JESOSY =3 , ATHEE ET ODY GASY =0

1. tezitra ( 11/10/2007 11:00)
1)l’athéisme = qui dit dieu n’existe pas, est faux

a)philosophiquement: On ne peut pas prouver l’inexistence ; c’est l’existence qui se prouve ;[/b] izay tsy misy androany, mety hisy rahampitso(question de capacité spirituelle, matérielle …) Avant la découverte de la microscope, on ne savait pas ce que sait UN ADN , et surtout les code génétique.
Et le FANAHY, ça existe ou pas, quelle est sa couleur ? sa taille, elle est obèse maigre? Et L’AMOUR il est comment, grand, petit, rond maigre ?ANDRIAMANITRA est à la fois fanahy et fitiavana ; tsy natao ho hita izany, fa tsapa, sy re.

b)pratiquement : athéisme ça veut rien dire , any @ tany athée, dia ny psy, ny marabout, ny voyante, les astrologue no andriamaniny.

c)Le grand scientifique Louis Pasteur a dit : « Un peu de science éloigne de dieu ;beaucoup y ramène ».

donc JESUS =1 ; athée =0

2)fomba gasy : ce n'est qu'une variante du paganisme

a)Tsy NY gasy IHANY , satria marabout africain, ny albadiri comorien, ary ny romana sy ny greque (vazaha taloha), dia pagan(paganisme)koa

b)Tsy pratique: andriamanitran’ny vezo, ny merina, ny tanalana , ny antandroy, ny betsileo, etc…lany andro sy lany vola mivavaka sy manao fanatitra @ andriamanitra betsaka,rehefa any @ tanin’izy ireo tsirairay avy.

c)feno zava mampatahotra : andriamanitran’ny antaimbahoka manary zaza kambana
andriamanitrin’ny merina mamono ny teraka alakaosy

score: Jesus =2; athée et paganisme =0

3)Jesus:

a)Historiquement nisy:
Le grand historien t@ izany andro izany : Flavius joseph, sy ny gouverneur t@ izany andro izany (pline le Jeune) dia nanoratra momba azy

b)Plus pratique : andriamanitra tokana, mondialisation , tsy mila sorona sy fanatitra toa an’ny silamo sy ny juif, tsy mandany vola sy fotoana

c)-valeur democratique :
non violence « ampidiro @ tranony ny sabatrao, izay mamely @ sabatra ho velezina @ sabatra », moîse et mahomet ont fait la guerre, pas jésus.

-laïque (separation de l'etat et l'eglise): « omeo an’i kaisara zay an’ i kaisara ; an’andriamanitra zay an’andriamanitra »

- tolerance : tiavo ny fahavalonao ;
-humaniste: Izay nataonareo t@ ireo madinika ireo no nataonareo tamiko koa

JESUS=3 Athéisme et paganisme =0

NY défaut sy ny crime nataon’ ny mpitondra eglizy, dia misy foana raha vao afangaro ny politika sy finoana ,et quand ils se prennent pour le messie .(Ex:Minoa fotsiny ihany hoy ny president TIM sady president ny FJKM no prezidan'ny gasy)

TEZERA NEFA AZA MANOTA ARY AZA ATAO TRATRAN’NY MASOANDRO MIHIRATRA NY HATEZERANAO
novalian'i prime ny 22/10/2007 10:16
2. tezitra ( 11/10/2007 11:22)
AVERIKO FA NISY VIRUS TEO

1)l’athéisme =dieu n’existe pas est dans faux

a)philosophiquement :
On ne peut pas prouver l’inexistence ; c’est l’existence qui se prouve ; izay tsy misy androany, mety hisy rahampitso(question de capacité spirituelle, matérielle …) Avant la découverte de la microscope, on ne savait pas ce que sait UN ADN , et surtout les code génétique.

Et le FANAHY, ça existe ou pas, quelle est sa couleur ?elle est obèse, taille manequin? normal? Et L’AMOUR il est comment, grand, petit, rond maigre ?ANDRIAMANITRA est à la fois fanahy et fitiavana ; tsy natao ho hita izany, fa tsapa, sy heno ao anaty .

b)pratiquement :
athéisme ça veut rien dire , any @ tany athée, dia ny psy, ny marabout, ny voyante, les astrologue no andriamaniny.

c)Le grand scientifique Louis Pasteur a dit : « Un peu de science éloigne de dieu ;beaucoup y ramène ».
donc JESUS =1 ; athée =0

2)fomba gasy :

a)Tsy NY gasy IHANY , satria marabout africain, ny albadiri comorien, ary ny romana sy ny greque (vazaha taloha), dia pagan(paganisme)koa

b)Tsy pratique:
andriamanitran’ny vezo, ny merina, ny tanalana , ny antandroy, ny betsileo, etc…lany andro sy lany vola mivavaka sy manao fanatitra @ andriamanitra betsaka,rehefa any @ tanin’izy ireo tsirairay avy.

c)feno zava mampatahotra : andriamanitran’ny antaimbahoka manary zaza kambana
andriamanitrin’ny merina mamono ny teraka alakaosy
score: Jesus =2; athée et paganisme =0

3)Jesus:

a)Historiquement nisy:
Le grand historien t@ izany andro izany : Flavius joseph, sy ny mpitondra t@ izany andro izany (pline le Jeune) dia nanoratra momba azy

b)Plus pratique : andriamanitra tokana , tsy mila sorona sy fanatitra toa an’ny silamo sy ny juif, tsymandany vola sy fotoana

c)valeur democratique

-non violent, : « ampidiro @ tranony ny sabatrao, izay mamely @ sabatra ho velezina @ sabatra », moîse et mahomet ont fait la guerre, pas jésus.
-laïque(separation de l'Etat et L'eglise) : « omeo an’i kaisara zay an’ i kaisara ; an’andriamanitra zay an’andriamanitra »

-tolerance: tiavo ny fahavalonao ;

-humaniste: Izay nataonareo t@ ireo madinika ireo no nataonareo tamiko koa

JESUS=3 Athéisme et paganisme =0

NY défaut sy ny crime nataon’ny mpitondra eglizy, dia misy foana raha vao afangaro ny politika sy finoana ,et quand ils se prennent pour le messie .(Ex:Minoa fotsiny ihany hoy ny president TIM sy president ny FJKM ary president ny gasy)



TEZERA NEFA AZA MANOTA ARY AZA ATAO TRATRAN’NY MASOANDRO MIHIRATRA NY HATEZERANAO

3. Jeankely ( 11/10/2007 11:23)
President -n'i Madagasikara izy na izany na tsy izany. Tsy voafafanao izany aloha hatramn'izao. Aty indray angaha no sehatra mety ho zakan'ny tsenan'i taizitra?
4. rabilabila ( 11/10/2007 11:25)
Clichets re zao rahavana e!!
5. prime ( 11/10/2007 11:50)
6. andry08 ( 11/10/2007 13:26)
:lol:
7. laalah ( 11/10/2007 15:14)
tena tezitra am fisian Jesosy marina enao ry tezitra marina e
8. pissoa ( 11/10/2007 17:13)
miady kosa zany baolina ato zany knou :-D:-D:-D
9. mandrindra ( 11/10/2007 17:41)
satria tsy nahay ny goal dia nahafaty baolina telo rajesosy :-D:-D:-D
10. pissoa ( 11/10/2007 17:44)
lazao fa tsisy mahay indray ry be saina rehetra e :-D:-D:-D
11. mandrindra ( 11/10/2007 18:01)
ny goal ve izany no be saina?:wink::-D:-D
12. fijo ( 11/10/2007 19:35)
i jesoa hono 3,izany hoe tsy fantany akory izay tena izy aminy.de ahoana izany ny mbomba azy
13. pissoa ( 11/10/2007 20:17)
mandrindra : ilay ekipa mifanandrina amin-dry Jesosy :-D:-D:-D
14. fijo ( 11/10/2007 20:49)
ny jiosy izany ilay ekipa
15. rabilabila ( 11/10/2007 22:16)
Mais quelle """démonstrations""" !!! Epoustouflants !!! Avec des Grand I des petits a),b),c)....,Et quelles """conclusions """.Misy hahazo medaille fields koa ato ho ato .
16. ikaretsaka ( 11/10/2007 23:13)
vita ve ny baolina? sa mbola misy game 7?
dia iza no miandry @ final? sa mbola eliminatoire io?
17. xxx ( 12/10/2007 01:12)
Tezitra> Manaiky ny aty e.
rabilabila> mampahatsiaro ahy an'io ramatoa ito ianao:



Christian persecution

Ranavalona was a violent persecutor of the native Christians after expelling the missionaries failed to eradicate Christianity from her island. All people who possessed a bible, or outwardly claimed to be Christian, were executed. Some were trussed up like chickens and thrown from hilltops repeatedly until they died. Others were dressed in the bloody skins of animals and had hunting dogs set upon them. Some were yoked together like cattle and placed in the thick tangled jungles of Madagascar where they would break their necks trying to get free, or would get caught in the undergrowth and starve to death. One of Ranavalona's favorite methods of execution was to have a prisoner placed in a pit at the bottom of a hill and have her soldiers, at the top of the hill, tip over pots of boiling water; when the water reached the pit, it would slowly rise up and boil the prisoner alive.[1]


Jereo tsara ny fomba namony olona.
18. malalatinasoa ( 12/10/2007 02:26)
Tena tsy araky ny IQ-ko mihintsy ty resaka ray ty fa sarotra lotran kan 8O:(:oops:
19. majesty ( 12/10/2007 05:03)
:D:D:D
^:^^:^^:^
=D=D=D
20. niryna ( 12/10/2007 08:02)
laalah:

tena tezitra am fisian Jesosy marina enao ry tezitra marina e



=))=))=))
kanefa izy maka ny tenin'Atra.
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&asa=add&parid=m470db249f0148"e=m470db249f0148
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0417