Inona no hevitra tiana ho tenenina amin'ireto?
22. prime
(
17/10/2007 12:33)
Raha ilay tenin'ny ohabolana notsongain'i niryna io dia manome endrika "extrême" mihitsy satria tsy resaka ota sy tsy fahamarinana eo amin'Andriamanitra fotsiny ihany fa mety ihafara amin'ny aina lasa mihitsy...
niryna:... ny fahatezerana mety mitranga foana tokoa amin'ny fiainana ary tsy ota eo raha ny lazain'ny tenin'Andriamanitra... fa ny manota resahinao dia mety ho famaliana ratsy tokoa fa mety hafa ihany koa... fihazonana an-dolom-po dia efa ota... fanozonana anaty dia efa ota... vokatr'ilay hatezarana...
Fa afaka tezitra isika satria olombelona ihany Aza manota izany koa ve tsy azo lazaina hoe aza mamaly ratsy ny ratsy?
23. niryna
(
18/10/2007 05:06)
prime:
Raha ilay tenin'ny ohabolana notsongain'i niryna io dia manome endrika "extrême" mihitsy satria tsy resaka ota sy tsy fahamarinana eo amin'Andriamanitra fotsiny ihany fa mety ihafara amin'ny aina lasa mihitsy...niryna:... ny fahatezerana mety mitranga foana tokoa amin'ny fiainana ary tsy ota eo raha ny lazain'ny tenin'Andriamanitra... fa ny manota resahinao dia mety ho famaliana ratsy tokoa fa mety hafa ihany koa... fihazonana an-dolom-po dia efa ota... fanozonana anaty dia efa ota... vokatr'ilay hatezarana...
Fa afaka tezitra isika satria olombelona ihany Aza manota izany koa ve tsy azo lazaina hoe aza mamaly ratsy ny ratsy?
misaotra anao
25. niryna
(
23/10/2007 17:18)
prime:
niryna> Tsy misy fisaorana... mehereza hatrany...
Andriamanitra anie homba anao...
:D isika rehetra :-*
