ovay ny famindra

21. simplex ( 10/10/2007 19:23)

zay ndray alou d kristianina e, mijery refa misy ny fampisehoana :roll::°):):P

rahoviana aza vao hisy plage nudiste any Dago kle :°):-P:^):@:@

:b:b:b
22. xxx ( 10/10/2007 19:48)
Fashion victim; te-hitovitovy amin'ny be sy ny maro,

te- hanaraka izay fomba vao2; fahazarana azo avy

amin'ny namana na eo @ mpiara-monina.Tsy manana

personalité nefa tsy manana modely maontina;de

manaraka fotsiny .
23. tsaramaso ( 11/10/2007 02:46)
xxx:

Taloha rehefa misy resaka sahala amin'izao dia mianga avy any ry tovovavy isany ny ekipany rehetra mamely manao hoe: "tery saina e", "tsy te hivoatra e" sy ny sisa e.

fa sexy girl eeeeeeeeee !!!!!!!! haahahaahahaha

24. Jeankely ( 11/10/2007 09:59)
Voatsaramaso "le". Ny marina dia niboridana taloha ary mbola misy ny toerana misy miboridana. Tsy ny manao fanahiniana akory fa tena mbola fiahainana tsy nivoatra. Taty aoriana dia tsy mety ny miboridana fa misy ny afenina. Ezahan'ny sasany haverina ny fitafy taloha fa amin'ny endriny hafa. Ny fiantraikany dia tsy mitovy. Ohatra raha firenena efa mandroso na hiboridana aza ianao dia anao iny fa tsy dia mijery sy hanaramaso anao ny olona fa samy manao izay tiany. Raha ny sasany kosa dia ny manaramaso na mitsapa na misafo na miantraika any @ atidohany ny fahitana ny vehivavy miboridana. Raha i Madagasikara dia tsy mitovy ny fomba fiainana sy fandrosoan'ny faritra tsirairay. Misy ny mihevitra fa rehefa manao akanjo miboridana dia efa sipa nifandimbiasan'ny lehilahy. Izany nefa diso be fa indraindray ny lava jupe aza no nanala zaza impito. Sarotrabe io ka mila dinihana fa tena miantraika @ fianan'ny Malagasy mihintsy. Mbola taraiky izy raha resaka akanjo no mampangorintsina. Taloha aza ny vehivavy tsy miboridana amasombady. Maty ny jiro ary ao anaty lamba no manao Khoto sy Khala ary na teraka aza dia mivoaka ny lehilahy satria tsy tokony ho hitany ny fivavian'ny vadiny. Zavatra efa nilaozana daholo izany ankehitriny. Koa sarotra io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3065