tato ho ato

1. Ragadona ( 11/10/2007 10:33)
Tato ho ato to tsikaritra hoe misy antokon'olona misahirana manao mission manokana mitady ireo kilema rehetra mety ho azo roritina hanenjehana ny katolika (gazety, resaka, sites w.,....). Tsy aleo ve mba izay hanampiana ny katolika ary no atao satria raha hitsimpona an'ireny kilemany ireny fotsiny ianao mba hanenjehana azy dia hosasatra eo fotsiny fa ny kilemany hohitanao eo ambany masonao mandrakariva. Na raha tsy afaka manampy azy ireo avy any ivelany ianao dia idiro ao anatiny mihitsy le katolika hahitanao ny tena ao, hohitanao fa na eo mandrakariva aza ny faharatsiana dia tsy ho tompon'ny teny farany velively izy...
2. salmo1 ( 11/10/2007 10:54)
Ragadona:
Tato ho ato to tsikaritra hoe misy antokon'olona misahirana manao mission manokana mitady ireo kilema rehetra mety ho azo roritina hanenjehana ny katolika (gazety, resaka, sites w.,....).

La Biblia dice: Sambatra izay enjehina noho ny fahamarinana ; fa azy ny fanjakan' ny lanitra.

;-)
3. bichette ( 11/10/2007 15:33)
4. ikaretsaka ( 11/10/2007 16:01)
:lol:
5. cutie ( 11/10/2007 16:53)
Mpandefa : Ragadona [ Valio ] 11-10-2007 12:33:37
Lohateny : tato ho ato
Tato ho ato to tsikaritra hoe misy antokon'olona misahirana manao mission manokana mitady ireo kilema rehetra mety ho azo roritina hanenjehana ny katolika (gazety, resaka, sites w.,....). Tsy aleo ve mba izay hanampiana ny katolika ary no atao satria raha hitsimpona an'ireny kilemany ireny fotsiny ianao mba hanenjehana azy dia hosasatra eo fotsiny fa ny kilemany hohitanao eo ambany masonao mandrakariva. Na raha tsy afaka manampy azy ireo avy any ivelany ianao dia idiro ao anatiny mihitsy le katolika hahitanao ny tena ao, hohitanao fa na eo mandrakariva aza ny faharatsiana dia tsy ho tompon'ny teny farany velively izy...

ny katolika:
anaram-piangoanana sa anarana finoana no resahina :lol:
6. pissoa ( 11/10/2007 17:05)
:-D:-D:-D
7. ikaretsaka ( 11/10/2007 17:06)
"c'est pas tres catholique" hono ry cutie a:-D
8. cutie ( 11/10/2007 17:08)
za tsy maharaka koa:-D
9. fijo ( 11/10/2007 19:39)
za koa aloha dia somary gaga ny mpino sasany izay manenjika be ny katolika.
rehefa jerena anefa ny zavatra nataony,dia tsy misy valaka amin'ny zavatra vitan'ny katolika tany ankafa.
raha te hanenjika protes aho ohatra dia tsy maka lavitra fa ny atsy irland no asiako maso kely,fa maro no zavatra azo ambara momba ny protes ao.
za tsy katolika no miteny eto.fa gaga
10. pissoa ( 11/10/2007 20:19)
tsy mba mahatsiaro tena ngambany :-D:-D:-D
11. fijo ( 11/10/2007 20:51)
asa fa ,io anie samy ahitana sy samy misy azo lazaina e.saingy malaza ny katolika de izay,fa tsy midika hoe madio ny protes
12. majesty ( 12/10/2007 05:04)
:D:D:D
13. niryna ( 12/10/2007 07:58)
salmo1:

Ragadona:
Tato ho ato to tsikaritra hoe misy antokon'olona misahirana manao mission manokana mitady ireo kilema rehetra mety ho azo roritina hanenjehana ny katolika (gazety, resaka, sites w.,....).

La Biblia dice: Sambatra izay enjehina noho ny fahamarinana ; fa azy ny fanjakan' ny lanitra.

;-)
Tsy kristiana izany manao mission izany.Ny tarigetran'ny olona atao hoe kristiana amiko dia ny hanavotra ny fanahin'ireo izay very.
Izaho no mamboly hoy i Paoly,ny iray mandena,fa Atra no mampitombo ny finoan'ilay olona.

14. tsaramaso ( 12/10/2007 16:45)
Ragadona:

Tato ho ato to tsikaritra hoe misy antokon'olona misahirana manao mission manokana mitady ireo kilema rehetra mety ho azo roritina hanenjehana ny katolika (gazety, resaka, sites w.,....). Tsy aleo ve mba izay hanampiana ny katolika ary no atao satria raha hitsimpona an'ireny kilemany ireny fotsiny ianao mba hanenjehana azy dia hosasatra eo fotsiny fa ny kilemany hohitanao eo ambany masonao mandrakariva. Na raha tsy afaka manampy azy ireo avy any ivelany ianao dia idiro ao anatiny mihitsy le katolika hahitanao ny tena ao, hohitanao fa na eo mandrakariva aza ny faharatsiana dia tsy ho tompon'ny teny farany velively izy...


fa an'iza ny teny voalohany ????!!
an'iza ny teny manaraka ???? de aveo an'iza ?????
de an'iza ny teny farany ????!!!!!!!!!
15. fijo ( 12/10/2007 20:13)
ny tsaramaso aloha,hay ny hidirany,fa tsy hay hoe aiza no hivoahany;na hiafarany,eo le resaka.any izy miteny farany ngamba
16. ikaretsaka ( 12/10/2007 23:20)
:-D
17. tsaramaso ( 12/10/2007 23:48)
@fijo : de zay zany no tenin'la farany ????!!!!!! hahahahahah !!!!!
18. patrick2002 ( 13/10/2007 01:03)
Ny fiheverako azy dia misy antony ara-politika ao .
- Satria efa hita fa tsy mifanaraka @ valeur moral ny toetr'andro @ izao intsony ny politika vaovao hampiarin'i BenoitXVI dia manao pression ny media mba hampilefitra ny vatican .
- Hita fa miha-henjana vatican eo @ avortement ny divorce ,izay hita fa mihanaka manerana ny tany mandroso rehetra
- Vao maika nahazo laka ireo coservateur katolika ary efa nilaza ny pape Benoit XVI fa tsy entreprise commercial ny fiangonana ka hanao izay hanabe ny mpino ao aminy .
19. patrick2002 ( 13/10/2007 01:10)
Raha mandinika isika efa t@ androny Jean Paul II ,no efa nanao pression ny fanjakana tany @ pays matanjaka ,fa tokony hasaina manambady ny pretre fa miha-kely andro aman'alina ny vocation ,nefa tsy nilefitra Jean Paul II ,taty aoriana dia nianaka eran'ny vaovao ny pretre pedophile sns ,satria mba hanaovana pression ankolaka ny vatican .
Fihevitro aloha io ka asa na marina na tsia .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1795