Fanjakan'Andriamanitra Vs fanjakan'ny Satana!!

21. Mandefitra ( 17/10/2007 05:34)
Mampahery anareo roalahy (Boraingy sy prime)@ anaran'ny Jesosy Kristy Tompontsika.
Efesiana 6:
13 Ary noho izany, dia raiso avokoa ny fiadian'Andriamanitra, mba hahazoanareo hanohitra amin'ny andro mahory; ary rehefa vitanareo avokoa, dia hahafahatra hianareo.
14 Mifahara ary, ka sikino fahamarinana ny valahanareo, ary mitafia ny rariny ho fiarovan-tratra,
15 ary kiraroy ny fahavononam-panahy avy amin'ny filazantsaran'ny fihavanana ny tongotrareo;
16 ary ho fanampin'izany rehetra izany dia tano ny finoana ho ampinga, izay hahazoanareo hamono ny zana-tsipika marehitra rehetra izay alefan''ilay ratsy.
17 Ary raiso ny famonjena ho fiarovan-doha sy ny tenin'Andriamanitra ho sabatry ny Fanahy;
22. tywa68 ( 17/10/2007 09:29)
Niryna : tena mahafinaritra ny fahazotoanao, fa mba ezaho atao résumé mba hahazoana ilay tena valiny azafady, raha azo atao :lol::-*

Sa tsy izany ry rasiligaoma :lol:

Mandefitra : fa maninona indray hoe :wink: :-D

fijo : :-D aza matahotra fa miaraka aminay ianao miandry ny hiverenan'ilay Tompotsika :lol:

Boraingy sy prime : tsy misy very zay miankina Aminy :-*

23. prime ( 17/10/2007 10:53)
Mandefitra> mankasitraka r'ise a... Andriamanitra anie hamaly fitia an'ise amin'izany fankaherezana lehibe izany... no sady mirary soa ho an'i boraingy hotahian'Andriamanitra...
24. fijo ( 19/10/2007 21:42)
eny e,aleoko aloha miaraka aminareo,fa ilay tompon'ny silamo tsy mihinana kisoa ka tsy voako.de ahoana tokoa ry zalahy ireo?
25. prime ( 22/10/2007 08:32)
fijo> misy kristiana koa tsy mihinan-kisoa... dia ahoana ry fijo?
26. niryna ( 23/10/2007 06:02)
fijo:

iza le tompo,amin'ny manaraka ataovy hoe "izy tompotsika"fa aza terena ho tomponay koa

Tompontsika rehetra ka.Tsy manaiky hianao fa tompontsika izy kanefa izy tompontsika ka :D

27. niryna ( 23/10/2007 06:05)
tywa68:

Niryna : tena mahafinaritra ny fahazotoanao, fa mba ezaho atao résumé mba hahazoana ilay tena valiny azafady, raha azo atao :lol::-*

Sa tsy izany ry rasiligaoma :lol:

Mandefitra : fa maninona indray hoe :wink: :-D

fijo : :-D aza matahotra fa miaraka aminay ianao miandry ny hiverenan'ilay Tompotsika :lol:

Boraingy sy prime : tsy misy very zay miankina Aminy :-*
misaotra anao,




© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0453