D
16. ravatorano
(
12/10/2007 05:42)
aza ahdino fa ny wanadoo ange ka efa lasa moov e
ny madacom io lasa celtel io
ny hilton raha lasa ny trano ange ka an'ny sté fraise ary efa eo andalana izao ny fifampiraharahana araky ny resaka mandeha fa hisy repreneur io toerana io fa tsy haiko na mbola hamoarina ny trano
ny milara indray aloha dia tena lasa tokoa hihihihi
sy ry père ufer sy ry peguy fa ny katolika mbola eto ny rfi mbola milaza vaovao momba antsika ihany na dia tsy d tna mari pototra aza ny ankamaroany hahahah
mafana b zany fahatezeran dra tezitra zany ka aleo lery omena rano mangatsitsika e sady ry zalah lazaianareo lasa toa ireo mamaly eo ambony reo daholo kanou !
tsisy niala zany teto
:D

19. tezitra
(
12/10/2007 17:03)
Mazava izany fa tsy afaka anao concurrence @ ireo i Hilton.
1)HILTON c'et un hotel qui s'implante de par le monde , efa zatra ny concurrence izy, tsy izay concurrence à Mada no hahataitra azy
2)Hilton c'et aussi ireo gasy professionnel miasa ao, alors tu te moques de talent de ces malgache alors
3) la verité c'est que les gens quittent Madagascar (tout le monde) , car l'environnement des affaires n'y est plus serein, et legale, le marché est aussi etroit, seul ny sinoa efa zatra ny faux produits sy ny contrefaçon no zatra miassa @ environnement toa izany
seuls les poissons morts suivent le courant