JESOSY =3 , ATHEE ET ODY GASY =0
21. bozyboleta
(
12/10/2007 12:49)
Resaka bol no hitako ato.
@ lahady eny mahamasina, Barea # Comores.
Tongava dôôly mijery manohana ny ekipa e!:-D:-D
@ lahady eny mahamasina, Barea # Comores.
Tongava dôôly mijery manohana ny ekipa e!:-D:-D
23. tezitra
(
12/10/2007 16:50)
Hoy i laalah:
hoy nyrina:
Tsy tezitra akory izahay ry havana mais en voyant rabilabila, fijo, tsimindravola et les autres , y'a 3 choses:
-1)manao toetran-jaza vao nahita argument ireo havantsika ireo, or la discussion sur la foi existait toujours , et ça a atteint son apogée de 10è au 15è siècle au siècle à constatinople (istanbul )aujourd'hui, or ça n'a jamais effacé la foi des gens
2)ou bien ils ne savent pas ce qu'ils discutent
3)ou bien c'est une foutage de guele
tezera nefa aza manota....
tena tezitra am fisian Jesosy marina enao ry tezitra marina e
hoy nyrina:
kanefa izy maka ny tenin'Atra.
Tsy tezitra akory izahay ry havana mais en voyant rabilabila, fijo, tsimindravola et les autres , y'a 3 choses:
-1)manao toetran-jaza vao nahita argument ireo havantsika ireo, or la discussion sur la foi existait toujours , et ça a atteint son apogée de 10è au 15è siècle au siècle à constatinople (istanbul )aujourd'hui, or ça n'a jamais effacé la foi des gens
2)ou bien ils ne savent pas ce qu'ils discutent
3)ou bien c'est une foutage de guele
tezera nefa aza manota....
26. fijo
(
12/10/2007 20:07)
de aza tezitra ary ,fa ny zaza kely no tezitezipaona rehefa tsy mahita baombao.
hoan'ilay XXXX io sary asehonao io,dia olona nahavita be tokoa raha ny fiarovana ny maha gasy ny gasy no resahana.ary io na di atsy nianatra aza tsy mba nanaiky no rebireben'ny vazaha tamin'ny andriamanitra noforoniny

27. rakaroka
(
12/10/2007 20:24)
8O8O8O
Ho ela velona anie ny "rubriquen'ny finoana eto @ serasera, mbô ahitana izao 8O"*^3ak
Ho ela velona anie ny "rubriquen'ny finoana eto @ serasera, mbô ahitana izao 8O"*^3ak
29. rabilabila
(
12/10/2007 22:18)
la discussion sur la foi existait toujours , et ça a atteint son apogée de 10è au 15è siècle au siècle à constatinople (istanbul )aujourd\'hui, or ça n\'a jamais effacé la foi des gens
Ouille!!!! Tena apogée-n\' discussion goavana be tokoa ve du 10è au 15è sciècle?
Conciles de Constaninople ve?
Concile I 4ième siècle (fa tsy 10ième):
Notaritin\'i Empereur Théodose .Ny nampahalaza azy dia no fandripahana aman\'etsiny ireo fahavalom-pinoany ( massacre de Théssalonie) . TENA DISCUSSION BE TOKOA ILAY IZY...........
Concile II 6ième siècle ( fa tsy 10ième):
Fanamelohana vary raraka no hita ao,efa mamepetra sahady ireo fanenjehana sy fandorana velona ireo izay tsy mitovy finoana amin\'ny kristianina du 10ième au 15ième siècle .
Ohatra hita ao: Voahenjika sy voahozona izay rehetra :
-mandà an\'i Maria tsy ho virjiny sy tsy ho renin\'andriamanitra.
-izay tsy manaiky ny maha-iray ny ray -zanaka ary ny fanahy masina.
.....................................................
Argument-n-jaza tokoa izany an!!!!Fa ny anao izay tsy mitombona akory ,na ny datiny aza , dia MAFONJA DIA MAFONJA TOKOA .
Voninahitra lehibe ho ahy ny hampitahànao ahy amin\'i Ranavalona I fa dia misaotra na dia tsy mendrika io voninahitra io aza ny tenako:
Kabary nataony tao Antananarivo ny 26 fébroary 1835:
Aux Etrangers Anglais ou Français
Je vous remercia du bien que vous avez fait à mon pays et à mon Royaume,en l\'initiant à la sagesse et à la connaissance.....Ne vous inquiétez pas ,je ne changerai pas les us et coutumes de vos ancêtres; neamoins ,celui qui efreint les loi de mon Royaune sera mis à mort,que qu\'il soit.J\'admets toute la sagess,toute connaissance qui peut faire du bien à ce pays.Quant à toucher aux us et coutumes de mes ancêtres ,cala serait là temps et peine perdus.
En ce qui concerne les pratiques réligieuses,bapteme,sociétés ,il est interdit à mon peuple qui habite ce pays de s\'y donner ,ni les dimanches ,ni les autres jours de la semaine ; quant à vous Etrangers ,pratiquez vos us et coutumes .Cepandant , s\'il existe encore de l\'artisanat et des pratiques sages qui pourraient profiter aux Habitants ,faites-les ,ce sera bien . Telles sont mes instrictions ;je veux que vous , vous le sachiez.
Ranavalomanjaka
......Je ne vous interditpas de prier ,mais vos pratiques ne sont pas celles de nos ancêtres ,vous changez les nôtres et vous dites : \" Croyez en lui !...Suivez ses coutumes! ....Craignez-le!...Souvenez-vous de lui!\"
Vous traitez ainsi les coutumes des ancêtres ,vous ne vous adressez pas ,par vos prières aux vertus du ciel et de la terre sacrée!....N\'est-ce pas là changer les coutumes des ancêtres ?....Je n\'admets pas que cela se fasse sur mes terres et dans mon Royaume.
En ce qui concerne le baptème ,les sociétés ,les prières ,faites en dehors de l\'école ....Combien de maîtres règnent-ils dans ce pays ?....Vous voilà ,vous qui avez baptisé,vous ,les sociétés qui avez réuni les gens pour prier en leyr domicile.... Je vous donne 1 mois pour vous accuser....Si vous ne comparaissez pas ,si vous attendez d\'être accusés par d\'autres ,je vous mettrai à mort.
Ainsi dit Ranavalomanjaka.
Ka ilay Chritian persecution-nao izay nosoratan\'iza (mpanjanaka mazava ho azy ) ,ho amin\'ny tombotsoan\'iza ( mpanjanaka mazàva ho azy) tazony ho anao any .Mahatsiaro ireo \"Resistants\" rehetra raha mamaky ireo kabary ireo .
Quels sont ses \"crimes\"?????? Eh oui ! Vouloir sauvegarder ses us et coutumes et quand on entend le \"bruit des bottes \" ,alors on rentre en résistance.
30. andryrabe
(
13/10/2007 07:18)
lalina izany!!
samy mahay mandahatra ery reto izy.
mahazo mandahatra izay te handahatra fa ny ahy klou tazomko mafy izay efa ananako.
samy mahay mandahatra ery reto izy.
mahazo mandahatra izay te handahatra fa ny ahy klou tazomko mafy izay efa ananako.
31. fijo
(
16/10/2007 22:09)
iza amin'izao no sahy hilaza fa tsy niaro mafy ny fireneny io olona lazaina fa ratsy saina io???jereo ny nahazo ny zanany,izay nanao variboba ny firenena
32. prime
(
17/10/2007 11:48)
Tsy misy maharatsy ny fiarovan-tanindrazana nataon'ny mpanjakavavy Ranavalona I, fa rehefa nanohitra ny tenin'Andriamanitra sy ny lalam-pamonjen'Andriamanitra dia mazava ho azy fa faizin'Andriamanitra... tsy Ranavalona no voalohany tsy akory fa efa maro... raha tsy hiteny an-dry Ramsesy II sy ry Nebokadnezara sy ireo Kaisara maro... mpanjaka sy emperora samy efa saropiaro tamin'ny fiandrianam-pirenena sy ny fahendrena nentin-drazana avokoa ireny nefa ny fielezan'ny tenin'Andriamanitra sy ny filazantsara ary ny famonjena'i Kristy tsy voasakan'izany...
33. rabilabila
(
17/10/2007 19:33)
Faizin' atra ? faiziny ahoana ary !! miaraka amin'ny basy sy ny tafondro sy ny lelan-tsabatra ? oh oui !!! on ne connait que trop !!!
Baiboly : Le meilleur manuel politique ,et manuel de guerre qui soit .
Et quand on entend le "bruit des bottes " ,on rentre en resistance ,dussé-je passer au bûcher !!!pour que vivent l'esprit libre et la tolérance!!
Ainsi ecrivait rabilabila

34. fijo
(
17/10/2007 20:02)
faiziny ahoana,mifanohitra be izany ry prime an,i ranavalonaI niaro ny fiandrianany ary nitsipaka ny fampidirana ny finoana vahiny,maty antitra sy nanjaka hatramin'ny farafofonainy.i radama II nampiditra malalaka ny finoana vahiny tao andapa,tsy naharitra telo taona dia nitsingidina.ka iza no nofaizin'ilay andriamanitra.
tsy misy vokany wa io andriamanitra io,fa ny mampiditra azy indray no mahazo loza
tsy misy vokany wa io andriamanitra io,fa ny mampiditra azy indray no mahazo loza
35. prime
(
18/10/2007 11:10)
fijo> mila miverina mamaky ny soratra masina ise fa tsy ampy raha eto no hamerenana izany famaizan'Andriamanitra izany...
Raha zohina ny fanamarihanao, na Nebokadnezara, na Ramsesy II... dia maty antitra sy nanjaka ela ihany koa... manaporofo ny tsy famaizan'Andriamanitra ve izany? Radama II ve no eritreretinao ho mpino azonao raisina itarafana ny fahendren'Andriamanitra nampiditra ny filazantsara...??? mety diso fanamarihana ianao ara-tantara fa i Radama II dia sady tsy mpino no tsy kristiana...
Tsy diso fanamarihana mihitsy aho satria voaporofo ara-tantara ny hetsika "ramanenjana" nandritra ny fanjakan-dRanavalona I ohatra...

36. fijo
(
18/10/2007 22:03)
radama II dia tsy mpino,fa namela ny finoana vahiny hiditra tao madagasikara,ary dia ita ny vokany.
37. prime
(
19/10/2007 12:10)
Na Radama II na Ranavalona I dia mitovy ihany... ny iray nandrara ny filazantsara, izany hoe nankahala mihitsy... ny iray niliba tamin'ny fahadalàna, nanohitra ny sitrapon'Andriamanitra... ka samy tsy sitrak'Andriamanitra izany na ny iray na ny iray... mitovy fa tsy sahala...
38. fijo
(
19/10/2007 21:37)
ka ny iray ary namela ny vazaha hampahafantatra na'izany andriamanitra izany ko.adala izany andriamanitra manasazy ny mpomba azy
39. prime
(
22/10/2007 10:16)
fijo> tsy fampidirana na tsia no zava-dehibe fa ny fankatoavana ny sitrapon'Andriamanitra... tsy hoe izay mamela ny filazantsara hiditra ao an-tokantranony no ankasitrahany fa izay mankato ny sitrapony...
rabilabila> ny fiasan'Andriamanitra tsy amin'ny basy sy tafondro sy lelan-tsabatra ihany fa indrindra koa amin'ny fanahy... Ramsesy II nandalo loza maro nialoha ny fandringanana ny tafika teo amin'ny ranomasina mena noho ny fanenjehana an'Andriamanitra sy ny vahoakany... Sodoma sy Gomora niharan'ny hatezeran'Andriamanitra noho ny fahalotoany sy ny fahavetavetany teo imason'Andriamanitra... mandan'ny Jerikô narodan'Andriamanitra tamin'ny feo mahery (tsy tamin-tsabatra na lefona na tafondro) noho ny fanoherana nandavana ny sitrapony... ary raha tsy hiresaka an'i Heroda Mpanjàka, maty tamin'ny fijaliana lanin'ny kankana noho ny fankahalàna ny Zanak'Andriamanitra, ilay Mpanjankan'ny Mpanjaka... (santionany ireo fa maro tsy hita isa ny herin'Andriamanitra mahaIzy Azy ka tsy azo anaovana kinanga ny fahatezerany na ny fiheverana Azy ho Andriamanitra maivana sy mahamenatra)
Ny famonjen'Andriamanitra mbola ambony ary mihoatra lavitra noho ny famaizany... noho ny ràn'i Kristy indrindra no namonjena ny maro mba hanana anjara amin'ilay tena fiainana feno fiadanana ao amin'Andriamanitra... Andriamanitra tsy manery fa tsy mandefitra kosa amin'ny fanenjehana Azy sy ny fandotoana ny anarany ary indrindra ny fihantsiana Azy...